DS Video MG

DS Video MG Utilisez Ds video pour régarder/Telécharger vos Films et Série Tv preferés (votre choix) dépui

Iza no mbola tsy manana accès Plex ? hiditra amin'ny 3 eme vague client vaovao amin'izay mantsy isika
29/03/2024

Iza no mbola tsy manana accès Plex ?
hiditra amin'ny 3 eme vague client vaovao amin'izay mantsy isika

Ho anareo client izay manana kaontin'andro ato amin'ny ds video ! (le nanao 3 Mois sy 6 Mois ary 12 Mois ireny ) ka mbol...
26/03/2024

Ho anareo client izay manana kaontin'andro ato amin'ny ds video ! (le nanao 3 Mois sy 6 Mois ary 12 Mois ireny ) ka mbola tsy tafiditra plex .
Misy fandaminana ilay tarif hoe 15.000 Ar à partir ny mois d'Avril ary efa nolazaina tao amin'ny video en direct izay nataoko ilay izy.
Raha manena ilay fotoana izahay tsy hoe fetsifetsy na misoloky akory fa izay no raisonement tsotra indrindra hoe tsy mitovy ny 10.000 Ar sy ny 15.000 Ar. Ka raha mahatsapa ianao fa tsy mety aminao ilay prix sy fanenana ny jour ijerenao ilay Plex dia mandefasa mp fa averinay ny volanao izay kaonty reste aty.
Efa nohezahana minimum le prix efa miezaka andro aman'alina izahay fa hoanareo ilay izy fa tsy ho anay velively , fa fitiavana an'ilay ketriketrika no zava dehibe, tsisy gain ngeza be makaty aminay izany io.
Ampitiavana be.

Vaovao tsara , efa milamina araka izay tratra ny base de donné INNOVA (Ds video MG) amin'ny Application Plex ka ho fanda...
14/03/2024

Vaovao tsara , efa milamina araka izay tratra ny base de donné INNOVA (Ds video MG) amin'ny Application Plex ka ho fandaminana sy fizarana ny login dia asesinay araka ny matricule tao amin'ny ds video ny fandefasana msg (mp) anareo rehetra izahay.
: Compte vaovao mihitsy tsy misy idirina PremiumID### intsony

Vaovao be! 📣📣📣Ho fanomezana fahafam-po hatrany ny mpanjifa ny DS Video MG dia faly izahay manolotra tolotra vaovao be ho...
23/10/2023

Vaovao be! 📣📣📣
Ho fanomezana fahafam-po hatrany ny mpanjifa ny DS Video MG dia faly izahay manolotra tolotra vaovao be ho anareo.
🔥Ds Video TV Box. 🔥
✅Efa ao avokoa ny box sy ny data internet ijerenao ireo film, série , novelas, drama, manga, sns. (+400.000)
✅Misy Nouveauté isan'andro na film io na série.
✅Qualité tsara be full HD.
❌Tsy mila antenne, na décodeur na wifi intsony fa avy hatrany dia mijery.
✅Installation box et SAV gratuit
🔖Tarif natao mirary 200.000 Ar par mois.
❌Tsy misy engagement na caution
❌Hatreto aloha dia couverture ho'an'Antananarivo manokana ihany.
☎️Plus d'info : +261 34 14 369 74 / +261 34 33 229 52
Boutique Innovation Service Ambodinisotry Antananarivo Madagascar
🇲🇬



05/06/2023
16/07/2022

Bonsoir, mba asio commentaire ao ambany raha efa abonné ds video ianao

17/06/2022

Le réalisateur de Top Gun : Maverick est déjà de retour, sur Netflix cette fois, avec un thriller de science-fiction dans lequel il dirige Chris Hemsworth et Miles Teller : Spiderhead.

The boys saison 3, nouvelle saison (épisode 4/8 en cours)Vous pouvez suivre sur Ds video, dans l'album série TV
17/06/2022

The boys saison 3, nouvelle saison (épisode 4/8 en cours)
Vous pouvez suivre sur Ds video, dans l'album série TV

Vaovao be! Efa dispo ao amin'ny Bibliothèque Ds Video Mg ny Film Action By Innova (ireo action nalaza taloha rehetra) mi...
02/06/2022

Vaovao be!
Efa dispo ao amin'ny Bibliothèque Ds Video Mg ny Film Action By Innova (ireo action nalaza taloha rehetra) misy eo amin'ny 500 Titres eo eo, mbola mitombo foana io!



