Alefa Foana

Alefa Foana Concession Automobile

La boucle ANJIRO ( ANDZIR anaran'ilay vehivavy mpanjaitra nahita hevitra an'io lalamby mihodikodina io ) izay ahitana fi...
10/12/2022

La boucle ANJIRO ( ANDZIR anaran'ilay vehivavy mpanjaitra nahita hevitra an'io lalamby mihodikodina io ) izay ahitana fiaran-dalamby mpitondra entana milanja 1000 tonnes hiakatra ny fiakaran'ny Mandraka .
Sary : LE RAIL ET LE MONDE N°31 Octobre 1984

©️ ZE701

🥰Pirolle à bec rouge iray azo sary natao mode rafale 😮Tena mafy ilay mpaka sary❤️(📸 Carlos)©️ Vaovao Farany - Fils d'inf...
10/12/2022

🥰Pirolle à bec rouge iray azo sary natao mode rafale 😮
Tena mafy ilay mpaka sary❤️

(📸 Carlos)

©️ Vaovao Farany - Fils d'infos - Ofisialy

Netherlands🇳🇱
05/12/2022

Netherlands🇳🇱

Any amin'ny kaominina ambanivohitr'i Ambazoa, Ambovombe Androy no misy ity dobo filomanosana natoraly Kotoala ity. 38km ...
03/12/2022

Any amin'ny kaominina ambanivohitr'i Ambazoa, Ambovombe Androy no misy ity dobo filomanosana natoraly Kotoala ity. 38km miala an'Ambovombe-Androy no misy azy.

Kanto eeee 🙏🙏

📷 Mand Tafitason
©️ Chasse-info

Tsy any Grèce akory fa eto Madagasikara ihany ity toerana tsara be ity 🤍❤️💚Bakuba Lodge - Tuléar ❤️🇲🇬©️ Tiana Michaël Ra...
03/12/2022

Tsy any Grèce akory fa eto Madagasikara ihany ity toerana tsara be ity 🤍❤️💚
Bakuba Lodge - Tuléar ❤️🇲🇬

©️ Tiana Michaël Razafindrakoto

📌 TSENAN'I VOALAVOAnisan'ny sakafo mafilotra ny voalavo, any Inde 🇮🇳 amin'ny tanàna antsoina hoe Kumaritaka avaratra ats...
19/11/2022

📌 TSENAN'I VOALAVO

Anisan'ny sakafo mafilotra ny voalavo, any Inde 🇮🇳 amin'ny tanàna antsoina hoe Kumaritaka avaratra atsinanan'i Inde dia misy mihitsy ny tsenan'i voalavo.
Amidy 200 roupies eo ny iray kilao, izany hoe 2,5 Euro eo, mitovy vidy amin'ny kilaon'ny akoho sy ny kisoa any an-toerana, araka ny nolazain'i Samba Sorne mpivarotra voalavo dia misy mahatratra 1 kilao mihitsy ny iray.
Andrahoina izy ary afangaro amin'ny lasaosy misy épice na atao rôti.
Amporisihin'ny fanjakana (Ministeran'ny mponina) any an-toerana mihitsy ny fihinanana voalavo satria be protéine kokoa nohon'ny akoho izy ary tsara tsiro lavitra nohon'ny akoho. Anisan'ny vaindohan-draharahan'ny ministera ny hamokatra fiompiana voalavo lehibe isaky ny faritra any.

Mety ho gaga isika fa eto Madagasikara misy mihinana voalavo, vazika moa no fiantso azy ary ahitana azy manamorona an'Alaotra iny, mipetraka any anaty zetra ireo voalavo lehibe ireo na hoe vazika ka sakafo tsara sy misy mampandroso ho an'ny vahiny raha sendra mivahiny amin'iny amoron'Alaotra iny. Tsy voalavo an-tanàna izy araka izany fa voalavo an-tsaha ary azo hohanina tsara.

©️ Page Tsetsatsetra tsy aritra

Antalaha 🇲🇬©️ Tiako loatra i Madagasikara
18/11/2022

Antalaha 🇲🇬

©️ Tiako loatra i Madagasikara

Imerintsiatosika, Antananarivo Rovan'Antongona ❤©️ Drones.mg
18/11/2022

Imerintsiatosika, Antananarivo

Rovan'Antongona ❤

©️ Drones.mg

🟥NANJAVONA SAHADY NY MACROPOLINE.Volana vitsy raha nitaha tamin'ny Antares dia nanjavona ny"MACROPOLINE"Maro toy ny tami...
18/11/2022

🟥NANJAVONA SAHADY NY MACROPOLINE.

