Serge Gpe Officiel

Serge Gpe Officiel tout le jour

21/04/2024

Horakoraka be ho an'ireo mpankafy be ahy vaovao indrindra! Rudy Ravoja

⭕️Mila faharetena sy fiafiana vao tonga eo amin'ny tanjona Ray ianao... Na inona na inona zavatra kinasanao atao dia tsy...
21/04/2024

⭕️Mila faharetena sy fiafiana vao tonga eo amin'ny tanjona Ray ianao... Na inona na inona zavatra kinasanao atao dia tsy mantsy miaritra vao tafa

⭕️Mozika antrany ⭕️
20/04/2024

⭕️Mozika antrany ⭕️

⭕️Tsy hoe Matory izahay fa miketrika an !! ⭕️ Mozika ilay Raha !! 🎸🎤
13/04/2024

⭕️Tsy hoe Matory izahay fa miketrika an !! ⭕️ Mozika ilay Raha !! 🎸🎤

⭕️Mialatsiny aho raha toa ka hivôlagna..eto!! Momba ity Resaka Rano!! Rano !!Rano ity !! Mety hoe manelingelina anao tom...
06/04/2024

⭕️Mialatsiny aho raha toa ka hivôlagna..eto!! Momba ity Resaka Rano!! Rano !!Rano ity !!
Mety hoe manelingelina anao tomponan-draiktra mety koa hanafitohana ny afa ity resako ity saingy tsy maintsy mba hiteny fa mahatsiaro fa voadona lotra ny saina hamam-panahy ny tena...
Marina fa tsy andraikitro na ianiko hoe adidiko no mampahatsiahy anareo tomponan-draiktra momba ty Resaka Rano ty. Ka nefa mba malahelo iany tena satria vao mihiratra ny Maso dia ny Rano tapaka no miandry anao. Hono oa tompoko inona kay zany no Rano hisasanay.. Ny Bande anie mety vitavita eny. fa ry Rafotsy awn 🙊🙄..mba hampaneno lakolosy kely kosa aho fa tena tsy vita intsony kosa e!! ry zareo a Miaritra fahatampahan-drano lava zao an!! Tsy mba fanaoko laotra ny maneho hevitra eto indrindra fa resaka politique fa ty kosa Efa tsy Rariny intsony... Koa Dia manaitra ny sainy tomponan-draiktra tandrify aho mba hamaha ny olana momba io Rano io indrindra fa ety Bahoririka Ety
Ny Toherana misy anay . tapka ny Rano ato antrano.. Mila ho isanandro. Misaotra

⭕️Izy Kosa No Sergé.Namorona sy Nanagana ny tarika.. Ary  Mpihira 🎤ao aminy tarika.ary Koa (auteur compositeur) ......
28/03/2024

⭕️Izy Kosa No Sergé.
Namorona sy Nanagana ny tarika..
Ary Mpihira 🎤ao aminy tarika.ary Koa (auteur compositeur) ......

⭕️Ampifaliana no ampafan-tariko aminao ny Membre ato aminy (Sergé Gpe).. ⭕️ Izy no Jonah Claveriste 🎹🤘
27/03/2024

⭕️Ampifaliana no ampafan-tariko aminao ny Membre ato aminy (Sergé Gpe).. ⭕️
Izy no Jonah Claveriste 🎹🤘

⭕️Ampifaliana antrany no ampafan-tariko anao ny Membre Ato (serge Gpe) Izy no Tsanta  Bassiste  🎸🤘⭕️
27/03/2024

⭕️Ampifaliana antrany no ampafan-tariko anao ny Membre Ato (serge Gpe)
Izy no Tsanta Bassiste 🎸🤘⭕️

⭕️Ampifaliana no ampafan-tariko anao ny Membre ato(  Sergé Gpe) Izy no Yanitch Soliste 🤘🎸 anay !!  Tompony fa tsy mpindr...
27/03/2024

⭕️Ampifaliana no ampafan-tariko anao ny Membre ato( Sergé Gpe)
Izy no Yanitch Soliste 🤘🎸 anay !!
Tompony fa tsy mpindrana !!

⭕️Ampafan-tariko anao ny Membre ato amin'ny ( serge Gpe )⭕️Izy  no Haja Batteur !!
27/03/2024

⭕️Ampafan-tariko anao ny Membre ato amin'ny ( serge Gpe )⭕️
Izy no Haja Batteur !!

