On AIR RADIO 100.6 FM

On AIR RADIO 100.6 FM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from On AIR RADIO 100.6 FM, Media/News Company, Ankorondrano, Antananarivo.

01/01/2019

🎇🎉 En cette nouvelle année 2019 , nous vous souhaitons 365 journées de ciel bleu, une multitude d'étoiles dans les yeux, de l'amour, des rêves ainsi que des belles surprises, et de rester sur les ondes de pour toujours plus de et de 👌

31/12/2018

Arahabaina isika rehetra nahatratra ny farany ato amin'ny fandaharana AIZ ZE OLN O!
Alefaso eto ndray ary ny kopantanana sy firariantsoa alin'ity alatsinainy faran'ny taona ity e!

29/12/2018

salama eee!!!!
Alefaso eto ny kopatanana sy ny firariantsoa @ ity maraina ity ato anaty fandaharana AIZ ZE OLN

28/12/2018

Alefaso eto ny fangatahana hira sy ny firariantsoanao miaraka amin'i Aina na antsoy ny 034 11 905 80 ( 15h30 - 16h00 )

28/12/2018

Inona no azo atao mba hisorohana ny fanadinoina?Inona no zavatra matetika hadinoinao ny mitondra azy?Inona ireo fatiantokin'ny olona very tadidy?Ento ny hevitrao miaraka amin'i Aina.

28/12/2018

zoma ny andro ry zareo a,mbola ato daholo ve ny olona?
Izao indray ary ny loha hevitra androany e"ianao ve rehefa misy olana dia iza no hitataranao azy voalohany?Misy antony manokana ve?
Alefaso eto ary ny fanehon-kevitrao e§
Mirary tontolo andro mahafinaritra hoantsika rehetra

28/12/2018

AIZ ZE OLN o!!!
Zoma mahafinaritra ity miaraka eto @ ON AIR RADIO
Alefaso eto ary ny kopatanana sy ny firariantsoa maraina ity

27/12/2018

🔥 Ndao farananana mahafinaritra be ity fandaharana * M I X S E S S I O N * @ ity taona #2018 ity miaraka @ .mikiwi 🔥👌 👉 1 7 H - 1 9 H 👈

27/12/2018

AIZ ZE OLN
Fitaizana ny ankizy ao an tokantrano indray no ho resahantsika androany
"ahoana ny fomba hitaizana ny ankizy @ izao vanim-potoana izao,inona no tena hitanao lesoka @ ny fitatizana ankehitriny"
Mirary tontolo andro mahafinaritra hoantsika rehetra

27/12/2018

AIZ ZE OLN eee!!!
salama va?
Alefaso eto ary ny kopatanana sy ny firariantsoa @ ity maraina ity

26/12/2018

Votre émission * C A L I E N T E * ce soir à 20H 👌

26/12/2018

Inona no fihetsika tsy tianao ataon'ny olontinao any ampamonjena lanonana?Raha misy maka mandihy izy na misy manadala dia inona no ataonao?Mety ve ny mpifankatia miara mamonjy lanonana anefa?Ento ary ny hevitrao miaraka.amin'i Aina.

26/12/2018

AIZ ZE OLN ee!!
Mbola ato daholo ve ny olona e!!!
Nanao ahoana ny fety omaly,taiza ianareo?nahafinaritra ve?
Nisy tranga tazanareo ve tany ho any?
Tatarao eto ary e!
Mirary tontolo andro finaritra hoantsika rehetra

26/12/2018

salama oo!!!!
Miarahaba abtsika rehetra nahatratra ny noely 2018,
Alefaso eto indray ny kopatanana sy ny firariantsoa @ ity maraina ity ato anaty fandaharana AIZ ZE OLN

24/12/2018

🌟❄️ Vivez la magie de Noël dès ce soir 🤩😊 .
(c) 🎼 Justin Bieber - Mistletoe 🎼😍 .

24/12/2018

Alefaso eto ny fangatahana hira sy ny firariantsoanao miaraka amin'i Aina na antsoy ny 034 11 905 80 ( 17h30 - 18h00 )

24/12/2018

Tsara kokoa hono ny manome noho ny mandray,ho anao natao hifanomezana ny andron'ny noely.Ilay mpanome ianao sa ilay mandray?Inona no vokany tsara azon'ireo olona zatra manome?Ento ny hevitrao miaraka amin'i Aina.