Volana vitsy raha nitaha tamin'ny Antares dia nanjavona ny"MACROPOLINE"

Maro toy ny tamin'ny Antares no very vola toy ny mahazatra.

❎️Efa misy hafa maro hafa misokatra indray any koa asakasakareo izay mbola mahasahy hatrany.

Hoy ny BAIBOLY
↔️Ny hatsembohan'ny tavanao no hihinananao

©️Vaovao Androany

Kylian Mbappé 🇲🇫 ⚔️ 🇲🇬 Rayan Raveloson(Crédit photo : Boisjot)
15/11/2022

Kylian Mbappé 🇲🇫 ⚔️ 🇲🇬 Rayan Raveloson

(Crédit photo : Boisjot)

Izy no Timothé Razafindratsima nibata ny medaly volamena tamin'ny Championnat d'Europe taranja Échecs U16.📸 David Llada ...
15/11/2022

Izy no Timothé Razafindratsima nibata ny medaly volamena tamin'ny Championnat d'Europe taranja Échecs U16.

📸 David Llada / 24h Mada

🏜𝐋𝐞𝐬 𝐓𝐬𝐢𝐧𝐠𝐲 𝐫𝐨𝐮𝐠𝐞𝐬 𝐝'𝐢𝐫𝐨𝐝𝐨🏜Nous restons toujours dans le nord avec les tsingy rouges à deux heures au sud-est de Diégo S...
15/11/2022

🏜𝐋𝐞𝐬 𝐓𝐬𝐢𝐧𝐠𝐲 𝐫𝐨𝐮𝐠𝐞𝐬 𝐝'𝐢𝐫𝐨𝐝𝐨🏜

Nous restons toujours dans le nord avec les tsingy rouges à deux heures au sud-est de Diégo Suarez 📌

Façonnés par un long travail d'érosion de mère nature ces mélanges de différents oxydes donnent un panel de couleurs chaudes allant du blanc vif à un rouge intense ⚪️🔴
———————
Un ensemble de quelques centaines de petites "𝓬𝓱𝓮𝓶𝓲𝓷é𝓮𝓼 𝓭𝓮 𝓯é𝓮" où leur forme unique et leurs couleurs chatoyantes envoutent les esprits de ceux qui sont venus jusqu’à elles pour les visiter 🌫🇲🇬

©️ Jos Tours Madagascar

TSARANORO , PIC CAMÉLÉON 🇲🇬🇲🇬 1600 m ny altitude any Caméléon Tsaranoro, raha raisina taminy video farany nataoko tao al...
15/11/2022

TSARANORO , PIC CAMÉLÉON 🇲🇬🇲🇬

1600 m ny altitude any Caméléon Tsaranoro, raha raisina taminy video farany nataoko tao alohany dia x2 izany satria ny Tour redland akorondrano dia 800m eo ny altitude..
Ivoaka izao ny video 💪🇲🇬🇲🇬🇲🇬

©️ Sami Andria

Tsara ho fantatra :AMBATONDRAZAKA SY MANODIDINA AZY !!!🏙️🏙️🏙️✳️ Ambatondrazaka dia renivohitry ny faritra Alaotra Mangor...
14/11/2022

Tsara ho fantatra :

AMBATONDRAZAKA SY MANODIDINA AZY !!!🏙️🏙️🏙️

✳️ Ambatondrazaka dia renivohitry ny faritra Alaotra Mangoro, ao amin'ny faritany Toamasina.
✳️ Ny tanana dia voalaza fa naorin'i " Randriambololona" sy ny zanany telo " Raseheno" , " Ramiangaly" ary" Razaka" tamin'ny taonjato faha 18.
✳️ Ity farany izay, raha tsy nanan_janaka, dia nanao fihanihanana handray ny zanak'anabaviny eo anoloan'ny tsangambato.
✳️ Ny faritra dia malaza amin'ny fambolena vary amin'ny farihy Alaotra (farihy lehibe indrindra eto Madagasikara 🇲🇬).
✳️ Eto ihany koa no ahitana ny bandro (hapalemur griseus alaotrensis) izay monina eny amin'ny heniheny (atahorana ho lany tamingana).
✳️ Ny sihanaka no be mponina indrindra amin'ny faritra.

