RBC G Tv

RBC G Tv "RBC G Tv, la source d'épanouissement"

‼️TANDREMO‼️Efa miverina indray izao ireo mpangalatra volo eny rehetra eny fa samia mitandrina daholo,indrindra ireo man...
22/04/2024

‼️TANDREMO‼️
Efa miverina indray izao ireo mpangalatra volo eny rehetra eny fa samia mitandrina daholo,indrindra ireo manana volo lava.
Ity madama ity izao tratra teny 67(tanaty bus) dia izao no niafaran ny volony🥲

Nanao queue de chevale dia noborin zareeo avy aty ivelany dia izao no niafarany.
Tsy afaka nivoaka ny receveur satria nisy naman ilay mpangalatra nanohana avy aty ivelany ny varavarana

Sady olona miaraka maro2 zareo no manao ny asa fa mila mailo foana.

Tsy misy fiainana milamina izany intsony eto fa na aiza na aiza misy anao dia mitebiteby foana

Miandry tohiny ity Raharaha ity isika
21/04/2024

Miandry tohiny ity Raharaha ity isika

Niakatra be ny facture ny jironay dia tsy nampiasaina tsony izy ity ka dia izao no nanaovanay azy 🤗🤣
21/04/2024

Niakatra be ny facture ny jironay dia tsy nampiasaina tsony izy ity ka dia izao no nanaovanay azy 🤗🤣

ZOTO tafaverina soaman-tsara ao Antsiranana omaly 19 Aprily 2024 hariva rehefa avy nandeha an-tongotra nitety an'i Madag...
20/04/2024

ZOTO tafaverina soaman-tsara ao Antsiranana omaly 19 Aprily 2024 hariva rehefa avy nandeha an-tongotra nitety an'i Madagasikara🇲🇬. Andao hirary soa ho azy atsika rehetra.

🫡🥱🥱🤣
20/04/2024

🫡🥱🥱🤣

📌😪 𝙎𝙖𝙤𝙛𝙚𝙧𝙖 𝙣𝙞𝙩𝙤𝙣𝙙𝙧𝙖 𝙛𝙞𝙖𝙧𝙖 𝙣𝙤   𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙖𝙣𝙙𝙞𝙡𝙖𝙣𝙮 𝙧𝙚𝙝𝙚𝙛𝙖 𝙣𝙤𝙫𝙤𝙣𝙤𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙤𝙡𝙤𝙣𝙖 𝙛𝙖 𝙫𝙤𝙖𝙡𝙖𝙯𝙖 𝙝𝙤 𝙣𝙖𝙝𝙖𝙫𝙤𝙖𝙙𝙤𝙣𝙖 𝙖𝙧𝙮  , 𝙩𝙖𝙣𝙮   𝙫𝙖𝙤...
19/04/2024

📌😪 𝙎𝙖𝙤𝙛𝙚𝙧𝙖 𝙣𝙞𝙩𝙤𝙣𝙙𝙧𝙖 𝙛𝙞𝙖𝙧𝙖 𝙣𝙤 𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙖𝙣𝙙𝙞𝙡𝙖𝙣𝙮 𝙧𝙚𝙝𝙚𝙛𝙖 𝙣𝙤𝙫𝙤𝙣𝙤𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙤𝙡𝙤𝙣𝙖 𝙛𝙖 𝙫𝙤𝙖𝙡𝙖𝙯𝙖 𝙝𝙤 𝙣𝙖𝙝𝙖𝙫𝙤𝙖𝙙𝙤𝙣𝙖 𝙖𝙧𝙮 , 𝙩𝙖𝙣𝙮 𝙫𝙖𝙤 𝙢𝙞𝙣𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙫𝙞𝙩𝙨𝙮 𝙡𝙖𝙨𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙮. Nisy ondry maromaro niampita kanefa tsy tafajanona ilay saofera "en plein vitesse" ka tsy maintsy nitsiny ka maty ny ondry 3. Raha tsy nijanona nefa izy dia izahay iray fiara manontolo no nivadika, hoy i . Nisy olona tompon'ireo ondry niaraka tamin'ny mpandeha ary niala tany aloha izy, kay niantso ny zanany lahy izy. Avy dia nosontominy niala teo amin'ny familiana ilay saofera io dia novonovonoiny, tsy nisy resaka fa tonga dia tifitra totohondry variraraka. Tsy nahavaly ilay saofera sady manan-kilema ary tapaka hatramin'ny andilany. Mampalahelo ny toetsain'ny olona hoy i fa tsy mahay mifampiresaka fa enti-po fotsiny.

