Wise virgins with fire

Wise virgins with fire Page chrétien
(1)

09/10/2023
09/10/2023

🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥

09/10/2023

🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🙋‍♂️🙋‍♂️🙋‍♂️🙋‍♂️

29/04/2022

Izy tokoa no vatolampiko sy famonjena ahy, dia fiarovana avo ho ahy, ka tsy mba hangozohozo aho.
— Salamo 62 : 6

28/04/2022

Dia hoy izaho: Tsy hanonona Azy aho na hiteny intsony amin'ny anarany. Nefa izany dia tonga toy ny afo mirehitra ato am-poko, voahidy ato amin'ny taolako; Ary sasatra ny niaritra aho ka tsy mahazaka.
— Jeremia 20 : 9

27/04/2022

Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-drà, fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'izao fahamaizinana izao, dia amin'ny fanahy ratsy eny amin'ny rivotra*. [*Grika: lanitra]
— Efesiana 6 : 12

26/04/2022

Misy azom-pahoriana va eo aminareo? Aoka izy hivavaka. Misy faly va? Aoka izy hihira fiderana.
— Jakoba 5 : 13

25/04/2022

Mipotrapotra-dranomaso aho noho ny alaheloko; Ampaherezo aho araka ny teninao.
— Salamo 119 : 28

24/04/2022

# Fanilon'ny tongotro Sy fanazavana ny lalako ny teninao.
— Salamo 119 : 105

23/04/2022

sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary, indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao.
— Matio 28 : 20

22/04/2022

FA maizina ianareo fahiny. FA efa mazava ao amin.ny tompo kosa ankehitriny .mandehana tahaka ny zanaki ny mazava.....Efesiana ..5..8 tahiny tompo daholo ee 🙏🙏

21/04/2022

Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany; Ataovy fantatra any amin'ny firenena ny asany.
— Salamo 105 : 1

20/04/2022

Lazao aminy hoe: Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo, ry taranak'Isiraely?
— Ezekiela 33 : 11

19/04/2022

Fa sanatria raha mba misy hataoko rehareha afa-tsy ny hazo fijalian'i Jesoa Kristy Tompontsika, Izay* nahavoahombo izao tontolo izao tamin'ny hazo fijaliana, raha ny amiko, ary izaho kosa, raha ny amin'izao tontolo izao. [*Na: izay]
— Galatiana 6 : 14

18/04/2022

Ary ho halan'ny olona rehetra ianareo noho ny anarako; fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena.
— Matio 10 : 22

17/04/2022

Ianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin'ny zavatra rehetra, tsy amin'ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mpila sitraka amin'olona, fa amin'ny fahatsoram-po, matahotra ny Tompo;
— Kolosiana 3 : 22

16/04/2022

Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
— Eksodosy 20 : 3

15/04/2022

Fiadanan, i Jesosy daholoo

Ny lohateny torteny tsika dia mitondra lohateny hoe

Fitiavan ,ANDRIAMANITRA

Misy hira fiderana samby tahin,i Jesosy atsika rehetra Amen

14/04/2022

Indro, Andriamanitra no famonjena ahy; dia hatoky aho, fa tsy mba hatahotra; Fa Jehovah Tompo no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy.
— Isaia 12 : 2

13/04/2022

koa tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny sainao rehetra ary ny herinao rehetra (Deoteronomia 6:4-5).
— Marka 12 : 30

12/04/2022

Mahareta amin'ny fivavahana, ka miambena amin'izany amin'ny fisaorana,
— Kolosiana 4 : 2

11/04/2022

tokony hanariana ny asan'ny nofo sy ny hitondran-tena miendrika ny filazantsara # Koa raha niara-natsangana tamin'i Kristy ianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin'ny itoeran'i Kristy, Izay mipetraka eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra.
— Kolosiana 3 : 1

10/04/2022

Mamonona fiadanany JESOSY KRISTY hoamitsika rehetra tompoko aza adino ny fotom.bavaka🙏🙏 tsika isakiny maraina aminy 6.ora eto aminy page🔥 hiatrehatsika ny totolo andro tsika✊ indridra ny hiatrehatsika ny erinadro masina 💒zay atsiharovatsika ny ilay lalana nodiaviny jesosy 💔sy ny namonjeny atsika hoafaka taminy fahotana 🌍❤❤

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261323837547

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Wise virgins with fire posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Wise virgins with fire:

Videos

Share


Other Media/News Companies in Antananarivo

Show All