π•šπ•Ÿ π•œπ•ͺ π•Ÿπ•  π•šπ••π•šπ•£π•’π•œπ• 

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • π•šπ•Ÿ π•œπ•ͺ π•Ÿπ•  π•šπ••π•šπ•£π•’π•œπ• 

π•šπ•Ÿ π•œπ•ͺ π•Ÿπ•  π•šπ••π•šπ•£π•’π•œπ•  Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from π•šπ•Ÿ π•œπ•ͺ π•Ÿπ•  π•šπ••π•šπ•£π•’π•œπ• , News & Media Website, Rn1, Antananarivo.
(1)

11/08/2023

Salama eπŸ‘‹

12/07/2023
11/07/2023

Andana oa matory fa tsy ho vadinao ol ratsy tareh b ioπŸ™„

Mentioneo eto le namanao inyπŸ˜‚
23/06/2023

Mentioneo eto le namanao inyπŸ˜‚

19/05/2023

Ato lo ny masoπŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚
Partageo de aboneo ny pejyπŸ™

17/05/2023

Jereo lo ty de partageoπŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

13/05/2023

Anti rappaπŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

10/05/2023

Ato vet2 lo ny masoπŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

09/05/2023

Aty ny maso

09/05/2023

Aty ndray lo ny masoπŸ˜‚πŸ˜‚

02/05/2023

Ato ndray lo ny maso eπŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

01/05/2023

Drill kalon fahinyπŸ˜­πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

27/04/2023

Omeo lalany izy oπŸ˜‚πŸ˜ͺ

26/04/2023

Aty ny maso loπŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

25/04/2023

Jereo lo atoπŸ˜‚

24/04/2023

sy dia misaotra anareo mpankafy ary misaotra anareo rehetra izay nanakiana ihany koa fa tena ilaina ny kiana mba ahafahana manao zavatra tsara.
πŸ‘‰Ho avy tsy ho ela ny vokatra Voalohany.πŸ‘ˆ
πŸ‘‹Mirary soa Tompoko.

23/04/2023

πŸ”₯πŸ”₯Izy mirahalahy ireto indray no sy , kopi kolΓ© an'i sy 😁
Hamoaka hira tsy ho ela hono zareo πŸŽ‰

12/04/2023

Jereo kely tyπŸ˜‚πŸ˜‚

12/04/2023

Aboneo ny pejyπŸ˜‚

08/04/2023

πŸ“ŒRAMORA feat RANENIFARA
Titre:Vetivetika
Roi πŸ‘‘des FOZAπŸ˜‚
Ankafizo ary dia zarazarao
(Aza adino mi-abonner ny page)

MBOLA FETIN'NY   IHANY AO JAPONπŸ˜‚πŸ˜‚FESTIVAL KANAMARA MATSURI Mankalaza ny FΓͺte shinto na Fetin'ny Tabory (na FilahianaπŸ†) ,...
02/04/2023

MBOLA FETIN'NY IHANY AO JAPONπŸ˜‚πŸ˜‚

FESTIVAL KANAMARA MATSURI
Mankalaza ny FΓͺte shinto na Fetin'ny Tabory (na FilahianaπŸ†) , Ry zareo Japonais πŸ‡―πŸ‡΅, androany.

Izay fatao isan-taona, isaky ny Alahady voalohany volana Aprily toy izao, ao Kawasaki hakaiky Tokyo.

Amin'ny izany no hanasongadinana ny maha zava-dehibe, io fiahian'ny lehilahy io, izay endriky ny famokarana, loharanon'aina, sady fanomezam-boninahitra ilay Andriamaniny (Dieu de la fertilitΓ©). Ny filozofia amin'ny izany dia hoe tsy mba manompo Andriamanitry ny maty, fa velona ho an'Andriamanitra avokoa izy rehetra.

Manao filaharam-be mamakivaky ny tanΓ na ny olona rehetra (vehivavy na lehilahy) , ary amin'ny izany no hilanjana, ilay sambo fiara vita amin'ny Andramena (bois de rose), hitoeran'ny lay sarin'ny tabory lehibe, vita amin'ny hazo saro-bidy ihany koa. Raha ny fantatra dia hazo saro-bidy avy aty Madagasikara sy Afrika izy ireny.

Mirary fety sambatra ho azy ireo !

#

FETIN'NY   ANY JAPONFESTIVAL KANAMARA MATSURI Mankalaza ny FΓͺte shinto na Fetin'ny Tabory (na FilahianaπŸ†) , Ry zareo Jap...
02/04/2023

FETIN'NY ANY JAPON

FESTIVAL KANAMARA MATSURI
Mankalaza ny FΓͺte shinto na Fetin'ny Tabory (na FilahianaπŸ†) , Ry zareo Japonais πŸ‡―πŸ‡΅, androany.

Izay fatao isan-taona, isaky ny Alahady voalohany volana Aprily toy izao, ao Kawasaki hakaiky Tokyo.

Amin'ny izany no hanasongadinana ny maha zava-dehibe, io fiahian'ny lehilahy io, izay endriky ny famokarana, loharanon'aina, sady fanomezam-boninahitra ilay Andriamaniny (Dieu de la fertilitΓ©). Ny filozofia amin'ny izany dia hoe tsy mba manompo Andriamanitry ny maty, fa velona ho an'Andriamanitra avokoa izy rehetra.

Manao filaharam-be mamakivaky ny tanΓ na ny olona rehetra (vehivavy na lehilahy) , ary amin'ny izany no hilanjana, ilay sambo fiara vita amin'ny Andramena (bois de rose), hitoeran'ny lay sarin'ny tabory lehibe, vita amin'ny hazo saro-bidy ihany koa. Raha ny fantatra dia hazo saro-bidy avy aty Madagasikara sy Afrika izy ireny.

Mirary fety sambatra ho azy ireo !

#

Aza miady eo akaikin zazakely fa mampalaelo kelii izyπŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚
30/03/2023

Aza miady eo akaikin zazakely fa mampalaelo kelii izyπŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

Jereo hatram farany fa enjana be πŸ˜’πŸ˜‚
26/03/2023

Jereo hatram farany fa enjana be πŸ˜’πŸ˜‚

araho hatram faranyπŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚
25/03/2023

araho hatram faranyπŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

24/03/2023

😲😲😲
🚫Mataoatra aho🚫

Vu ftsn ra itanao ny itakoπŸ˜‚πŸ˜‚
23/03/2023

Vu ftsn ra itanao ny itakoπŸ˜‚πŸ˜‚

izy no vevavy be volon'entana indrindra 🚫atao lavanty ty volo ty ze lianaπŸ˜‚πŸ˜‚
22/03/2023

izy no vevavy be volon'entana indrindra 🚫
atao lavanty ty volo ty ze lianaπŸ˜‚πŸ˜‚

Address

Rn1
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when π•šπ•Ÿ π•œπ•ͺ π•Ÿπ•  π•šπ••π•šπ•£π•’π•œπ•  posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to π•šπ•Ÿ π•œπ•ͺ π•Ÿπ•  π•šπ••π•šπ•£π•’π•œπ• :

Videos

Share

Nearby media companies

  • Ebook

    Ebook

    Lot Vf 76 Tsenakely Imerintsiatosika