Vaovao eto Antalaha

Vaovao eto Antalaha Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vaovao eto Antalaha, Antananarivo.

28/09/2023
🛑 FIFIDIANANA HO FILOHAM-PIRENENA 🛑✍️Milliards maro no lany ao anatiny propagande, vola maro no zaraina...✍️Milliardaire...
15/09/2023

🛑 FIFIDIANANA HO FILOHAM-PIRENENA 🛑

✍️Milliards maro no lany ao anatiny propagande, vola maro no zaraina...

✍️Milliardaire maro no mitambatra, Mpandraharaha maro no manohana @ fifidianana...

✍️Tsy hoe vola tsy omby poche na vola adala tompo arakiny lazainao akory, fa vidiny Tanindrazanao fotsiny iny...

➡️Tee shert, vola, casquette, spectacle, fety, io no omena anao indray andro saingy, io no efainao avo 100 heny ao anatiny 5 TAONA...

👉MADAGASIKARA = Volamena, Safira, Mercure, Diamant, Émeraude, Uranium, Bois de Rose, Fasy mainty, Palissandre, Cobalt, hazan-drano, la vanille, PPN, Girofle, Cacao, Omby Gasy, tanim-bary, tany, Essence, Gasoil, Pétrole, Vary, JIRAMA, sns...sns...

➡️Zanahary efa nanome, ary niangarana mihintsy i Madagasikara @ harena an-kibony tany sy an-drano masina ary an-tanety...

🔴''Koa asakasakao hivarotra azy mora indray, asakasakao hanakalo azy tee shert ao anatiny indray mipi-maso''

➡️Raha mbola hifidy mpanam-bola ihany, dia mivonona handoa trosa, tsy fantatrao ilay izy satria domina TAPANY ianao dia mandoa ERANY...

➡️Mindram-bola @ vahiny mantsy izy na ireo namany akaiky azy, dia ilay harena sy Business rehetra misy eto à Madagasikara no ataony antoka rehefa mahazo seza izy...

👉Koa aza mitabataba rehefa miakatra ny vidim-pianana (PPN), Natakalonao tee shert ange le izy eeh...

👉Aza mitabataba rehefa tonga ny délestage, natakalonao 5.000 ar ange le izy...

👉Aza mitabataba rehefa midina 2.000ar ny vidiny la vanille, nasolonao spectacle ange le izy eeh...

👉Aza mitabataba rehefa very ilay omby ary miakatra ny vidim-bary, natakalonao fety ange le izy eeh...

👉Aza mitabataba rehefa tsy misy asa sy kely karama ianao, natakalonao casquette ange le izy eeh...

👉Aza mitabataba rehefa tsy mahazo Bourse ianao, natakalonao werawera ange le izy eeh...

(Tsy hoe: tsy omena ny bourse nao fa mbola nomena ilay akama aloha ilay vola ampiasainy dia izay itiavany mamerina azy aminao, koa aza gaga ianao raha tara ny bourse)

👉Ny fianarany zanaka

Tranobe ny lavanila hono🙄Sad mbol tsy nampiasaina akory dia efa raraka😅🥲
03/08/2023

Tranobe ny lavanila hono🙄
Sad mbol tsy nampiasaina akory dia efa raraka😅🥲

Salut jiaby🤗Kilalao kely ô!🤗Aiza eto antalaha no misy i lalagna ty??😁
01/06/2023

Salut jiaby🤗
Kilalao kely ô!🤗
Aiza eto antalaha no misy i lalagna ty??😁

26/05/2023

Misy dinihigny i Hafatra ty
Havako ai!!

18/04/2023

Very ny fomban-drazana fa tsisy mioraka tsony ny olona refa miverina ny jiro🥴🥴

Tonga taty Antalaha ireo Solombavambahoakan'i Madagasikara miisa 13 mianadahy manohana ny fitondram-panjakana izay tarih...
16/04/2023

Tonga taty Antalaha ireo Solombavambahoakan'i Madagasikara miisa 13 mianadahy manohana ny fitondram-panjakana izay tarihin'ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ny asabotsy 15 April 2023 lasa teo, izay natao tao taminy Belle rose Beach Antalaha.

