Gasy 2.0

Gasy 2.0 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy 2.0, News & Media Website, Antananarivo.

🔴🔴Vola may mandritra ilay fahamaizan'i Tsena Maintso Behoririka 🔴🔴Mankahery anareo mpandraharaha rava fananana, very fid...
21/10/2023

🔴🔴Vola may mandritra ilay fahamaizan'i Tsena Maintso Behoririka 🔴🔴

Mankahery anareo mpandraharaha rava fananana, very fidirambola tamin'ity voina ity

⭕️LEHILAHY NISOTY VARAVARAKELY TENY AMPASAMADINIKA.🤷‍♂️Tsy fantatra izay antony fa olona sendra nandalo nahita👀Ao commen...
16/10/2023

⭕️LEHILAHY NISOTY VARAVARAKELY TENY AMPASAMADINIKA.
🤷‍♂️Tsy fantatra izay antony fa olona sendra nandalo nahita👀
Ao commentaires vidéo🎬🎬

Bus scolaire🚌 iray no nifandona tamin'ny camion teo amin'ny Pont FITIM androany atoandro. Nitondra mpianatra moa ity fia...
10/10/2023

Bus scolaire🚌 iray no nifandona tamin'ny camion teo amin'ny Pont FITIM androany atoandro.
Nitondra mpianatra moa ity fiara ity ka nisy ny naratra izay efa nalefa any amin'ny TVHFB Androva.
📷Crepin be Ndragnahary

Nareo koa ve tia trondro🤤🤤POISSON GÉANT 300 kg 🐟📍Dzamandzar Nosy Be.📸 EF Rabe
04/10/2023

Nareo koa ve tia trondro🤤🤤
POISSON GÉANT 300 kg 🐟
📍Dzamandzar Nosy Be.
📸 EF Rabe

Tovovavy Malagasy hôtesse ao amin'ny kaompania Corsair ✈️Mety hifaneny aminy nareo raha mandeha amin'ny sidina Madagasik...
25/09/2023

Tovovavy Malagasy hôtesse ao amin'ny kaompania Corsair ✈️
Mety hifaneny aminy nareo raha mandeha amin'ny sidina Madagasikara - Maurice - Reunion🇷🇪 Maurice 🇲🇺 - Mayotte🇾🇹 .

Loharano : Madagascar Aviation

❗ Sao misy mahalala ity fiara ity 😱Fiara iray no nivadika eny amin'ny rocade Iarivo amin' izao fotoana izao. Mbola tsy f...
20/09/2023

❗ Sao misy mahalala ity fiara ity
😱Fiara iray no nivadika eny amin'ny rocade Iarivo amin' izao fotoana izao. Mbola tsy fantatra mazava ny anton'ny loza sy ny vokany. Andrasan ny tohiny.

(Sary nindramina)

Taxi🚕 iray no may kila ny afo teo amin'ny fiangonana Catholique Ambanidia androany tolakandro.Mafy ihany aloha izany sim...
20/09/2023

Taxi🚕 iray no may kila ny afo teo amin'ny fiangonana Catholique Ambanidia androany tolakandro.
Mafy ihany aloha izany simba fananana izany fa dia mankahery ny tompon'ny fiara🙏

Mila mailo rehefa hamonjy mariage fa tsy hainao izay surprise miandry anao any 💃
26/07/2023

Mila mailo rehefa hamonjy mariage fa tsy hainao izay surprise miandry anao any 💃

⚠⚠Lozam-pifamoivoizana teny Tsarasaotra⚠⚠🚙Fiara Starex hoany Ivato no nisehoana lozam-pifamoivoizana teny Tsarasaotra.👉N...
13/07/2023

⚠⚠Lozam-pifamoivoizana teny Tsarasaotra⚠⚠
🚙Fiara Starex hoany Ivato no nisehoana lozam-pifamoivoizana teny Tsarasaotra.
👉Ny mpamily azy ihany no tao anatin'io fiara io ary efa nisy nitondra any amin'ny hopitaly izy🚑
📷Ambinintsoa Rakotoarivony

⚠️Lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teny amin'ny RN1 Anosizato CocaRexton tapaka frein nefa nitondra marary no nahatong...
13/06/2023

⚠️Lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teny amin'ny RN1 Anosizato Coca
Rexton tapaka frein nefa nitondra marary no nahatonga ny loza⚠️
Olona ray hatreto ny fantatra fa namoy ny ainy ary ny iray mbola tsy mahatsiaro tena fa lasa any amin'ny hopitaly🚑

Ireto vola ireto  aloha mbola samy mahatadidy azy daholo satria vao aingana no tsy nampaisana azy intsony teto amintsika...
06/06/2023

Ireto vola ireto aloha mbola samy mahatadidy azy daholo satria vao aingana no tsy nampaisana azy intsony teto amintsika 🫰🇲🇬

Iza mbola manana tahiry azy itony amin'izao?