©️Ando Rogie

Ho antsika mpampiasa WhatsApp izay tsy mbola mahafantatra :Ny zavatra rehetra miditra ao anatin'io WhatsApp nao io na mu...
19/04/2024

Ho antsika mpampiasa WhatsApp izay tsy mbola mahafantatra :

Ny zavatra rehetra miditra ao anatin'io WhatsApp nao io na multimédia (photo, audio, vidéo, ...) na documents (Word, PDF, Excel, ...) NA NALEFA NA VOARAY, dia tonga dia voatahiry automatique ao anaty téléphone nao. Ny ahy manokana zao mbola avy namafa aho teo fa nahatratra 1,14 Go ny taille des fichiers hitako tao nefa mbola t@ février iny aho no namafa farany.

Mazava hoazy fa mi-occuper stockage interne io ka raha faible ny mémoire interne nao dia mijaly ilay téléphone mamoaka ilay avertissement iny. Fa ny tena grave dia mi-occuper RAM koa io satria tena apetrany any anaty système d'exploitation mihitsy (androïde, iOS, Windows, ...) ka mampiraikitra téléphone raha faible ny RAM nao (io nataoko capture io ny nasiany ny ahy).

Ny tena tsara dia esorina tao ka fafaina raha tsy ilaina fa raha ilaina dia atao anaty ordinateur na stockage externe na afindra dossier hafa ao anaty téléphone ihany (raha matanjaka ny stockage interne).

Tsy mety afaky ny applications mandio téléphone toy ny clean Master izy io.

©️Ndrianala Christian

😭✝️ 𝙕𝙖𝙯𝙖𝙫𝙖𝙫𝙞𝙠𝙚𝙡𝙮 11 𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙤  #𝙢𝙖𝙩𝙮 𝙫𝙤𝙖𝙙𝙤𝙣𝙖𝙣'𝙣𝙮  #𝙘𝙖𝙢𝙞𝙤𝙣 𝙣𝙮 𝙝𝙖𝙧𝙞𝙫𝙖 𝙩𝙚𝙤 𝙖𝙫𝙮 𝙣𝙞𝙖𝙣𝙖𝙩𝙧𝙖, 𝙧𝙖𝙝𝙖 𝙣𝙞𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙖 𝙩𝙚𝙣𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙃𝙤𝙡𝙘𝙞𝙢  ...
18/04/2024

😭✝️ 𝙕𝙖𝙯𝙖𝙫𝙖𝙫𝙞𝙠𝙚𝙡𝙮 11 𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙤 #𝙢𝙖𝙩𝙮 𝙫𝙤𝙖𝙙𝙤𝙣𝙖𝙣'𝙣𝙮 #𝙘𝙖𝙢𝙞𝙤𝙣 𝙣𝙮 𝙝𝙖𝙧𝙞𝙫𝙖 𝙩𝙚𝙤 𝙖𝙫𝙮 𝙣𝙞𝙖𝙣𝙖𝙩𝙧𝙖, 𝙧𝙖𝙝𝙖 𝙣𝙞𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙖 𝙩𝙚𝙣𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙃𝙤𝙡𝙘𝙞𝙢 #𝘼𝙢𝙗𝙤𝙝𝙞𝙢𝙖𝙣𝙜𝙖𝙠𝙚𝙡𝙮. Mpianatry ny FJKM izy, kilasy faha-6 ary vavy tokan'ny Ray aman-dreniny. Avy nianatra ary andeha hamonjy fodiana eny Betafo izy no izao tra-doza izao.

