TRACE MUSIC

TRACE MUSIC Next Musicale

Les jeunes artiste de Madagascar🖖🏿🇲🇬  sandrios🖖🏻
30/03/2024

Les jeunes artiste de Madagascar🖖🏿🇲🇬

sandrios🖖🏻

30/03/2024
Balin'ny Ambanivolo🙊😂
30/03/2024

Balin'ny Ambanivolo🙊😂

😍
30/03/2024

😍

FAHALEMEN'NY VEHIVAVY  😔😔😔Anisan'ny toetra tena mampiavaka ireo vehivavy tena tia😘❤Ny hasaro-piaro😀Mahasaro-piaro azy da...
30/03/2024

FAHALEMEN'NY VEHIVAVY 😔😔😔

Anisan'ny toetra tena mampiavaka ireo vehivavy tena tia😘❤
Ny hasaro-piaro😀
Mahasaro-piaro azy daholo na dia fietsika kely aza🤗 fijanonana eo amin'ny finday ela rehefa miaraka aminy🤗
Ny lehilahy mihevitra fa tsy fahatokisana nefa izy tiany ho prioritaire🤗🤗tiany izy ho rarahina foana❤❤
Aza raisina ho tsy fahatokisana anefa izany...

Ny vehivavy tena tia matetika dia ireo mila vaniny amin'ny tsy antony😀
Na dia teny iray aza adino dia mahakarary ny fony❤❤
Kanefa mila tambitambitamby izy izay😀❤
Izy tsy hiteny hoe tambatambazo aho na ataovy toy izao❤😀😘😍
Fa anisan'ny fietsika iray entiny hitadiavana tamby zany❤
🤣🤣🤣ny olana anefa an raha vao amin'iny ny lehilahy no miakatra dia mihitatra ny ady🤣
Fa tambatambazo izy....manàna faharetana aminy na dia maharitra aza ny fahatezerany😘😀❤

Matetika izy no kizitina ..😀indrindra rehefa marary....fa.tsy fanafody na vola no ilainy hahasitrana azy😀😀fitiavana no tadiaviny❤❤❤

Raha tena tinao ny olon-tinao dia ataovy izay mahasambatra azy❤😋😘aza avela hitomany izy😱🤗😘❤
Hajao izy❤😍
Ary tadidio fa misy olona any miandry io olon-tinao io😀...aza avotsotra ny tanany fa tiavo izy...❤😍😘
Dia tiavo amin'ny fahalemeny sy ilay tena toetrany😘😍❤
Anehoy fitiavana foana❤😋😍
Aza avela ho lasan'ny hafa😍❤

Dia ny tanjonareo tratraro❤😍
Aza mihaino vavan'olona
Mahaiza mifampihera sy mifampatoky❤😘😍

🎯Zarao amin'ny hafa🎯

Message ny vehivavy tezitra 🙊😂
30/03/2024

Message ny vehivavy tezitra 🙊😂

ny fanaovam-bolon'ny vehivavy t@ 1996
30/03/2024

ny fanaovam-bolon'ny vehivavy t@ 1996

30/03/2024

Fa ny Vehivavy anie rehefa manapakevitra ny hiala dia tena tsy miverina intsony e!
Tena veloma mandrakizay

30/03/2024

Ny Tena Vehivavy Tompoko dia Taille fine😀
Fa ny ankotr'izay taille-kisoa 🙈😝

Haha maro rah hita 🙊😂😂
30/03/2024

Haha maro rah hita 🙊😂😂

 'olom-belona 🔴 IHINANA VE ANAO SA IJERY FOTSINY🔴➡CHOCOLAT ITY FA TSY FATINOLO AKORY ❤❤Natao fotsiny ity chocolat ity mb...
30/03/2024

'olom-belona
🔴 IHINANA VE ANAO SA IJERY FOTSINY🔴

➡CHOCOLAT ITY FA TSY FATINOLO AKORY ❤❤

Natao fotsiny ity chocolat ity mba hitovy am'reny fatinolo efa maty ela2 ireny mba hiavaka ny création ny zareo 😂😂😂

Drie le noetiny bae tany aminy zareo voalohany iny ka nampanaoviny maman ny raharaha. Drie aminio faravavy 🙊😂
30/03/2024

