Kacya's Wash

Kacya's Wash Apetrao aminay ny lamba malotonao fa sasanay am-pifaliana sy am-pitiavana��

🚨Promotion 🚨 Promotion 🚨Aiza daholo ny lamba maloto tsika any fa asiana"" promotion"" be a@ty volana Mai ity 🫣🫣 Hoan'iza...
07/05/2024

🚨Promotion 🚨 Promotion 🚨
Aiza daholo ny lamba maloto tsika any fa asiana"" promotion"" be a@ty volana Mai ity 🫣🫣
Hoan'izay manao ""abonnement mensuel"" rehetra Dia hisitraka izany avokoa anh 👍👍
Na tsy abonnement ary Dia Aza manahy fa hahazo ny anjaranareo avokoa ianareo fa Aza tara ee 😌😌
Aza adino hatrany ny manaraka ny pejy fa izara ny mahasoa hoantsika hatrany izahay 🥰🥰

22/04/2024

Manao aona daholo isika ato oo 😍😍😍
Manana vaovao ho zaraina amintsika zah androany ❤❤
Ho antsika izay manana lamba maloto rehetra , na mpianatra,na mpiasa,afaka manamora ny fianantsika am fialana am fanasana lamba izahay 😁
Eny tompoko, , afaka manasa lamba malotonareo rehetra izahay 😁😁 am sarany mora dia mora 🤗🤗
✨Manomboka @ 300ar fotsiny
:lamban'olon-dehibe 🤗
:lamban'ankizy satria ireny no tena maloto
:drap, nappe, fonon'ondana, rideaux manify , drap manify
✨izahay no miantoka ny fitoeran-damba 🤗
✨Izahay no miantoka ny savony , tsy miova ny sarany fa 300ar fotsiny hatrany🤗🤗
✨Fomba fikarakarana ny lamba indray
: sasana a laver , rano fa tsy net a sec 😊
✨ Ny toerana afaka misitraka azy indray
:Andoharanofotsy, Malaza, Iavoloha, fiadanamnga, Mandrimena, Ambohijanaka, Alasora ......
✨Izahay no maka sy manatitra azy toerana ireo
✨ 30 isa no minimum
Miteny mialoha raha mihoatra ny 100 isa ny lamba ho sasana
✨Miasa 6j/7 izahay (Tsy miasa Sabotsy ❤)
✨Ianareo no mametraka ny andro anasana ny lamba
✨ Misy iany koa ny famandriana isam-bolana
:manome ny andro mety aminao ianao
:mametraka ny contact sy toerana angalana sy anaterana azy
✨Raha misy fahatapahan-jiro dia mampilaza mialoha hatrany izahay
Manasa anao iditra Mp ary
Contact : 0339758067
0321603217
Apetrao aminay ary ny lamba malotanao fa ataonay ampifaliana sy am-pitiavana izany ❤❤

15/04/2024

Manao aona daholo isika ato oo 😍😍😍
Manana vaovao ho zaraina amintsika zah androany ❤❤
Ho antsika izay manana lamba maloto rehetra , afaka manamora ny fianantsika am fialana am fanasana lamba izahay 😁
Eny tompoko, , afaka manasa lamba malotonareo rehetra izahay 😁😁 am sarany mora dia mora nefa tena pratique 🤗🤗
✨Manomboka @ 300ar fotsiny
:lamban'olon-dehibe 🤗
:lamban'ankizy satria ireny no tena maloto
:drap, nappe, fonon'ondana, rideaux manify , drap manify
✨izahay no miantoka ny fitoeran-damba 🤗
✨Izahay no miantoka ny savony , tsy miova ny sarany fa 300ar fotsiny hatrany🤗🤗
✨Fomba fikarakarana ny lamba indray
: sasana a laver , rano fa tsy net a sec 😊
✨ Ny toerana afaka misitraka azy indray
:Andoharanofotsy, Malaza, Iavoloha, fiadanamnga, Mandrimena, Ambohijanaka, Alasora ......
✨Izahay no maka sy manatitra azy toerana ireo
✨ 30 isa no minimum
Miteny mialoha raha mihoatra ny 100 isa ny lamba ho sasana
✨Miasa 6jour/7 izahay (Tsy miasa Sabotsy ❤)
✨Ianareo no mametraka ny andro anasana ny lamba
✨ Misy iany koa ny abonnement mensuel
✨Raha misy fahatapahan-jiro dia mampilaza mialoha hatrany izahay
Manasa anao iditra Mp ary
Contact : 0339758067
0341811171
Apetrao aminay ary ny lamba malotanao fa ataonay ampifaliana sy am-pitiavana izany ❤❤

Apetrao aminay ny lamba malotonao fa sasanay am-pifaliana sy am-pitiavana��

Address

Ambohijanaka Andoharanofotsy
Andoharanofotsy

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kacya's Wash posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kacya's Wash:

Share


Other Digital creator in Andoharanofotsy

Show All