Politika gasy

Politika gasy Fifampizarana politika mampandrso

04/05/2021

Ny politika fampiesonana no tena poizina ho an'ny firenena sy ny vahoaka ao aminy. Tsy hisy firenena handroso raha mbola business no hataon'ny mpitondra.
SAMIA MANDINIKA ISIKA!

02/04/2021

ELA VELONA AM FANAOVAN-DRATSY

24/02/2021

Aiza ianao ra-fahafahana? Aiza ianao ra-demokrasia? fa toa tsy hitako intsony!

17/01/2021

Lasa diversion no iniana ampanjakaina eto am firenena fa ts ny fahamarinana. Simba enao ry fireneko

10/01/2021

Tsy hangina am ts rariny sika manoloana ny karazana herisetra miseho eto am firenena

03/01/2021

Ny fahantrana dia azo resena, azo ialana, saingy miantoka ny handresena sy ny hialana aminy ny mpitondra! Izay no antony ipetrahany eo am toerany, hitsinjo sy hanasoa ny valala bemandry!!

27/12/2020

Mahantra ny Firenena! Mahantra olo- marina

Address

Antananarivo

Telephone

+261344371406

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Politika gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Media/News Companies in Antananarivo

Show All