Lumix official

Lumix official Vavatenina

Soso
12/07/2023

Soso

Marary aminahy fa,akory atw za mbla tia manginaf.....
05/07/2023

Marary aminahy fa,akory atw za mbla tia manginaf.....

23/09/2022
18/09/2022

ARAHO NY CHAÎNE TSIKA

09/09/2022
07/09/2022
07/09/2022
07/09/2022
06/09/2022
06/09/2022
30/08/2022
30/08/2022
16/08/2022

Ny Reniko no zava-drehetra ho ahy:
1 ~ Ny efitranoko voalohany =} dia ny kibon'ny Neny
2 ~ Ny restaurant_ko voalohany =} dia ny nonon'ny Neny
3 ~ Ny efitrano fidiovako voalohany =} dia ny lohalikan'ny Neny
4 ~ Ny sekoliko voalohany =} dia ny lakozian'ny Neny
5 ~ Ny maîtresse_ko voalohany =} dia i Neny
6 ~ Ny dokoterako voalohany =} dia ny Reniko
7 ~ Ny thermomètre_ko voalohany =} dia ny rantsan-tanan'ny Neny
8 ~ Ny namako voalohany =} dia ny Mamako
9 ~ Ny fiarako voalohany =} dia ny ao an-damosin'ny Reniko
10 ~ Ilay olona izay tsy mba afaka manary ahy mihitsy =} dia ny kibo nifonosako

Misaotra anao ry Neny tamin'ny zavatra rehetra nataonao, ho ela velona anie ny reny rehetra...

Raha tia ny reninao ianao dia ambarao fa: ** HO ELA VELONA ANIE I NENY ♡ ** Ary Zarao 3 misy anao ato ity hafatra ity hahatsiarovan'ny rehetra...

__ Andriamanitra anie hitahy anao be dia be__

31/07/2022

Raha tena tinao❤izy dia:
1)Fadio ny mandefa "JTM"isakiny mihetsika satria manjary ts mandona azy ary ts manaitra azy intsony izany rehefa @ fotoana ilavana azy.😊😌👌

2)manokana fotoana kely ho azy fa tsy ampy raha toa ka "appel"na "sms"aminy satria dia zava-dehibe nohony teny hoe "bisous"ny fikasohany molotrao eo @ molony.👫💏

3)ataovy izay ifandrainsany fo ka ezaho fantarina izay tiany sy ny tsy tiany.😊😄

4)tiavo @ maha izy azy izy fa aza terena itiavanao azy.😍👉😍

5)aza asiana resaka ny lasany izay nandratra azy.Ary fadio ny mangeja azy😌😌

6)tiavo @ maha izy azy izy fa tsy izay hitiavanao azy😍😄

7)tadidio fa olon-tinao fotsiny izy fa tsy fanananao akory ka izy izay tinao hanaovana azy toy ny findainao📱😊😌

8)aza menatra miaraka aminy n'aizan'aiza na hitan'iza na hitan'iza🙈👌

9) Ampio @ fiainany izy ohatra :devoir📚📖 raharaha...Sns..😊

10)Manana ianao fandavan-tena ho azy😌✊

Tsarovy anefa fa tsy ho fifaliana fo ny fiainam-pitiavana fa tsy maintsy mandalo ady😌😊
Dia mirary soa anareo roa mba haharitra😍😘❤

Raha nahafinaritra anao dia aza adino manisy j'aime s mpartage ny page 😘😉

monde de Tiantsoa

28/07/2022
07/07/2022

Hatolotra ampitiavagna atska jiaby indrindra fa Reny na mama Lumix titre mamako igny valeur d mazoro mihaino

21/06/2022

Eza daholoooooo

Tratrany fetiny Ray daholooooo atska jiaby
19/06/2022

Tratrany fetiny Ray daholooooo atska jiaby

Kely sisa ay efa tnga
04/06/2022

Kely sisa ay efa tnga

31/05/2022
29/05/2022

Mama na reny anisany olo iray mametraka anw toerana ambony indridra na mora na amny sarotra reny dia miara mifaly amny zaniny ary mampahery rah sendra misy olana ..... hivoaka amny herinandro ambny hira makaska Mama na Reny zany ....eto za d mangataka mialoha mba anw jaime ny page ntsika mankasitraka Reny jiaby eyo antany ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤

Address

Mell Ville
Antananarivo
501

Telephone

+261344497191

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lumix official posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lumix official:

Videos

Share


Other Media/News Companies in Antananarivo

Show All