©️Dokadokan'Ambohimangakely

🌍🌠 𝙏𝙖𝙣𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 4,5 𝙢𝙞𝙡𝙞𝙖𝙧𝙖 𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖 𝙩𝙖𝙣𝙮 𝙣𝙤 𝙣𝙞𝙛𝙤𝙧𝙤𝙣𝙖𝙣'𝙣𝙮 𝙥𝙡𝙖𝙣𝙚𝙩𝙖  #𝙏𝙖𝙣𝙮, 𝙖𝙧𝙖𝙠𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙠𝙖𝙧𝙤𝙝𝙖𝙣𝙖. ♦️Rahona mafana be no niatom...
18/04/2024

🌍🌠 𝙏𝙖𝙣𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 4,5 𝙢𝙞𝙡𝙞𝙖𝙧𝙖 𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖 𝙩𝙖𝙣𝙮 𝙣𝙤 𝙣𝙞𝙛𝙤𝙧𝙤𝙣𝙖𝙣'𝙣𝙮 𝙥𝙡𝙖𝙣𝙚𝙩𝙖 #𝙏𝙖𝙣𝙮, 𝙖𝙧𝙖𝙠𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙠𝙖𝙧𝙤𝙝𝙖𝙣𝙖.
♦️Rahona mafana be no niatombohany ary nitambatra tao ny , ny ♦️ , ny , ny , ny .
♦️ Rehefa niha nangatsiaka ireo dia naka afovoany ny ireo singa mavesatra kokoa toy ny fer sy ny nickel. Ny silicium sy ny aluminium kosa nijanona tety ivelany ary nanome ny tany (croûte terrestre). Nijanona ho gaz kosa ny ampahany tamin'ny rahona ary io no antsoina hoe . no nameno io atmosphère io tany am-boalohany.
♦️Nisy comètes feno ranomandry nifandona tamin'ny tany avy eo, ary niteraka entona ireo. Ary satria nitohy niha nangatsiaka ny tany dia nivadika orana ilay entona, ka nampiforona ny ranomasina. Teraka noho ny tsy fitovian'ny maripana ilay antsoika hoe , ary teo ny Tany no nanomboka niha naka ny endriny ankehitriny. Voalaza fa naharitra 30 tapitrisa taona ny fotoana niforonan'ny Tany.

Aonaa tsara an😂🤌
18/04/2024

Aonaa tsara an😂🤌

Mba fantatrareo moa hoe inona ilay trano fotsy be ao MALAKIALINA Antanifotsy io ? (Androvakely,Bemasoandro,Antanifofsy)....
18/04/2024

Mba fantatrareo moa hoe inona ilay trano fotsy be ao MALAKIALINA Antanifotsy io ? (Androvakely,Bemasoandro,Antanifofsy).

Efa niamboho moa ny tompon’izy ity.

Toy izao ny tatara sy ny momba an'io toerana io:

Lalana 103km miala an'Antananarivo Renivohitra manaraka ny lalam-pirenena fahafito(RN7),ary 65km avy ao Antsirabe.Eo anelanelan'Ampitatafika sy Antanifotsy.
Ny tena ahafantarana an'i MALAKIALINA ankehitriny dia ny fisian'ilay toerana izay mahabe resaka sy honohono tokoa amin'ny tsaho,izay mandeha amin'ny momba azy,izay mahatonga alahelo sy fahasorenana ary fahatezerana mihitsy aza amin'ireo tompon'ny toerana.
Maro be ny feo miely momba ity toerana ao MALAKIALINA ity.Toerana nandevenan'ny tompony ny zanany miaraka amin'ny fiara hono,toerana fanompoan-tsampy avo lenta hono,toerana satanika hono,sns...
Ny taona 1998 ny tenako no tonga teny,saingy mbola tsy amin'izao endrika ahitana azy ankahitriny izao,fa trano fonenana sy fasana misy tranomanara ary kianja filalaovana"basket"no hitanay tao;tety ampidirana dia nisy tsangambato kely misy soratra hoe:Tarana-dRangorinimerina avy amin'Andriampalimanana rahalahin'Andriambelomasina.(asa anefa raha ny fitadidiko no mety ho diso).
Amin'izao ankehitriny izao dia betsaka no efa nitsidika tao(azo tsidihana rahateo ny toerana),izay milaza sy manamarina fa toeram-pivavahana ny ao MALAKIALINA, araka izao famintinana ny fitantarana nataon'i Antsa Ravakinihoby izao.
"Rehefa tafiditra ao dia misy trano miisa telo sy fasana iray.Ny trano voalohany dia ilay tilikambo avobe tazana avy ety amin'ny lalam-pirenena;ny faharoa trano miendrika fiangonana;ary ny fahatelo dia trano miendrika rova.-Tao amin'ny voalohany no afaka nidiranay(hoy ny mpitantara)satria ilay trano faharoa sy fahatelo dia ireo tompony mpamorona ny toerana ihany no matetika mampiasa an'ireo toerana ireo.
Esorina ny kapa na ny kiraro alohan'nt hidirana ny trano.-Raha vao miditra ianao dia efa misy mpiandry raharaha mitsena,ary manao vavaka sy toriteny fohy.
Ny efitra ambony indrindra dia efitra lehibe fiangonana misy latabatry ny mpitoriteny,izay vita @ hazo sarobidy maro.Ao ihany koa misy efitra maromaro toy ny fanasana tongotra sy fanaovana" kaonfesy"ary fitokanam-bavaka.Mitondra rihana 7 ny trano,ary isaky ny rihana dia misy efitra kely fitokanam-bavaka avokoa,izay efa misy baiboly samy hafa;ny rihana sasany dia voahodidina hazo fijaliana miisa 12(3 avy isaky ny zorony 4),ary ny faratampony dia ipetrahana hazo fijaliana lehibe anankiray.

Sary sy soratra indrana

Marina fa mety samy manenjika versement sns fa vao eo amin'ny départ dia mila tony, mitandrina foana...fifandonana io ma...
18/04/2024

Marina fa mety samy manenjika versement sns fa vao eo amin'ny départ dia mila tony, mitandrina foana...fifandonana io maraina samy buxi ety amin'ny arrêt Andrainjato🩹
📸Soafaniriana Rafelamboahirana

Tena efa mivoatra be mitsy kosa aloha ny fampianarana eny amin'ny sekolim-panjakana amin'izao😊 efa manambaka ireo sekoly...
18/04/2024

Tena efa mivoatra be mitsy kosa aloha ny fampianarana eny amin'ny sekolim-panjakana amin'izao😊 efa manambaka ireo sekoly tsy miankina sasany mitsy aza😅
Jereo👀 amin'ity tao Fianaratsoa ity izao sekolim-panjakana miisa efatra no notolorana tablette📱 ,faly ery ireo mpianatra tany an-toerana fa sady mbola nahazo maillot sy baolina kitra⚽️ ihany koa🤗

©️Vatoeka Fianarantsoa

🫡🫡🫡
17/04/2024

🫡🫡🫡

FENO RANO  ANY DUBAI 🇦🇪 ⛈️☔Nirefodrefotra nanerana ny lanitra ny tselatra sy ny godona. Ny arabe sy ny fiantsonan'ny met...
16/04/2024