Tsy efa niteraka daholo ve izao ny ankabeazan'ireo olona nampiasa intony vola intony😅Tamin'intony mbola tsy omby tanaty ...
05/06/2023

Tsy efa niteraka daholo ve izao ny ankabeazan'ireo olona nampiasa intony vola intony😅
Tamin'intony mbola tsy omby tanaty porte feuille ny dimy arivo😂

🔥🏀I Livio  Ratianarivo  no namono baolina betsaka indrindra omaly nandritry ny lalao nihaonana tamin'i Frantsa. 12 ny ba...
02/06/2023

🔥🏀I Livio Ratianarivo no namono baolina betsaka indrindra omaly nandritry ny lalao nihaonana tamin'i Frantsa. 12 ny baolina matiny ( 12 points ) tamin'ireo 21 (21 points ) azontsika nandresentsika an'i Frantsa
🦅🇲🇬

"Dubaï de Madagascar" 🌵🇲🇬Tsy any Dubaï akory ity toerana ity fa eto an-toerana ihany😎,tsy voatery hivoaka any ivelany fo...
01/06/2023

"Dubaï de Madagascar" 🌵🇲🇬
Tsy any Dubaï akory ity toerana ity fa eto an-toerana ihany😎,tsy voatery hivoaka any ivelany foana vao mahita desert🌵
Dune de Sable Andaboy, Tuléar, Madagascar 😍😍

Faly miarahaba an'Andriamatoa filoham-pirenena Andry Rajoelina amin'izao fitsingerenan'ny andro nahaterahany izao🥳Mirary...
30/05/2023

Faly miarahaba an'Andriamatoa filoham-pirenena Andry Rajoelina amin'izao fitsingerenan'ny andro nahaterahany izao🥳
Mirary soa azy hatrany amin'ny fanatanterahan'ireo adidy sy andraikitra eto amin'ny firenena🇲🇬

Ireo karazana télécarte nampiasain’ny malagasy taloha 💳Iza daholo ilay nampiasa azy intony natao règle 📏 tany am-pianara...
26/05/2023

Ireo karazana télécarte nampiasain’ny malagasy taloha 💳

Iza daholo ilay nampiasa azy intony natao règle 📏 tany am-pianarana 😅

Vetivety teo dia rakotra avandra ny teto Antananarivo🌧
25/05/2023

Vetivety teo dia rakotra avandra ny teto Antananarivo🌧

Ny katro dia kilalaon-tsaina nentim-paharazanaRaha vao jerena dia toa kilalao mora sy tsotra ny katro kanefa dia azo laz...
22/05/2023

Ny katro dia kilalaon-tsaina nentim-paharazana

Raha vao jerena dia toa kilalao mora sy tsotra ny katro kanefa dia azo lazaina fa tena mitaky fampiasana saina be izy ity

Ny fomba filalao azy: olona roa samy manana andalana roa avy no milalao azy ity. Ary ireo andalana ireo dia ahitana lavaka fasiana vatokely mitovy isa

Na iza na iza manomboka ny lalao dia izy no mifidy ny lavaka sy ny lalana tiany ary manomboka mizara ny vatokilonjy amin’ny lavaka tsirairay mandra-pahatapitra ny vato kely. Afaka maka ny vato ny mpanohitra manoloana ny lavaka eo amin’izay ahavitana ny anjara. Izay tsy manana vato intsony dia resy

Mbola misy mpakafia an’ity lalao ity ve amin’izao fotoana izao?

Ireo karazana sary famantarana na Logo ny lalaon'ny Nosy nifadimby teto amin'ny Océan Indien , iza amin'ireo no tena tad...
20/05/2023

Ireo karazana sary famantarana na Logo ny lalaon'ny Nosy nifadimby teto amin'ny Océan Indien , iza amin'ireo no tena tadidinao?

