Naim'c Toutane

Naim'c Toutane Artiste{rap&rnb)

15/04/2022

En cette magnifique période de fêtes, je voudrais t’écrire mon dévouement. Le grand dévouement de mes sentiments pour toi. Je te souhaite un Joyeux Pâque plein de sagesse ! Gros bisous

Faly😇miarahaba atsika nahatratra ity taona 2022 ity,ho taona zina feno fanambinana ho atsika anie ity taona ity,Mirary s...
01/01/2022

Faly😇miarahaba atsika nahatratra ity taona 2022 ity,ho taona zina feno fanambinana ho atsika anie ity taona ity,
Mirary soa💪🏻🤜🏻🥰

Mirary soa feno fanambinana ho atsika rehetra,de ho tratry ny farany aryho dimbiasin'ny taona vaovao ee😇🥰😘
29/12/2021

Mirary soa feno fanambinana ho atsika rehetra,de ho tratry ny farany aryho dimbiasin'ny taona vaovao ee😇🥰😘

08/04/2021

❤Alerte nouveauté 2021

HivatsY fitiavana aho ary hivimbina fanantenana😊
30/03/2021

HivatsY fitiavana aho ary hivimbina fanantenana
😊

Aza hatao sakana ny faharesena fa ataovy vatsy hoety miady @ hoavy😊
12/03/2021

Aza hatao sakana ny faharesena fa ataovy vatsy hoety miady @ hoavy😊

27/02/2021

Mikiry tsy antery

Ny fiainana mande be fa ny ora mikisakaMila miezaka elah tsy hilaozan'ny fotoana💪🏽👊
23/02/2021

Ny fiainana mande be fa ny ora mikisaka
Mila miezaka elah tsy hilaozan'ny fotoana💪🏽👊

Aleo tafita mba tsy ho rendrika
21/02/2021

Aleo tafita mba tsy ho rendrika

20/11/2020

Tsarovy fa ao ambadiky ny oram-baratra no misy ny lanitra manga

😉Topimaso🙉Topimaso nifanojoNo nifampita heryNiampy tsiky iray monjaIzay nifono misiteryBabonao ahoNa dia iray minitra mo...
06/09/2020

😉Topimaso🙉

Topimaso nifanojo
No nifampita hery
Niampy tsiky iray monja
Izay nifono misitery

Babonao aho
Na dia iray minitra monja no nalalako anao
Satriko ny tsy hifandao fa haka fihy sahady ny miara-dalana aminao

Fa 'lay topimaso aloha!
Mahery sady lalina
Nanaitra ny hambiroho
Ka tsy haritro fantarina

😉To0imaso🙉,Naim'c Toutane@2020

💪Manonja💕Natopatopan'ny onja ka nitopy t@naoNofendroin'ny alaelo fa nitsiky iany no ianaoNy onjan-dranomasoko nofafainao...
24/08/2020

💪Manonja💕

Natopatopan'ny onja ka nitopy t@nao
Nofendroin'ny alaelo fa nitsiky iany no ianao
Ny onjan-dranomasoko nofafainao ry tiako
Masoandrom-pasambarako ianao ary ravaky ny diako

Tsapako fa onja ary onja mahery
Fa tonga ianao nampisava ny ampitsoko misitery
Ka mirana ny saina,ravo ny fo
Fa tojo anao 'lay fitarainako sy mamin'ny ao am-po

Fa na eo aza ianao ry tiako mbola manonja 'lay fitiavana
Mbola handalo disadisa fa aoka tsy hifandao re rahavana
Fa io honja io manonja foana eto an-tany
N'ino n'inona lafim-piainana ts ilaozana tomany

Naim'ci TOUTANE @2020 Manonja/

09/08/2020

Efa ela ihany izy ity fa nasina fanavaozana kely
Atolotro ampitiavana be ho an'ny mpifankatia

04/08/2020

'Lay poeta

Fa nakaiza 'lay poeta nandindona ny fiainako?
'Lay nampifaly sy nanaiky ho fitarainako,
Aiza 'lay poeta mpandravaka ny lalako?
'Lay niezaka nampifaly sy nampitsiky indray ny tavako

Nakaiza 'lay mpiventso sy mpandrotsirotsy fo?
Mpitenty ny habakabaka,sy mahalala ny ao am-po
Tsy hita 'lay mpihantsa
Mpamerivery dia
Rehefa doton-dranomaso,izy mpanome fitia

Ombay mitady 'lay poeta
Fa lasany any ny fitiavako
Nofofaziny ka niantefa
Niantoraka tsy miery
Mahatsiaro roa fa tsy irery
Nifoha 'lay natory
Nefa...indrisy izy tsy hita intsony

🎷'Lay poeta🎷 Naim'c Toutane

02/08/2020

TSY RESY AHO NA DIA LAVO
FA TEO FOANA IANAO NANAMPY AHY

💗VOLAPENO💖
11/07/2020

💗VOLAPENO💖

❤HAFA IHANY💗
07/07/2020

❤HAFA IHANY💗

misy vokatra vaovao be ho avy tsy ho ela
05/07/2020

misy vokatra vaovao be ho avy tsy ho ela

15/06/2020

🙂

15/06/2020

Voleo @ toerana avo ny fanantenana

29/05/2020
'zay maminao ankafiziko
24/05/2020

'zay maminao ankafiziko

Que Dieu vous bénisse
18/05/2020

Que Dieu vous bénisse

Ny ao an-tsain'ny sipa sasany
16/05/2020

Ny ao an-tsain'ny sipa sasany

Aza avela ho takona aho fa bitika
25/04/2020

Aza avela ho takona aho fa bitika

13/04/2020

arao🙂

13/04/2020

Ny tsikinao no tena fafinaretako indrina

16/01/2020

Bonne anné isika malagasy rehetre,ity 2020 ity anie mba ho samy ho taona zina ary ho 20/20 avokoa izay atao rehetra,,,mirary so ooooh

01/06/2019

Address

Ankadindramamy
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Naim'c Toutane posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Naim'c Toutane:

Share


Other Media/News Companies in Antananarivo

Show All