Mada Fun Zone

Mada Fun Zone Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mada Fun Zone, Digital creator, Ankadifotsy, Antananarivo.

24/03/2024
๐Ÿคญ
23/03/2024

๐Ÿคญ

๐Ÿ’ฅP R O M O M O R A B E ๐Ÿ’ฅ
19.000 a r sy 23 000 a r ny tondeuses.
Electriques rechargeables daholo
Samy mety na cheveux na barbe
๐Ÿ“ Pop Up Store - Ankadifotsy Ambatomitsangana
๐ŸšฒManao livraison izahay, mandefa any @ faritra
๐Ÿ“ž 0 34 30 599 25

20/03/2024
16/03/2024

๐Ÿ‘ฉโ€๐ŸณRecette M**O VOATAVO๐ŸŽƒ
Tsotra kely nefa tena matsiro be ๐Ÿ˜‹.

Hitatsika ao @ c o m m en t a i r es ny akora rehetra ilaina.

Fikarakarana:
- Voasana ny voatavo dia andrahoina mandrampahaleminy tsara (afaka hoe andrahoina aman-korany dia rehefa masaka vao vohasana, tandremana tsara fotsiny fa mamay be)
- Anaty bol lehibe iray, katohina miaraka ny atody sy ny siramamy, dia arotsaka ny farine sy ny lรฉvure.
- Rehefa masaka ny voatavo dia potserina ho lasa purรฉe, tsy misy vaingambaingany.
- Alefa ao @ ilay bol etsy ambony ary hafangaro tsara mandrapahazo pรขte lisse tsara.
- Maka saba dia hafaina ny menaka.
- Rehefa mamay tsara dia arotsaka ny pรขte, atao @ louche na sotro lehibe. Hahena kely ny afo mba tsy ho mora may.
- Rehefa mendimendy dia avadibadika mandrampahamasany.
- Tatavanina @ รฉcumoire na passoire ร  frire dia atao ambony essuie-tout mba hitsika ny menaka.

Izay dia vita, afaka andrarahana siramamy kely na ko sucre glace, vao maika tsara be.

Hitatsika ao @ c o mm e n t a i r es avokoa ny akory sy fitaovana nampiasaina.

Iza le namanao tsy mety tia voatavo hanandrana m**o voatavo fa tena miam be.

Afaka atao goรปter na sakafo maraina tsara.

Aza a d i n o manao pa r ta g e raha nahasoa atsika.

Mirary soa atsika rehetra ๐Ÿ’š

30/11/2023

๐Ÿ‘‹Veloma hatreo ny chips sy snacks mรดzatra, ny biscuit malemy sy simba, sady mba tsy manary sakafo intsony, izay tsy lany dia ๐‘Ž๐‘ฃ๐‘’๐‘Ÿ๐‘–๐‘›๐‘Ž โ„Ž๐‘–๐‘‘๐‘–๐‘›๐‘Ž โœจ
Ity ny vaha-olana: ๐— ๐—ถ๐—ป๐—ถ ๐˜€๐—ผ๐˜‚๐—ฑ๐—ฒ ๐˜€๐—ฎ๐—ฐ
โœ… Mihidy hermetique tsara ny sachet
โœ… Mora ampiasaina
โœ… Compact tsara, afaka entina na aiza na aiza
โ„น Mandeha piles (non fournies), mila piles matanjaka tsara. Usage personnel na domestique ny hampiasana azy fa tsy hiasana.
Mora kely ny vidiny ๐Ÿ˜ƒ ๐Ÿญ ๐—ฝ๐—ฐ ๐Ÿญ๐Ÿฏ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ.๐—ฟ, ๐Ÿฎ๐—ฝ๐—ฐ๐˜€ ๐Ÿฎ๐Ÿฑ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ.๐—ฟ
Manao livraison izahay, mandefa any @ faritra ihany ko.
Afaka alefa mp ๐Ÿ“ฉ na 034 74 589 00 ๐Ÿ“ฒny commande

Address

Ankadifotsy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 17:30

Telephone

+261387027347

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada Fun Zone posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Nearby media companies