✅1ère Edition - LA REUNION 1979
✅2ème Edition - SEYCHELLES 1985
✅3ème Edition - MADAGASCAR 1990
✅4ème Edition - SEYCHELLES 1993
✅5ème Edition - LA REUNION 1998
✅6ème Edition - MAURICE 2003
✅7ème Edition - MADAGASCAR 2007
✅8ème Edition - SEYCHELLES 2011
✅9ème Edition - LA REUNION 2015
✅10ème Edition - MAURICE 2019
✅11ème Edition - MADAGASCAR 2023

📌Araka ny lalàna velona eto Madagasikara
16/05/2023

📌Araka ny lalàna velona eto Madagasikara

Ny filaminana sy fahadiovan'ny tananan' Analakely fahiny 🇲🇬
15/05/2023

Ny filaminana sy fahadiovan'ny tananan' Analakely fahiny 🇲🇬

Ireo karazana fitanterana🚌 teto Antananarivo fahiny.Mety mbola tsy dia nisy "embouteillages" kosa tamin'intony😅👉Iza no e...
15/05/2023

Ireo karazana fitanterana🚌 teto Antananarivo fahiny.
Mety mbola tsy dia nisy "embouteillages" kosa tamin'intony😅
👉Iza no efa nitaingina?

Iza daholo le nampiasa an’ireto fitaovana ireto tany an-tsekoly 😄Tsy efa niteraka daholo ve izao ny ankabeazany😅
14/05/2023

Iza daholo le nampiasa an’ireto fitaovana ireto tany an-tsekoly 😄

Tsy efa niteraka daholo ve izao ny ankabeazany😅

🛑KITOZA 🇲🇬🌿 Hafa mihitsy ny tsirony rehefa miantona toa izao izy. Isan'ny laoka tena fihinan'ny Malagasy ny "kitoza" ind...
13/05/2023

🛑KITOZA 🇲🇬
🌿 Hafa mihitsy ny tsirony rehefa miantona toa izao izy. Isan'ny laoka tena fihinan'ny Malagasy ny "kitoza" indrindra ampiarahina amin'ny "vary sosoa" na "vary amin'anana".🍚🍚

👉Ianao ve mba mankafia azy io atao laoka? Kitoza hen'omby sa kitoza hena kisoa no tena tsara?

Fantatrao ve i Yael Morgan Solofonirina🇲🇬🇲🇬Izy ilay vehivavy Malagasy nanatanteraka ny nofinofin’ny fahazazany ho lasa m...
12/05/2023

Fantatrao ve i Yael Morgan Solofonirina🇲🇬🇲🇬
Izy ilay vehivavy Malagasy nanatanteraka ny nofinofin’ny fahazazany ho lasa miaramila🎖️
Misahana ny fampitaovana eo anivony us marines , manomana sy mikarakara ireo entana sy fitaovana ho entin'ireo tropy miady no iandreketany 💪
Nandritra ny taona maro dia nizara ny fiainany andavanandro sy fialambolony tahaka ny mozika tato amin'ny tambazotra sosialy izy ary tena betsaka ireo mpanaraka azy ao amin'ny pejiny😎
Ny tanjony dia ny hanentana ireo tanora hanatratra ny nofiny tahaka ny nanatanterahany ny azy🥰
📷 Yaël

Raha mba tsapanareo ankizy amin'izao fotoana izao manko ny amamin'izao kilalao zao taloha ah😍🥰! Zao efa varina amin'ny T...
11/05/2023

Raha mba tsapanareo ankizy amin'izao fotoana izao manko ny amamin'izao kilalao zao taloha ah😍🥰! Zao efa varina amin'ny Telephone daholo
©️

OMBAY MITADY 👇Mba vonjeo sao misy mahitaLehilahy efa nahazo taona tsy hita teny amin'ny 67 Ha sy ny manodidina, nandeha ...
11/05/2023

OMBAY MITADY 👇
Mba vonjeo sao misy mahita
Lehilahy efa nahazo taona tsy hita teny amin'ny 67 Ha sy ny manodidina, nandeha irery kanefa efa somary osa ihany.
Iangavina zay mahita mba hanatitra azy eny amin'izay manam-pahefana akaiky indrindra na hampandre amin'ity numéro ity 0348723616
Misaotra sahady amin'ny fanomezan-tanana

Ireo karazana laoka Malagasy mafilotra sy be mpankafia indrindra🤤Iza amin'ireo ilay commandinao foana rehefa miditra hot...
11/05/2023

Ireo karazana laoka Malagasy mafilotra sy be mpankafia indrindra🤤
Iza amin'ireo ilay commandinao foana rehefa miditra hotely😁

NOSY BE - Région Diana👉 Ndao mba hiady evitra kely eh! 🛑 Efa henonareo ve ilay tantara hoe: " Mivoaka avy any anaty rano...
09/05/2023

NOSY BE - Région Diana
👉 Ndao mba hiady evitra kely eh!
🛑 Efa henonareo ve ilay tantara hoe: " Mivoaka avy any anaty ranomasina ny OMBY " ?
Tohano ny evitrao raha marina izany 😄. Fa raha tsia kosa dia avy aiza ary ny hipoirany eh 🤔? ary maninona isika no tsy manafatra omby nefa mina-kena foana.