Nambaran' ireto Solombavambahoakan'i Madagasikara ireto fa fotondrafitr'asa maro no asa vitany Filoha Andry Rajoelina izany mahatonga izy ireo manohana azy.

Tonga teto daholo ireo herivelona rehetra manohana ny Andry Rajoelina, ireo Ben'ny tanana, sy vahoaka maro be.
(Source Antalaha)

04/04/2023

Coucou 👋 olo jiaby
Ela ela tsy fankaregny ay ! ☺️
Misy vaovao tsara be ho antsika agny amin'ny faritra SAVA🤗
Efa dispo menakantsika en boîte GM😁
Aza misalasala magnantso n'a mandefa MP raha hagnano commande
N'a Tonga de Mandeha amin'ny Dadin'i Joella ☺️ n'a Dadin'i Sylvianne n'a Dadin'i Jannica Tanambao Antalaha akao

Merci aminandre lay natoky Zahay letrizay
De mampagnantegna fo mbola tsy handiso fanantenagna andre 🙏

😂🤣😂🤣
26/03/2023

😂🤣😂🤣

Jeux kely o!Aiza ilay olo avy Antalaha ato  ato😁.Mba aiza eky misy lalagna ty Zay mahay😁😁
16/02/2023

Jeux kely o!
Aiza ilay olo avy Antalaha ato ato😁.
Mba aiza eky misy lalagna ty Zay mahay😁😁

16/02/2023

MIALA ANY NY RIVO-DOZA MAHERY VAIKA
Any amin'ny 3.000 km miala an'i Madagasikara no misy an'i Freddy izao alakamisy maraina izao. Ity rivo-doza ity dia sokajiana ho isan'ny mahery vaika satria mitondra tafiotra hatramin'ny 298km/h. Ny vinavinan'ny manampahaizana dia hiditra any amin'ny morontsiraka antsinanana sy atsimo antsinanan'i Madagasikara izy ato ho ato (alarobia, na alakamisy 23 febroary ho avy izao). Dieny izao dia ilaina ny mandray fepetra.
(Sary : Cyclone OI)

15/02/2023
11/02/2023
Mba asina tsiky kely eh😂😂
27/01/2023

Mba asina tsiky kely eh😂😂

26/01/2023

Astuce tsotra kely sady mora atao ho an'ny rehetra🇲🇬❤️ Hoditra akondro 🍌
Manala tasy sy Mony 😉
Ny fomba atao :
Tsotra fotsiny alaina ny hoditra akondro masaka tsara iny dia ahositra ny tarehy.
Avela hilona 15min eo io dia kobanina amin'ny rano matimaty avy eo.
Afaka atao isan'andro dia jereo ny fiovany raha zakan'ny tarehinao fa tokony hahita vokatra hianao anatin'ny herinandro.
Mirary soa hatrany ary dia mba zarao amin'ny namanao sao mba mahasoa azy koa merci 🙏🇲🇬❤️
Aza hadino hatrany manaraka yn page raha mbola liana hianao 👍

25/01/2023

Diso be ny fiheverana hoe: rehefa mpandraharaha amin'izay dia patron be, tsy mila mianatra intsony, mipetra-potsiny, mibaikobaiko fotsiny... tsia!!!!

Matoa nasiako an'ilay teny hoe: "MIANATRA" eo alohan'ny "MAHOMBY" dia manome lanja ny fianarana aho.

Eo amin'ny fetran'ny fahalalanao "mpitarika" no fetran'ny orinasanao.

Eo amin'ny fetran'ny fahalalanao "mpitarika" no fetran'ny vola miditra aminao.

