Fampitana vaovao momba an'ireo taxibe tsy manara-dalana

Fampitana vaovao momba an'ireo taxibe tsy manara-dalana Tsy azo hitenenan-dratsy azafady

28/11/2023

👉Milaza ny tsy fankasitrahana ny vokam-pifidianana filoham-pirenena farany teo ireto roa vavy ireto ary nanamafy amin'ny tsy maintsy hamerenana izany hatrany. Rariny tokoa anefa izany satria fantan'izy ireo fa mafy tokoa izany miaina antanin'olona izany sy mandao ny tanindrazana tao anatin'ny taona maro

28/11/2023
28/11/2023
28/11/2023

👉Tsy ho ela intsony dia ho vita ny asa fanamboarana ny tetezana etsy Ambohimandroso RN7.
Raha ny fantatra moa dia tetezana kely tsy azo ifanenan'ny fiara roa no nisy nialohan'ny nametrahana izao fotodrafitrasa manaraka ny toetrandro izao.
Mitohy hatrany moa ny asa ataon'ny fitondram-panjakana, ary Madagsikara tsy maintsy mandroso no tanjona✌️

07/09/2023

❗️❕Nisintona ny taratasy firotsahany teny amin’ny HCC io maraina io I RASOLOFONORONIAINA Julia Mickaelle. Tsy feno ny antonta-taratasiny izay tsy ahafahany milatsaka ho fidiana. Milaza ny hanohana ny filoha Andry Rajoelina kosa izy.

(📸IBC News)

07/09/2023
07/09/2023

Kandida ho Filoham-pirenena i Andry Rajoelina. Tonga nametraka ny taratasy firotsahan-kofidiany io hariva io ny solontenany, Mickael Solofoniaina no nanatitra izany tetsy amin'ny HCC. Tsy nety niresaka tamin'ny mpanao gazety izy.

14/08/2023

Amidiko ty page ty zay hividy fa tsy arako intsony

14/08/2023
12/07/2023
12/07/2023
30/05/2023

⚫️ Nodimandry androany teo amin'ny faha 83 taonany ilay mpanakanto amerikana Tina Turner. Teraka tamin'ny taona 1939 izy.

Ny pejy ofisialiny no nampahafantatra ny vaovao tamin'ny 10 ora alina (ora aty Madagasikara)

"Manao veloma namana tsy foy isika, namela ny tsara indrindra tao aminy izy, dia ny mozikany izany" hoy ny pejy.

Mankahery ireo fianakaviany sy ireo mpankafy manerantany.

30/05/2023
30/05/2023

❗❕Maherin'ny 490 mpianatra malagasy hisitraka vatsim-pianarana any ivelany izay toloran'ny fanjakana malagasy ho an'ny taom-pianarana 2022-2023. Firenena 9 no handefasana ireo mpianatra: 238 any Maroc, 102 any Russie, 56 any Indonésie, 49 any Chine, 19 any Algérie, 13 any Egypte, 12 any Canada, 3 any Cuba ary 1 any Suisse.

(📸DIT)

23/04/2023

❗❕Maro ny olona voafatotry ity zava-mahadomelina mahery vaika ity amin'izao fotoana izao, indrindra fa ny tanora😢
Tandremo ny tia manandrakandrana fa tena loza ho an'ny fiainana ny vokany🥺

(📸Tia Tanindrazana)

23/04/2023

Ho vahinin'i GASCAR Fenosoa anio Zoma 21 Aprily 2023 @ 9 Ora alina ao @ Fandaharana ༺L’INVITE DU JOUR༻: Jean Brunelle RAZAFITSIANDRAOFA - Filoha Lefitry ny Antenimieram-pirenena - Solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tao Ikongo.

Arahanao mivantana ao @ Canal TV 30UHF/543.25Mhz, ny Onjampeo Real94 FM, ary eto @ Pejy Facebook Real TV Madagasikara aorian'ny fampahalalam-baovao.
Hanasàna anao hanaraka izany

23/04/2023

🚩VAVAKA HARIVA

Ry Andriamanitra be fiantra ô, Ianao no andry iankinan’izay manantena Anao; ka atreho ny vavaka ataonay: ary raha tsy Ianao, tsy mahefa na inona na inona izahay fa nofo sy ra ka ombao fahasoavana mandrakariva hitandrina ny didinao mba hifanaraka amin’ny sitraponao na ny hevitray na ny asanay.

Amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Zanakao Tomponay izay Andriamanitra velona sy manjaka… Amen

23/04/2023

🚫🖐️Mahavoasazy hatramin'ny 3 taona an-tranomaizina miampy lamandy 100.000 Ar hatramin'ny 2.000.000 Ar ny fanaovana fihetsika mamoafady amina olona kanefa ( consentement) na aiza na aiza, na anaty bus na an-dalana, eny fa na dia amin'ny ary🤔.

👉Raha sendra tranga tahaka izany dia sahia mitoroka, miaro anao ny lalàna🙏. Ianareo vehivavy na lahy misy mikitika tampka eny an-dalana io ny v*dy, sahia mitory🖐️

Fitia Madagascar et son avenir

23/04/2023

KOLOINA E!
Inona no antony mahatonga ny tsy fandriampahalemana?
Aza adinoina ny firariantsoa miaraka amin’ny 88.8 KOLO FM Antsirabe.

23/04/2023

Address

Tompon'andraikitra
Antananarivo

Telephone

+261330862202

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fampitana vaovao momba an'ireo taxibe tsy manara-dalana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share



You may also like