FENO RANO ANY DUBAI 🇦🇪 ⛈️☔
Nirefodrefotra nanerana ny lanitra ny tselatra sy ny godona.
Ny arabe sy ny fiantsonan'ny metro dia difotry ny rano 🌊
Ny seranam-piaramanidina ✈️ dia anaty rano.ka noho izany dia niato avy hatrany ny tsidina rehetra tandroany.
Tao amin'ny Dubai Mall, iray amin'ireo toeram-pivarotana lehibe indrindra eran-tany, nipoaka ny fantsona, ka nanova ny lalan-kely ho renirano. Miady ny mpivarotra mba hamonjy ny entany amin'izao firotsahana an-keriny tampoka izao 🙆🏽‍♀️😱

Hatramin'ny taona vitsivitsy lasa izay, indray mandeha isan-taona ihany ny orana tao Dubai ary matetika tamin'ny Febroary. Ary naharitra adiny iray izany.

FIANARANTSOA: Ireo mpatory andalana miaraka matory miaraka amin'ny entana, ny alika...Misy koa ny zaza amambolana sy ny ...
16/04/2024

FIANARANTSOA:

Ireo mpatory andalana miaraka matory miaraka amin'ny entana, ny alika...Misy koa ny zaza amambolana sy ny zokiolona voky taona….eny amin’ny Stationnement Atsimo Fianarantsoa

Ankoatry ny eny Ankazondrano, dia saika feno mpatory andalana ny tanana, toy ny eny Tsianolondroa, Antarandolo, Anjoma, Ampasambazaha,...

©Claude Razafimahandry

🛑😱Teratany malagasy (vehivavy) iray no nahitana "cocaïne" tao anaty vavoniny no tratra tao Sri Lanka. Miisa 75 ireo "cap...
16/04/2024

🛑😱Teratany malagasy (vehivavy) iray no nahitana "cocaïne" tao anaty vavoniny no tratra tao Sri Lanka. Miisa 75 ireo "capsules de cocaïne" iireo izay mitentina 511 tapitrisa ariary.
🛑Tsy nahitana inona izy teo am-pahatongavana teny amin'ny seranam-piaramanidina saingy nisy zavatra nampiahiahy ka nentina teny amin'ny hopitaly ity farany ary nandalo fandidina ka teo no nahatratra ireo zava-mahadomelina ireo.

Loharanom-baovao: L'Express de Madagascar

16/04/2024

🇲🇬 I Mahajanga no voasokajy ho isan'ireo tanàna madio indrindra manerana an'i Madagasikara.
©M.E.A.H.M

⚠️‼️𝗢𝗹𝗼𝗻𝗮 1 𝗻𝗼 𝗺𝗮𝘁𝘆 𝗮𝗿𝘆 10 𝗻𝗼 𝗻𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗳𝘆 𝘃𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗹𝗼𝘇𝗮 𝗻𝗶𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻𝗮  #𝗰𝗮𝗯𝗶𝗻𝗲 𝘁é𝗹é𝗽𝗵é𝗿𝗶𝗾𝘂𝗲 𝘁𝗮𝗼 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗹𝘆𝗮 𝗧𝘂𝗿𝗾𝘂𝗶𝗲. 𝗡𝗶𝗱...
14/04/2024

⚠️‼️𝗢𝗹𝗼𝗻𝗮 1 𝗻𝗼 𝗺𝗮𝘁𝘆 𝗮𝗿𝘆 10 𝗻𝗼 𝗻𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗳𝘆 𝘃𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗹𝗼𝘇𝗮 𝗻𝗶𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻𝗮 #𝗰𝗮𝗯𝗶𝗻𝗲 𝘁é𝗹é𝗽𝗵é𝗿𝗶𝗾𝘂𝗲 𝘁𝗮𝗼 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗹𝘆𝗮 𝗧𝘂𝗿𝗾𝘂𝗶𝗲. 𝗡𝗶𝗱𝗼𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻𝗮 𝗽𝘆𝗹ô𝗻𝗲 𝗻𝘆 𝗰𝗮𝗯𝗶𝗻𝗲 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁é𝗹é𝗽𝗵é𝗿𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗸𝗮 𝗶𝘇a𝘆 𝗻𝗼 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗻𝘆 𝗻𝗮𝗵𝗮𝘁𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗻𝘆 𝗹𝗼𝘇𝗮 𝗼𝗺𝗮𝗹𝘆 𝗦𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮.