Eo amin'ny fetran'ny fahalalanao "mpitarika" no fetran'ny haleben'ny ekipanao

Aza tamana ao anaty habadoana
Mahafaty ny tsy fahampian'ny fahalalana

----------------------------------------------------------

PS: Rahampitso alakamisy amin'ny 7ora hariva no hanarahan-tsika ny tohin'ilay LIVE omaly; satria moa betsaka no ratsy connexion omaly dia ho ataon-tsika famintinanana ny tapany voalohany amin'izany fotoana izany.

PSS: Direct io fotoana rahampitso io ; vao vantany tapitra io live io dia tsy ho hita eto amin'ny pejy ny rediffusion

PSS: Hianatra hahomby kokoa isika amin'ity taona ity

Tsara ity alarobia ity

Lalao kely amizao week-end zao e!Aiza no misy ity lalana ityEto Antalaha?
21/01/2023

Lalao kely amizao week-end zao e!
Aiza no misy ity lalana ity
Eto Antalaha?

19/01/2023
Samia mitandrigny atsika jiaby !(Partageo mba ho itany hafa)aboneo ny page anarahanao ny vaovao eto antalaha
19/01/2023

Samia mitandrigny atsika jiaby !
(Partageo mba ho itany hafa)
aboneo ny page anarahanao ny vaovao eto antalaha

Mba mila fagnapiana sy  vavaka amin-tsika ity havantsika ity tompoko!
18/01/2023

Mba mila fagnapiana sy vavaka amin-tsika ity havantsika ity tompoko!

18/01/2023
18/08/2022

mbao atsika mintsy no sakana amin’ilay fampadrosoagna fa tsy ny mpitondra ???

Ny sasany mitikatika amina tera sy hengitrengitry nefa mbola amorondranomasigny ary mangery ??? Ary andranomasigny ao no atao fanasagna vody ???

Magnamboatra WC hagnarienao maloto zala mbao aza hiambesaka fanjakana eky agnano azy fa mbao vitanao izegny e ..

Sod Ty Ary ny problème JIRAMA🤣🤣
30/05/2022

Sod Ty Ary ny problème JIRAMA🤣🤣

Prévisions météo de la semaine pour Antalaha
29/05/2022

Prévisions météo de la semaine pour Antalaha

Prévisions météo ANTALAHA ny herinandro ho avy io!
22/05/2022

Prévisions météo ANTALAHA ny herinandro ho avy io!

21/05/2022
21/05/2022

Ilay lehilahy tsy mahalala fa misy bibilava 🐍 eo ambany.
Ilay vehivavy tsy mahalala fa misy vatobe ⛰manindry ilay lehilahy.

Mieritreritra ilay vehivavy fa hianjera izy satria tsy afaka mihanika noho ilay bibilava mitady hanaikitra azy!

Manontany tena izy hoe "fa nahoana ary ilay lehilahy no tsy miezaka misintona ahy hiakatra!"

Ilay lehilahy koa mijaly be!

"Hanohy hisintona azy amin'ny heriko rehetra aho, fa nahoana ary izy no tsy miezaka mihanika mihitsy?

Indraindray isika tsy mahita 🙈 ny fijalian'ny andaniny, ary ny andaniny 🙈 koa tsy mahita ny fijaliantsika

Na eo amin'ny asa io na eo anivon'ny fianakaviana, na eo amin'ny tontolon'ny fitiavana, na eo amin'ny samy mpinamana... Nefa tokony mba samy miezaka mba mahazo ny hafa sy mipetraka eo amin'ny toerany

Mila misaina tsara, tsy maika hitsara...miezaka mamantatra izay mahazo ny hafa...💫

Fahaizana mieritreritra 🤔 sy mandanjalanja ✨🙏 matetika no vahaolana 🔑 !

Address

Antananarivo

Telephone

+261324998622

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vaovao eto Antalaha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Antananarivo media companies

Show All