⭕️Ampifaliana no ampafan-tarako aminao ny Membre ato (Serge Gpe )⭕️Izy no Dad's deux ème soliste ato aminy Tarika 😅 Bg v...
27/03/2024

⭕️Ampifaliana no ampafan-tarako aminao ny Membre ato (Serge Gpe )⭕️
Izy no Dad's deux ème soliste ato aminy Tarika 😅 Bg ve 👊

⭕️Miantrika ny Herinandro vaovao isika zao .👊Dia mba . Samy ho tratrany pâques daholo eh!! ⭕️
25/03/2024

⭕️Miantrika ny Herinandro vaovao isika zao .👊Dia mba . Samy ho tratrany pâques daholo eh!! ⭕️

⭕️Mampanatena seho tsy ho ela ho anao mpakafia indray.. ⭕️
23/03/2024

⭕️Mampanatena seho tsy ho ela ho anao mpakafia indray.. ⭕️

17/01/2024
⭕️Miomana amizay e !! ⭕️
16/01/2024

⭕️Miomana amizay e !! ⭕️

⭕️Tsy ho ela dia hiaona indray isika ⭕️
27/12/2023

⭕️Tsy ho ela dia hiaona indray isika ⭕️

Ny Tarika serge Dia Mirary fety Sambatra Ho antsika rehetra...
24/12/2023

Ny Tarika serge Dia Mirary fety Sambatra Ho antsika rehetra...

⭕️Mitombo antrany ianareo mpankafy Koa dia hisaorana mitafotafo ⭕️
15/12/2023

⭕️Mitombo antrany ianareo mpankafy Koa dia hisaorana mitafotafo ⭕️

⭕️zalaha mpikifa tsy miala zany e !! ⭕️
12/12/2023

⭕️zalaha mpikifa tsy miala zany e !! ⭕️

⭕️miomana isika mpakafy fa tsy Ho ela dia miaona indray ⭕️
11/12/2023

⭕️miomana isika mpakafy fa tsy Ho ela dia miaona indray ⭕️

Mozika  no mampifaly
04/12/2023

Mozika no mampifaly

⭕️ngaha dada ⭕️
29/11/2023

⭕️ngaha dada ⭕️

Bonne nuit
21/11/2023

Bonne nuit

⭕️Misy grippé Mahery Mamely amizao fotoana izao ny tenakoa MO Dia tratrany fa mbola tsy ça va tsara atramizao... ⭕️
14/11/2023

⭕️Misy grippé Mahery Mamely amizao fotoana izao ny tenakoa MO Dia tratrany fa mbola tsy ça va tsara atramizao... ⭕️

Miasa mafy... Tsika zany
31/10/2023

Miasa mafy... Tsika zany

⭕️Mironana makaiza tsika !!! ⭕️
31/10/2023

⭕️Mironana makaiza tsika !!! ⭕️

⭕️Ny Hira dia ilainao fona na inona na inona zavamisy eto ⭕️🎤🎼
24/10/2023

⭕️Ny Hira dia ilainao fona na inona na inona zavamisy eto ⭕️🎤🎼

⭕️Miandry vazo vaovao daholo an !! ⭕️
23/10/2023

⭕️Miandry vazo vaovao daholo an !! ⭕️

⭕️Nandalo tao Ampefy aho .anio  alahady faha .10/09/2023 . Dia mba nitsidika ireto zaza kamboty tsy Mba misy mpiahy iret...
11/09/2023

⭕️Nandalo tao Ampefy aho .anio alahady faha .10/09/2023 . Dia mba nitsidika ireto zaza kamboty tsy Mba misy mpiahy ireto aho..Tao amin'ny Ankany fitaizana azy ireto afalina sy aravoana no tazako teo amin'ny hendrikan'i ankizy fa izay hono vao mba nisy mpanakanto nitsidika ry zareo... ...
🇲🇬👊 ..Dia niaraka naka sary ho fatsiarovana kely.. Merci Ry zareo an!? dia mankahery anareo ianikoa ny Tarika Serge...

🇲🇬

Address

RN 7
Andoharanofotsy

Telephone

+261332910127

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Serge Gpe Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Serge Gpe Officiel:

Videos

Share


Other Andoharanofotsy media companies

Show All

You may also like