Carnets Madagascar 🇲🇬

❤️ Ambatondrazaka ❤️©️  Ando Rakotoniriana
14/11/2022

❤️ Ambatondrazaka ❤️

©️ Ando Rakotoniriana

🙏👏👏Sary mahafinaritra ahitana ireo vahiny miangaly ny kolontsaina avy aty Atsimo🌵©️ Toliara En Live
14/11/2022

🙏👏👏Sary mahafinaritra ahitana ireo vahiny miangaly ny kolontsaina avy aty Atsimo🌵

©️ Toliara En Live

Morondava, Madagasikara 🇲🇬©️ Tiako loatra i Madagasikara
14/11/2022

Morondava, Madagasikara 🇲🇬

©️ Tiako loatra i Madagasikara

☺️☺️
14/11/2022

☺️☺️

🛑⚽Tonga eto Madagasikara ny Fondation Real Madrid C.F.! 🇲🇬🤍 ! ‼️08 ka hatramin'ny 17 taona ve ianao ?TANTERAHO NY NOFINA...
13/11/2022

🛑⚽Tonga eto Madagasikara ny Fondation Real Madrid C.F.! 🇲🇬🤍 ! ‼️

08 ka hatramin'ny 17 taona ve ianao ?TANTERAHO NY NOFINAO ! tongava misoratra anarana amin'ny CLINIC (stage) izay ho atao ny 26 ka hatramin'ny 30 decembre ho avy zao eny amin'ny kianjan'ny Elgeco Plus !

1️⃣ Entraînements manaraka ny méthodologie an'ny académie an'nyReal Madrid C.F.. sy ny Fondation ⚽️👑

2️⃣ Mpanazatra voafantina sy manana traikefa avy amin'ny Fondation Real Madrid mihintsy no ho avy !

3️⃣ Certificat ho an'ireo mpandray anjara rehetra !

4️⃣ Maillot officiel an'ny Clinic

5️⃣ Goûter kely sy rano isan'andro

6️⃣ Fitaterana

👉🏽 Ho an'ireo catégories U10 sy U12 dia afaka tonga dia misoratra anarana any amVatel Restaurant - Ankorondranondrano manomboka ny 14 Novembre ka hatramin'ny 23 décembre 2022 (Voafetra ny toerana) | Droit d'inscription : 500.000 Ar

👉🏽 Ho an'ireo catégories U15 sy U17 kosa, dia mandalo test. ireo 38 mendrika indrindra no handray anjara maimaimpona amin'ny clinic !

TOERANA FISORATANA ANARANA :

📍ANTANANARIVO : Vatel ankorondrano | 14 novembre - 25 novembre 2022
⚽️ Jours de test : 26 - 27 Novembre ao amin'ny CDL Mandrosoa Ivato

📍TOAMASINA : CJST | 30 novembre - 02 Décembre 2022
⚽️ Jours de test : 03 - 04 décembre ao amin'ny SOS Village d'enfants

📍MAHAJANGA : M3TV | 07 décembre - 09 décembre 2022
⚽️ Jours de test : 10-11 Décembre ao amin'ny Stade Rabemananjara

droit de test : 60.000 Ar

Ny zavatra ilain'ny rehetra, rehefa hisoratra anarana :
- Acte de naissance latsaky ny 03 volana
- Sary tapaka 06
- Autorisation parentale / CIN tuteur ou tutrice

infoline : +261 34 47 015 25 | +261 32 65 816 21

partenaire logistiAndnoumndnoum | Media officiel : Real Tv Madagasikara | Partenaires officiSweet Talk by Coq D'Orq DPhée DesignDesJNM Synthetic Stadiumtadium

©️ Toliara En Live

Donovan sy Christinah 🥰Samy ekipam-pirenena Malagasy 🇲🇬  Ankoay U-18 farany teo izy roa  .Ary efa samy any Amerika 🇺🇸.Mi...
13/11/2022

Donovan sy Christinah 🥰
Samy ekipam-pirenena Malagasy 🇲🇬 Ankoay U-18 farany teo izy roa .
Ary efa samy any Amerika 🇺🇸.

