Trangam-piarahamonina isan'andro

Trangam-piarahamonina isan'andro Vaovao mitranga isan'andro eto an-toerana na any ivelany

Mitohy fifandonana eo @ mpianatra Ankatso sy ny mpitandro filaminana amin'izao ora izao. Nisy zandary iray naratra, ary ...
03/05/2024

Mitohy fifandonana eo @ mpianatra Ankatso sy ny mpitandro filaminana amin'izao ora izao. Nisy zandary iray naratra, ary nirefodrefotra ny lakrimozeny. Marihina fa fanatsarana ny campus no angatahin'ireo mpianatra

Fitokonana eny Vontovorona : Misy ny fifandonan’ireo mpianatra amin'ny mpitandro ny filaminanaTapaka hatreto ny lalana m...
30/04/2024

Fitokonana eny Vontovorona : Misy ny fifandonan’ireo mpianatra amin'ny mpitandro ny filaminana
Tapaka hatreto ny lalana manodidina ny École Supérieure Polytechnique Vontovorona. Mikatona avokoa ireo mpivarotra eny an-toerana

😭😭 Misaona ny kanto :   i   rehefa narary fotoana ela. Mirary fihononana ho an'ny fianakavianaSource : Akaikin'ny mpanak...
28/04/2024

😭😭 Misaona ny kanto : i rehefa narary fotoana ela. Mirary fihononana ho an'ny fianakaviana
Source : Akaikin'ny mpanakanto

28/04/2024

⭕️⭕️ Halatra sy hosoka ranomanitra

🔪🔪 ❌❌ VOAHENDAKA NO VOATSINDRONA ANTSY NY TENDANY :Alina t@ 9ora 30 teo androndra, fanendahana miaro habibiana, tsy vita...
28/04/2024

🔪🔪 ❌❌ VOAHENDAKA NO VOATSINDRONA ANTSY NY TENDANY :
Alina t@ 9ora 30 teo androndra, fanendahana miaro habibiana, tsy vitan'ny noendahina fotsiny ity tovolahy ity fa mbola notsindromina antsy koa ny tendany, efa eny @ hopitaly izy ankehitriny
Source Miarizo Tsiory

300Ar ny rano fisotro madio 0.5 litatra eo analakely, afaka misafidy koa hoe atao matimaty, na mafana tsara. Veloma hatr...
26/04/2024

300Ar ny rano fisotro madio 0.5 litatra eo analakely, afaka misafidy koa hoe atao matimaty, na mafana tsara. Veloma hatreo aloha zany ny fahatapahan-drano Jirama eny Analakely eny.
Source : CUA

Lavanty « pièces détachées » ao amin’ny fadin-tserananaFiara manodidina ny 300 isa no ravaina, ho avadika kojakom-piarak...
26/04/2024

Lavanty « pièces détachées » ao amin’ny fadin-tseranana
Fiara manodidina ny 300 isa no ravaina, ho avadika kojakom-piarakodia « pièces détachées ». Ny ankamaroan’izy ireo dia familiana havanana sy fiara efa nipetraka an-taonany maro tsy nalain’ny tompony
Izay mahazo ny lavanty no miantoka ny fandravana ary eo ambany fanaraha-mason’ny sampan-draharahan'ny fandintseranana sy ireo sampan-draharaha teknika voakasika ary ny foibe fitsarana fiarakodia (DGSR) izany.

Fampianarana : BURKINA FASO miteny  ROSIANINA atsy ho atsy : Hiroso mankany amin’ny fampidirana ny   teny Rosianina i Bu...
25/04/2024

Fampianarana : BURKINA FASO miteny ROSIANINA atsy ho atsy :
Hiroso mankany amin’ny fampidirana ny teny Rosianina i Burkina Faso atsy ho atsy. Efa miketrika sehatra mifanaraka amin'ny filana fanabeazana manokana ao Burkina Faso izy ireo izay mikendry ny hanavao ny fampianarana sy hampiroborobo ny fahazoana fanabeazana manara-penitra ho an'ny rehetra.
“Ny atiny fa tsy ny fonony” ary “tsy trano sekoly no tsara fa rafim-pampianarana mivoatra”

Address

Andoharanofotsy
Andoharanofotsy

Telephone

+261343743332

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trangam-piarahamonina isan'andro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Trangam-piarahamonina isan'andro:

Videos

Share


Other Andoharanofotsy media companies

Show All