02/06/2022

Obi-Wan Kenobi - Bande-annonce officielle (VF) | Disney+
Ho itanao tsy ho ela ao amin'ny Ds Video ihany koa!

Feedback kely, Mankasitraka hatrany ireo izay efa nanjifa ary mbola manjifa hatramin'izao,
23/05/2022

Feedback kely, Mankasitraka hatrany ireo izay efa nanjifa ary mbola manjifa hatramin'izao,

𝟑𝟔𝟓 𝐣𝐨𝐮𝐫𝐬 : 𝟓 𝐜𝐡𝐨𝐬𝐞𝐬 à 𝐬𝐚𝐯𝐨𝐢𝐫 𝐬𝐮𝐫 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐞𝐥𝐞 𝐌𝐨𝐫𝐫𝐨𝐧𝐞, 𝐥’𝐚𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐝𝐮 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐬𝐮𝐥𝐟𝐮𝐫𝐞𝐮𝐱 𝐍𝐞𝐭𝐟𝐥𝐢𝐱Michele Morrone, l’interprète du ma...
30/04/2022

𝟑𝟔𝟓 𝐣𝐨𝐮𝐫𝐬 : 𝟓 𝐜𝐡𝐨𝐬𝐞𝐬 à 𝐬𝐚𝐯𝐨𝐢𝐫 𝐬𝐮𝐫 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐞𝐥𝐞 𝐌𝐨𝐫𝐫𝐨𝐧𝐞, 𝐥’𝐚𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐝𝐮 𝐟𝐢𝐥𝐦 𝐬𝐮𝐥𝐟𝐮𝐫𝐞𝐮𝐱 𝐍𝐞𝐭𝐟𝐥𝐢𝐱
Michele Morrone, l’interprète du mafieux Massimo dans 365 jours et sa suite 365 jours au lendemain sur Netflix, fascine…

Telma Madagascar lance la Fibre pour familiale , idéal pour nos plateforme de streaming prix léger et vitesse haute débi...
25/03/2022

Telma Madagascar lance la Fibre pour familiale , idéal pour nos plateforme de streaming prix léger et vitesse haute débit.
Abonnez vous dès maintenant , DS Video MG account Premium


«Treize à la douzaine» sur Disney+ : un remake familial un peu simplisteLa nouvelle version de l’histoire d’une famille ...
18/03/2022

«Treize à la douzaine» sur Disney+ : un remake familial un peu simpliste

La nouvelle version de l’histoire d’une famille où vivent douze enfants, déjà plusieurs fois adaptée, se révèle plus moderne, mais aussi moins drôle que les versions précédentes.

La Saison 5 du Last Kingdom débarque aussi sur DS Video MG Le Dernier Royaume a captivé les fans du monde entier avec se...
09/03/2022

La Saison 5 du Last Kingdom débarque aussi sur DS Video MG

Le Dernier Royaume a captivé les fans du monde entier avec ses intrigues à suspense, ses parallèles historiques et ses scènes de combat étonnantes, suscitant souvent des comparaisons avec la série Game of Thrones de HBO.

Sony Pictures  et Amazon Prime Video  vont co-produire une série GOD of WAR 👊🔥On voit bien Jason Mamoa oa dans le rôle p...
08/03/2022

Sony Pictures et Amazon Prime Video vont co-produire une série GOD of WAR 👊🔥
On voit bien Jason Mamoa oa dans le rôle principal de Kratos 😈

Le producteur de Avatar 2 confirme que le film arrivera en décembre : "Vous n'êtes prêts pour ce que James Cameron prépa...
07/03/2022

Le producteur de Avatar 2 confirme que le film arrivera en décembre : "Vous n'êtes prêts pour ce que James Cameron prépare" 😱
On a hâte de voir ça 👊🔥

Address

Ambodinisotry
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DS Video MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DS Video MG:

Videos

Share


Other Media/News Companies in Antananarivo

Show All