Drie le noetiny bae tany aminy zareo voalohany iny ka nampanaoviny maman ny raharaha. Drie aminio faravavy 🙊😂

❤❤
16/10/2023

❤❤

😂😂
16/10/2023

😂😂

Samuel Ofisialy Iha Ka Mavandeuuu Maro ny taitra tamin'ilay vaovao hoe lasa mpangataka i samuel 😂 Kay ilay izy film kina...
02/09/2023

Samuel Ofisialy Iha Ka Mavandeuuu
Maro ny taitra tamin'ilay vaovao hoe lasa mpangataka i samuel 😂 Kay ilay izy film kinay natao😅 mody nanao sary mpangataka dia izay vola azony nampiany taminy vola izay nangoniny tao aminy boite ndrakotra natokany ho an'olo mahantra dia nozarainy taminy mpangataka avy eo 🥲 très touchant. Zany ka tena star 🙏🙏👋👋
Zahay nizara vaovao diso moa dia nialatsiny tamin'izy sy ny manager-ny Bezavo Production . Ny sary mimparitaka ho izy hoe mamo toka dia sary taminy tournage Clip TSY AMBARATELO IZAY HIVOAKA TSY HO ELA!
Mahafinaritra be ilay geste nataony ka mendrika fankasitrahana ary azo alahitahaka .

Maro raha hita aminy fiainana ty ayyyy 😂😂😂🙊
09/07/2023

Maro raha hita aminy fiainana ty ayyyy 😂😂😂🙊

Nilaza i Sœur Fabiola fa itany tao amin'ny Afobe i Anja sy Taa-tense.Nandritry ny fivahinianana tao amin'ny fahitalavitr...
09/07/2023

Nilaza i Sœur Fabiola fa itany tao amin'ny Afobe i Anja sy Taa-tense.

Nandritry ny fivahinianana tao amin'ny fahitalavitra no nanambarany fa misy mpihiran'izao tontolo izao , vehivavy izy io ary tsara bika sy endrika, garagara feo, maty teo ampiterahana n'y zanany itany tany amin'ny Afobe. Raha io fitantarany io dia i Taa-tense no tiany lazaina.

Nilaza ihany koa izy fa misy tovolahy, Mpanao sarimihetsika, fotsifotsy , mpikotrana maty vao iray volana itany any amin'ny Afobe ihany koa.I Anja no tiany lazaina na dia tamin'ny fomba ankolaka ary.

Niteraka fanafitohinana tamin'ireo manodidina ireo olona ireo io resaka nataony io.

NADIA♥️♥️🥰
06/07/2023

NADIA♥️♥️🥰

RESAKA " KAPÔTY " LE RAHA !Aza dia mora tsahona isika ry namana !Misy ny antsoina hoe "Boyaux artificiel" raha adika ami...
06/07/2023

RESAKA " KAPÔTY " LE RAHA !

Aza dia mora tsahona isika ry namana !
Misy ny antsoina hoe "Boyaux artificiel" raha adika amin'ny teny malagasy dia "solon-tsinay " !
Fanao amin ireo sôsisi sy charcuterie izy ity hanoloana ny tsinain omby sy kisoa !
Rehefa mahita ny t fanadiovana ireny tsinaikena ireny ianao dia aleonao mihinana ity lazaina fa kapôty ity !
Indraindray dia eo amin'ny rano maloto no fanasan ny olona tsinainkena !
Aza mora tsahoina ; mandiniha zay vao milaza zavatra !
aza manely tsaho fa poizina ho an ny manodidina anao izany ary poizina ho an ny firenena mihintsy aza !

Beauté 😍😍💓Kely be vody 😍😂😉
06/07/2023

Beauté 😍😍💓

Kely be vody 😍😂😉

🎉Mankalaza ny faha 53 anio i LÔLA ⭐Mpanakanto tsy lefy laza , mpanakanto manana ny lazany eto Madagasikara 🇲🇬.Na ny feo ...
06/07/2023

🎉Mankalaza ny faha 53 anio i LÔLA ⭐
Mpanakanto tsy lefy laza , mpanakanto manana ny lazany eto Madagasikara 🇲🇬.

Na ny feo , na ny tononkira, dia miavaka i LÔLA .

Miarahaba sy mirary soa ho azy 😊 .

Address

203
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TRACE MUSIC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Media/News Companies in Antananarivo

Show All