♦️Miisa 174 ireo olona taraiky teny ambonin’ireo cabines hafa vokatr'ity loza nitranga tao an-toerana ity.
Miisa 10 ny angidimby nampiasaina ary mpamonjy voina miisa 600 no naka an’ireo olona tavela teny amin’ireo cabines tsy afa-nihetsika. Naharitra 23 ora mahery ny nampidinana ireo olona miisa 174 tety amin’ny tany.

‼️⚠️𝗡𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗻𝗮𝗻𝗱𝗮𝗻𝗶𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 77.000.000 𝗨𝗦𝗗  (𝗺𝗮𝗻𝗼𝗱𝗶𝗱𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 270 000 000 000 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆) 𝗮𝘇𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 ...
14/04/2024

‼️⚠️𝗡𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗻𝗮𝗻𝗱𝗮𝗻𝗶𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 77.000.000 𝗨𝗦𝗗 (𝗺𝗮𝗻𝗼𝗱𝗶𝗱𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 270 000 000 000 𝗔𝗿𝗶𝗮𝗿𝘆) 𝗮𝘇𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘀𝘁𝗮𝗱𝗲 𝗕𝗮𝗿𝗲𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 2020-2021, 4 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗹𝗮𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮 𝗮𝘁𝘆 𝗮𝗼𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮, 𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗸𝗮𝘁𝗼𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 #𝗖𝗔𝗙 𝗻𝘆 𝗸𝗶𝗮𝗻𝗷𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗦𝗮𝘁𝗿𝗶𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗲𝗻𝗶𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗮𝗸𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗼 𝗳𝗶𝗳𝗮𝗻𝗶𝗻𝘁𝘀𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻' 𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗼 𝗲𝗿𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗯𝗮𝗼𝗹𝗶𝗻𝗮 𝗸𝗶𝘁𝗿𝗮.

♦️Raha ny antontan-taratasy miparitaka eto amin'ny tambazotran-tserasera ihany koa dia tsy misy kianja azo handraisana ireo lalao ireo eto Madagasikara nefa
efa tapitra tamin'ny 11 Aprily ny fe-potoana nomen'ny CAF ho an'ny FMF ho fampahafantarana izay kianja ivelan'i Madagasikara ahafahana mandray ireo lalao.

©️Le Sportif223

13/04/2024

😪Lehilahy 1 no hita faty teny amin'ny Rocade Ambohimahitsy Amoronankona io antoandro io.
©️Dokan'Ambohimangakely

‼️𝗧𝗮𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗶 𝗪𝗲𝗹𝗱𝗶 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗻𝗶𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮  #𝗳𝗮𝗺𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗹𝗮 𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 18 𝗠𝗶𝗹𝗹𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗙𝗺𝗴 𝘁𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗼𝗻𝘁𝗶𝗻𝘆 (𝗺𝗼𝗯𝗶𝗹𝗲 𝗺𝗼𝗻𝗲𝘆), 𝘁𝘀...
12/04/2024

‼️𝗧𝗮𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗶 𝗪𝗲𝗹𝗱𝗶 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗻𝗶𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮 #𝗳𝗮𝗺𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗹𝗮 𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 18 𝗠𝗶𝗹𝗹𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗙𝗺𝗴 𝘁𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗼𝗻𝘁𝗶𝗻𝘆 (𝗺𝗼𝗯𝗶𝗹𝗲 𝗺𝗼𝗻𝗲𝘆), 𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗼𝗲 𝘃𝗼𝗹𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝘇𝗮.