24/12/2018

AIZ ZE OLN
"Manao ahoana ny fanomanana ny fety hoan'ny rahampitso ry zareo?Hivoaka sa hizanona ao an-trano?efa nanomana teti bola manokjana ve?
Tantarao eto ary EE!!!!
alefaso eto ary ny hevitrareo
Mirary tontolo andro finaritra hoantsika

24/12/2018

salama ee!!!!!!!!
alefaso eto ny kopatanana sy ny firariantsoa maraina ity ato anaty fandaharana AIZ ZE OLN

22/12/2018

salama eee!!!
Alefaso eto ny kopatanana sy ny firarintsoa maraina ity ato anaty fandaharana AIZ ZE OLN
Mirary tontolo andro finaritra hoantsika rehetra

21/12/2018

Rehefa manakaiky toa.izao ny fety dia maro ny olona no manana fahazarana ny manova sy manakisaka ny entana ao antrano!Mba manao izany ve ianao?Dia inona amin'ireo entana.ao antrano.no mba fanisakisakao?Inona no antony anaovana.izany raha ny hevitrao?Ento ny hevitrao miaraka amin'i Aina.

21/12/2018

AIZ ZE OLN O!
Fitiavana indray no ho resahantsika androany
"Inona ny fomba fiteny na fihetsika mampifamaly ny mpifankatia na ny mpivady"
alefaso eto ny hevitrareo eto @ pejy
Mirary tontolo andro finaritra hoantsika rehetra

21/12/2018

salama e!!
Alefaso eto ny kopatanana sy ny firarintsoa @ ity zoma mahafinaritra ity ato anaty AIZ ZE OLN

18/12/2018

Ny anatry ny Ray aman-dreny hono toa.ny tsipaka.ombalahy raha tsy mahavoa mahafanina ,raha mahavoa mahafaty!Tena manankery ve ny ozon'ny Ray aman-dreny?Ento.ny hevitrao miaraka amin'i Aina sy ny vahiny.

18/12/2018

AIZ ZE OLN
Mbola ao daholo ve ny olona oo!!!
mbola hiresaka mahakasika n y fety ihany isika "inona avy ireo karazana fanararaotina fantatrao rehefa andro fety sahala amin'izao?Efa tratran'izay fanararaotana izay ve ianao?Tatarao eto hoe
Afaka miantso ny 0341190580
Mirary tontolo andro mahafinaritra hoantsika rehetra

18/12/2018

salama ee!!
Alefaso eto ny kopatanana sy ny firarintsoa @ ity maraina ity ato anaty fandaharana AIZ ZE OLN
Mirary tontolo andro mahafinaritra hoantsika rehetra

17/12/2018

Anio ilay fotoana.hanasantsika olona.manampahaizana manokana ka mahakasika.ny tanjona tratrarina no ho resahana.Aminao inona no atao mba hahatanteraka hatramin'ny farany ny tanjona izay notratrarina?Inona kosa no mety hiseo raha sendra tsy tojo hatramin'ny farany izay zavatra nokendrena izay?Ento ary ny hevitrao miaraka amin'i Aina sy Profesora Andry Raharison manampahaizana manokana amin'ny amparahatoka.

17/12/2018

Faly miarahaba antsika rehetra indray 😊 .
Izahay eto amin’ny 👉ON AIR 👈dia mamerina hatrany ny fankasitrahana anareo rehetra tonga maro be namaly ny antso tamin’ny Sabotsy 15 desambra lasa teo, tamin’ilay hetsika 🌈 R A I N B O W Z U M B A 🌈 izay natao tao amin’ny Petit Palais Mahamasina, niarahana tamin’ireo coach matihanina amin’ny zumba👉 ONE 1️⃣ [Rindra], TWO 2️⃣ [T**i] & THREE 3️⃣ [Optimus]👈💪👌.
Ankasitrahana ihany koa ireo mpiara-miasa rehetra tamin’ny fanantontosana izany, i SHYN sy i DENISE ary ireo maro hafa tsy voatanisa 🙏 .
Tsy adino ianareo rehetra nandray anjara tamin’ny « danse challenge » ary Arahaba manokana ihany koa hoan’ireo rehetra naharesy tamin’ny fifaninanana. ⭐️
Manentana antsika hatrany hanaraka tsy tapaka ny ON AIR RADIO 100.6FM 📻 sy ny ON AIR TV 📺 .
Mankasitraka e 🙏

Address

Ankorondrano
Antananarivo
101

Telephone

+261341190580

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when On AIR RADIO 100.6 FM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to On AIR RADIO 100.6 FM:

Videos

Share

Nearby media companies