Tahaka izao ny atao rehefa mampandro Omby ry zareo ao amin'ny faritra Diana.

🟤Tsara ny mampahafantatra  fa zava-boary sy toerana misy eto Madagasikara avokoa ireo kisarisary amin' ny vola fampiasai...
09/05/2023

🟤Tsara ny mampahafantatra fa zava-boary sy toerana misy eto Madagasikara avokoa ireo kisarisary amin' ny vola fampiasain-tsika an-davan'andro 🇲🇬

Bambous :Otri-karena ho an'ny mpanao asa-tanana5 km, io no halavan'ny sisin'ny Sisaony nanaovana fambolena bambou tamin'...
08/05/2023

Bambous :
Otri-karena ho an'ny mpanao asa-tanana
5 km, io no halavan'ny sisin'ny Sisaony nanaovana fambolena bambou tamin'ity taona ity.
Maro ny zava-tsoa ateraky ny fambolena azy itony :
👉 Miaro ny nofontany tsy ho simba manamorona ny renirano
👉 Mitana hamandoana lalandava
👉 Ny "Bambou" dia azahoana vokatra maro ihany koa avy aminy.
🌲 Hanamboarana fitaovana sy fanaka isan-karazany
🌲 Atao sakafo sy fandrahoana sakafo (charbon)
🌲 Hanamboarana akanjo (toy ny any Chine ary efa misy ihany koa eto Madagasikara).
Sady miaro amin'ny tontolo iainana fa indrindra ihany koa dia " matières premières" ho an'ny mpanao asa-tanana maro ny Bambou. Koa andao hiara-hisalahy hamboly azy ireny fa tena otri-karena ho an'ny Madagasikara.
❤️🇲🇬❤️
©️ Sophie Ratsiraka

⚠️Accident teny amin'ny digue lalam-baovao⚠️Misy lozam-pifamoivoizana toy izao nitranga teny amin'ny digue 🛣. Fiara 4x4 ...
07/05/2023

⚠️Accident teny amin'ny digue lalam-baovao⚠️
Misy lozam-pifamoivoizana toy izao nitranga teny amin'ny digue 🛣. Fiara 4x4 nivadika, fiara kely nifatratra anaty rano💧

Miandry fanampim-baovao izahay.

📷 nindramina

NY VILANIN'NY NTAOLO🇲🇬🇲🇬Maro isan-karazany ny vilanin'ny Ntaolo. - Ny Vilany be tsangam-batana fitoeran'ny Vary Maina. M...
06/05/2023

NY VILANIN'NY NTAOLO🇲🇬🇲🇬
Maro isan-karazany ny vilanin'ny Ntaolo.
- Ny Vilany be tsangam-batana fitoeran'ny Vary Maina. Misy omby vary iray mahery aza.
- Ny Vilany lehibe Fandritan-kena fampiasaina amin'ny Fandroana.
- Ny Vilany lehibe fandrahoam-bary mbamin'ny mangahazo sy vomanga mpamahoaka raha mindrana olona betsaka.
- Ny Vilany Salasala fandrahoam-bary isanandro.
- Ny Vilany Nongo fandritan-daoka isaky ny misy: ny toho, ny trondro, ny patsa, ny orana, ny tsikovoka, ny foza, ny sifotra, ny ondrindrano, ny sikidindrano, ny valala... Izay rehefa mety ho laoka kely fahandro andavanandro ary ny vatotrakoho kely raha sendra seriserena ny mpianakavy.
- Ny Vilany Nongo Salasala raha tonga ny vahiny dia mamono akoho na vorona, na hividy hen'omby, na hena kisoa na hen'ondry.
- Ny Vilany Nongo kely fandrahoana anana; dia ny ana-tsinahy, sy ny ana-patsa, ny ravim-boatavo sy ny ravim-bomanga, ny ravi-toto sy ny ravim-boavahy, ny ana-poza sy ny beroberoka, ny ana-mafaitra sy ny anamalahon-kova, dia ny ana-madinika rehetra. Ao koa ny anam-baventy famarotra any an-tsena toy ny ana-malao, ana-tsonga, ny ana-mamy ary ny horirika. Hoy ny Ohabolana hoe " Maro ny anana fa ny horirika no talen' ny anana. Henon'ondry ny malahelo. "
Notsongaina tao amin' ilay Boky Ny Tantara ny Andriana Eto Madagasikara. F. Callet 1908.