♦️Azafady indrindra tompoko, tena azafady fa lasa nivantana any aminao ilay vola, hoy ny tompon'ilay vola raha niantso tamin'ny ranomaso. Tsy nanasarotra i Weldi, 20 taona, zanak'Andapa, Faritra Sava mianatra aty Antananarivo fa naveriny tany amin'ny tompony izay diso laharana ilay vola.

Mila hamarinina tsara ny laharan'ny finday handefasana vola.

©️Marino Rajaonina

⚠️‼️𝗡𝗶𝘀𝘆  #𝗻𝗮𝗻𝗴𝗮𝗹𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆  #𝗕𝗮𝘁𝘁𝗲𝗿𝗶𝗲 𝗺𝗶𝗶𝘀𝗮 2 𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆  #𝗳𝗮𝗺𝗲𝗹𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗶𝗹𝗶𝗻𝗮, 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗝𝗶𝗿𝗮𝗺𝗮 𝗠𝗮𝗶𝗻𝘁𝗶𝗿𝗮𝗻𝗼,  𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼...
12/04/2024

⚠️‼️𝗡𝗶𝘀𝘆 #𝗻𝗮𝗻𝗴𝗮𝗹𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 #𝗕𝗮𝘁𝘁𝗲𝗿𝗶𝗲 𝗺𝗶𝗶𝘀𝗮 2 𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 #𝗳𝗮𝗺𝗲𝗹𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗶𝗹𝗶𝗻𝗮, 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗝𝗶𝗿𝗮𝗺𝗮 𝗠𝗮𝗶𝗻𝘁𝗶𝗿𝗮𝗻𝗼, 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗮𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 3 𝗼𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮 𝘁𝗲𝗼. vokatr'izany ny jiro ao an-toerana mandrapahita ireo batterie izay ilaina amin'ny famelomana ireo milina. Batterie marika Forston 100 Ah sy Visca Power 120 Ah ireo very raha ny fanazavana, izay miasa amin'ireo groupes ao Maintirano.

©️JEREMY VATANY

Azo lazaina fa anisany mponina ampy torimaso raha isika ato Fianarantsoa , sady matory aloha no mifoha atoandro 😂 . Mety...
12/04/2024

Azo lazaina fa anisany mponina ampy torimaso raha isika ato Fianarantsoa , sady matory aloha no mifoha atoandro 😂 . Mety hoe ny torimaso hoy ny fitarognana izay hoe no itovizana @ mpanankarena.
Efa ela ihany no mba saika hilazana sy ny nizarana azy ity, hay efa misy manomboka mahatsikaritra ihany ny sasany amintsika fa tsy izahay rery tato ho ato hita teny @ Tambazotra.
Ohatra : Tsena ety Mahamasina vo @ 4 maraina efa saika étaler daholo ny varotra sns , eny Anjoma leko @ 9 maraina izay vo manomboka mihenokenona ny olona eny afa-tsy ry INGAMA VAKINA, izay azo lazaina fa tena chapeau aloha ra zareo ndray. Asa na nohon''ny NARA vé sa fahazarana fa tena ZAVA-MISY io ka sao anisany mitondra fitarozahana @ resaka fampandrosoana eto amintsika .Le raha himehana aloha eto dia aleo jirena indray andro mialoha na andrazo ny masoandro miposaka ..Am-pitiavana tompoko 👉

11/04/2024

‼️🥺Raha mikarama 200.000 Ar ny olona iray, ka nanome anao 10.000ar , Dia nanome anao ny 5% n'ny karamany izy izay.

🔺Midika izany fa , tao anatin'ny 1 volana, dia efa ho 2 andro be izao izy, no nifoha maraina, nandro, ary nandeha niasa, nandoa frais ..ho anao fotsiny.😬😬

✅Afaka mampiasa machine à calculer raha tsy azonao.