Mirary soa hatrany 😊

©️ Manja Foana

Amin’ny alahelo no ilazana amintsika ny zava-niseho izao maraina izao : nisy olon-dratsy nifofo ny aiko.Lehilahy 2 teo a...
13/11/2022

Amin’ny alahelo no ilazana amintsika ny zava-niseho izao maraina izao : nisy olon-dratsy nifofo ny aiko.

Lehilahy 2 teo ambonin’ny scooter mainty no nanatona ka nitifitra ny fiarako raha nanao fitsidihana ny Tanàna toy ny mahazatra aho isaky ny alahady.

Tsy nisy ny aina nafoy ary salama tsara aho sy ny namako niaraka tamiko. Nitsoaka moa ry zareo fa efa misokatra ny fanadihadiana.

©️ Naina Andriantsitohaina

Efa lafo be zao ny couche 😂😂😀
13/11/2022

Efa lafo be zao ny couche 😂😂😀

🎙STAR ACADEMY 2022🎙🎉 Mitohy ny lalana hoan'i ANISHA 🎈"Sauvée par le Public" .. Misaotra azy isika .Misaotra ireo nifidy ...
13/11/2022

🎙STAR ACADEMY 2022🎙
🎉 Mitohy ny lalana hoan'i ANISHA 🎈

"Sauvée par le Public" .. Misaotra azy isika .
Misaotra ireo nifidy azy ihany koa 🙏.

Tsara ny fampiaraham-peo niarahany tamin'i Patrick Fiori omaly 😊.

🇲🇬
©️ Manja Foana

🥰Mamy ny fitiavan'i Dada❤️Nalaza vetivety tamin'ny tambazotran-tserasera ity sarin'i Michael McGuire ity. Na dia mbola n...
13/11/2022

🥰Mamy ny fitiavan'i Dada❤️
Nalaza vetivety tamin'ny tambazotran-tserasera ity sarin'i Michael McGuire ity. Na dia mbola naloto sy niosom-bovoka nohon'ny asany (mpiasan'ny mines) ary i Michael dia tonga nanotrona ny lalao Basket-ball an-janany niaraka tamin'ireo akanjo maloto avy any am-piasana🤩.

©️ Vaovao Farany - Fils d'Infos - Ofisialy

😮 Toy izao ny vidiny zavam-pisotro nandritra ny "Soirée"FIZATO"Fikambanany Zanaky Toamasina tao amin'ny  hôtel Carlton  ...
13/11/2022

😮 Toy izao ny vidiny zavam-pisotro nandritra ny "Soirée"FIZATO"Fikambanany Zanaky Toamasina tao amin'ny hôtel Carlton Antananarivo omaly zoma Alina 11 novembre 2022.

©️ Vaovao Androany

📌 TRANO OMENA HATORIAN'OLONA MAIMAIM-POANA ANY NOSY-BE HELL VILLEAny amin'ny lalana mankany amin'ny  plage Ambatoloaka s...
12/11/2022

📌 TRANO OMENA HATORIAN'OLONA MAIMAIM-POANA ANY NOSY-BE HELL VILLE

Any amin'ny lalana mankany amin'ny plage Ambatoloaka sy Andilana Beach no misy ity trano ity. Misy jiro sy rano ao anatiny, omen'ny tompony hatoriana maimaim-poana ny trano fa saingy masiaka lolo kosa, misy totoma.
Efa maro ihany izay pasitera, mpiandry, scout na vazaha mpizaha tany natory tao fa nitsoaka daholo.
Misy mahalala ny tantaran'ity trano ity ve ianareo?

©️ Tsetsatsetra tsy aritra

Dune de Bevohitra 😍 📍 Tuléar, Madagascar 📸
12/11/2022

Dune de Bevohitra 😍
📍 Tuléar, Madagascar

📸

Fa raha mba calme e 😂🤣©️ My Honey
12/11/2022

Fa raha mba calme e 😂🤣

©️ My Honey

UKRAINE
12/11/2022

UKRAINE

😂🤣😅
11/11/2022

😂🤣😅

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alefa Foana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Media/News Companies in Antananarivo

Show All