Raha ohatra ka mbola liana amin'ny karazan'entana vita Gasy ianao dia isan'ireo mbola mampianvaka ny ARIVONIMAMO - Régio...
05/05/2023

Raha ohatra ka mbola liana amin'ny karazan'entana vita Gasy ianao dia isan'ireo mbola mampianvaka ny ARIVONIMAMO - Région Itasy ireo karazana satroka vita Gasy, ary maro isan-karazany azo isafidianana tsara
✔️Tsena ny satroka

Inona avy ireo karazana biscuit, bonbon, chewing-gum sy chocolat tsaroanao fa efa ela ihany izay fisiany izay? Na ireo n...
05/05/2023

Inona avy ireo karazana biscuit, bonbon, chewing-gum sy chocolat tsaroanao fa efa ela ihany izay fisiany izay? Na ireo nisy taloha nefa tsy nisy intsony izao? 🍫🍭🍪🍬😋

Samia ary mamaritra ny tena tiany hoan'ny génération tamin'izany? 😃

Anisan’ny manana torapasika madio ary midadasika eto Madagasikara ity tanàna antsoina hoe:   ity 🏖🏝Any Toliara distrikan...
04/05/2023

Anisan’ny manana torapasika madio ary midadasika eto Madagasikara ity tanàna antsoina hoe: ity 🏖🏝

Any Toliara distrikan’Ampanihy any no misy an’ity tanàna mahafinaritra be ity raha toa ka te hitsidika azy ianao 😊

Anisany toerana tena mahaliana pizahatany maro eto Madagasika i Nosy Be Hell ville izany 🥰Akoatrany mampalaza azy amin'n...
04/05/2023

Anisany toerana tena mahaliana pizahatany maro eto Madagasika i Nosy Be Hell ville izany 🥰
Akoatrany mampalaza azy amin'ny fahadiovan'ny tanana dia tian'olona ihany ko ny mitsika toerana manatantara any, indrindra mandeha ao Nosy Iranja 🇲🇬

𝗙𝗮𝗺𝗲𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗭𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗙𝗖𝗘𝑵𝒊𝒔𝒂𝒇𝒊𝒅𝒚 𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒆𝒉𝒂 𝒛𝒐𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒏-𝒅𝒂̀𝒍𝒂𝒎𝒃𝒚 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒂𝒛𝒂𝒗𝒂 𝒏𝒊𝒍𝒂𝒔𝒚Zava-baovao tsy fahitan’ireo ankizy fir...
04/05/2023

𝗙𝗮𝗺𝗲𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗭𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗙𝗖𝗘
𝑵𝒊𝒔𝒂𝒇𝒊𝒅𝒚 𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒆𝒉𝒂 𝒛𝒐𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒏-𝒅𝒂̀𝒍𝒂𝒎𝒃𝒚 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒂𝒛𝒂𝒗𝒂 𝒏𝒊𝒍𝒂𝒔𝒚
Zava-baovao tsy fahitan’ireo ankizy firy ny mandeha fiaran-dàlamby. Nisafidy ny andeha amin’ny zotra FCE ireto mpanazava miisa 350 nandeha nilasy tany sahambavy nandritra ny 3 andro. Niala tao Fianarantsoa izy ireo ny zoma hariva tamin’ny 6ora 30 ka tonga tao Sahambavy tamin’ny 7ora 30.
Betsaka tamin'ireo kilonga Mpanazava no tsy mbola nandeha fiaran-dàlamby ka dia hafaliana sy horakoraka no nandraisan'izy ireo ny lamasinina.
Hisy araka izany ny fiaraha-miasan’ny zotra FCE sy ny Mpanazava eto Fianarantsoa amin'ny fanaovana tagnamaro hanadiovana ireo lamasinina tranainy.
Marihana fa efa miverina tsikelikely ny zotra FCE miala eo Fianarantsoa hatreo Sahambavy sy Ranomena, ary mitatitra olona isaky ny sabotsy sy lahady ho fitsinjovana ireo mponina any an-toerana amin’ny fivezivezen’ny entana sy ny olona.

✅ Nahafinaritra ny taloha e ❤
03/05/2023


Nahafinaritra ny taloha e ❤

Tahaka zao ny hakaton’ny tanànan’   hita avy eny hanabakabaka eny📸 ©Drones.mg
03/05/2023

Tahaka zao ny hakaton’ny tanànan’ hita avy eny hanabakabaka eny

📸 ©Drones.mg

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy 2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share