🙏🙏

✍️ Zoky Andry Mampifaly

🟥LOZA NAHAFATY ZAZA.Nisehoana loza nahafatesana zaza 1 teo amin'ny Star Antsirabe ora vitsy lasa izayMoto iray no tafasi...
10/04/2024

🟥LOZA NAHAFATY ZAZA.

Nisehoana loza nahafatesana zaza 1 teo amin'ny Star Antsirabe ora vitsy lasa izay

Moto iray no tafasitrika tao ambany camion iray.
Lehilahy nitondra zaza 2 tamin'ny moto ka ny iray tamin'ireo zaza no maty tsy tra-drano fa ny zaza iray sy ilay lelahy nitondra moto kosa noetina maika any amin'ny hopitaly

Miary fiononona feno ho an fianakaviany 💔

Ho an'ny vahoaka ny Fianarantsoa 🥰
10/04/2024

Ho an'ny vahoaka ny Fianarantsoa 🥰

📣Ho antsika eto Fianarantsoa sy manodidina 📢

📣Hisy fiofanana hanasana antsika rehetra izay atao ao amin' ny trano malalaky ny paroasy Sahalava ny Asabotsy 13 aprily 2024 .
Hiofanana mahakasika ny .
koa ilazao ary ny namana rehetra mba ho tonga aminio fotoana Io.

Tsy misy vidim-pidirana🤗




🏡 Grande salle Paroisse Sahalava.
🕗 08ora maraina.

10/04/2024

🔴FANTATRAO VE FA...
..Rehefa tsy afaka ny Ray amandrenin'ialahy ka sendra tafavory amin'ny fianakaviana ilay tsy dia mifanerasera ireny:

👉Manontany ilay Dadatoa sy nenitoa tsy dia fahitanla:Zanak'iza moa ialahy io?tena tsy fantatray mihintsy,mamaly ialahy hoe zanak'ianona..mamaly izy :hmmm Hay ve Sady tsy rototra firy😀tapina hatreo ny Daomy🤔😀
...Fa rehefa Deba ny Dadan'ialahy sy ny Maman'ialahy:

👉Hoy ilay Dadatoa sy nenitoa sy cousin sy cousine ilay tsy hainla mihintsy ny fisiany:Hoay lehibe sahady ialahy ity Sady lasa tovolahy be,taviny no volony.Fantatr'ialahy ve izao Aho?ity ny vadiko Dadatoa Bera😀dia iretsy anabavinla sy ralahinla daholo,,tadidio ihany ny havana sao dia mifanena eny andalana eny ka mifanary Bla Bla Bla🤔😥ianao nga Teo😜

FEHINY : Zandry a!aza Miandry Dada na i Mama afaka be fa ialahy mihintsy no Manaova afaka fa rehefa manambola sy misy hatao ialahy amin'ny fiainana Ahitanla hatramin'ny Jamba,ahalala hiantso ny anaranla hatramin'ny Moana ary na ny Marenina aza ahare ny bitsibitsik'ialahy 😊😊

Misaona tontolon'ny sarimihetsika MalagasyNodimandry ny maraina teo i EMMANUEL MALOK'ILA,  izay sady mpanolon-tsainan'ny...
10/04/2024

Misaona tontolon'ny sarimihetsika Malagasy
Nodimandry ny maraina teo i EMMANUEL MALOK'ILA, izay sady mpanolon-tsainan'ny Kaomina Soalandy Ankadivoribe.
Izahay ato amin'ny RBC dia mirary fiononana sy fankaherezana feno hoan'ny mpiara-miasa taminy ary indrindra ny fianakaviany 🙏🙏.

10/04/2024

Aïd el-fitr moubarak ho an'ny mpino silamo rehetra !

Address

Rabemananjara
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RBC G Tv posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to RBC G Tv:

Videos

Share


Other Media/News Companies in Antananarivo

Show All