Andri-com

Andri-com ANDRI-COM

🔥 CHARBON VANJA 🔥⛽FATANA PÉTROLE ⛽🌳Ho fiarovana ny tontolo iainana mapiasà ireo fa Sady :👉 Tsotra sy mora ampiasaina👉 Mi...
16/05/2024

🔥 CHARBON VANJA 🔥
⛽FATANA PÉTROLE ⛽

🌳Ho fiarovana ny tontolo iainana mapiasà ireo fa Sady :
👉 Tsotra sy mora ampiasaina
👉 Mitsitsy
👉Vidiny mirary
👉tsy misy fofona

🔥🔥 CHARBON VANJA
- 4000 ar = 3kg / herinandro
- 10000 ar = 8 kg / tapa- bolana
- 25000ar = 25 kg/ iray volana

⛽⛽Fatana pétrole
pétrole 1l mahavita 6 à 7 heure

- 5L = 210 000 ar
- 10L = 320 000 ar (avec vanne)
- Misy koa 14l sy ho an'ny resto.

Contact : 034 85 031 70

10/05/2024

🔥🔥 CHARBON VANJA 🔥🔥

👉 Tuto Kely ny @ fomba fampiasa Ilay charbon vanja sy ny maha samihafa azy @ Ilay charbon tsotra

📞 034 85 031 70

🔥🔥 CHARBON VANJA 🔥🔥ireo toerana ahitanao Charbon vanja eto ambatondrazaka✅ Andricom: apitan'ny JOvena eo an-tsena✅ Andri...
08/05/2024

🔥🔥 CHARBON VANJA 🔥🔥

ireo toerana ahitanao Charbon vanja eto ambatondrazaka

✅ Andricom: apitan'ny JOvena eo an-tsena
✅ Andricom: antsahatateraka , eo @ Amadia
✅ Andricom: eo apitan'ny Cisco ambatondrazaka

Raha Mila fanazavana fanampiny, antsoy ny laharana
📞 034 85 031 70

🔥🔥 CHARBON VANJA🔥🔥🌳🌳 Ho fiarovana ny tontolo iainana, ndao hampiasa charbon vanja 🌳🌳✅ Tsotra, Mitsitsy, mora ampiasaina ...
08/05/2024

🔥🔥 CHARBON VANJA🔥🔥

🌳🌳 Ho fiarovana ny tontolo iainana, ndao hampiasa charbon vanja 🌳🌳

✅ Tsotra, Mitsitsy, mora ampiasaina (Tonga hatrany @ atsasaky ny fandanianao isam-bolana @ charbon tsotra)

Raha Mila fanazavana fanampiny Dia afaka miditra mp na antsoy ny laharana
📞 034 85 031 70

⚽⚽⚽ WEEK END MATSIRO BE 🚨Aza adino fa mitovy hatrany ireo fihaonana  lalao baolina kitra mafampana @ faran'ity herinandr...
19/04/2024

⚽⚽⚽ WEEK END MATSIRO BE

🚨Aza adino fa mitovy hatrany ireo fihaonana lalao baolina kitra mafampana @ faran'ity herinandro ity.

🚨 Manaova reabonnement ka mahazoa 15 jour tout canal hararahanao tsy tapaka ireo lalao ireo

29/01/2024

RECRUTEMENT

Nous cherchons notre RESPONSABLE COMMERCIAL
Lieu de travail : Région Alaotra Mangoro
Forme du contrat :
CDI
Mission :
Maître d'œuvre de la politique commerciale de l'entreprise, vous êtes garant de la bonne maîtrise des démarches commerciales appliquées auprès des partenaires.
Acteur principal du développement du réseau de distributeurs agrées, vous assurez aussi l'atteinte des objectifs commerciaux.
Profil :
- Homme ou Femme de terrain
- Maîtrisant la langue française.
- Maitrisant l'outil informatique et bureautique
- Ayant un Diplôme de Bacc+ 2
- Créatif, autonome, avoir un bon relationnel
- Sachant travailler en équipe
- Ayant une expérience dans le domaine de la vente, de la distribution, du marketing ou de la communication
- Disponible de suite.
- Sérieux, travailleur
Si le profil vous correspond, veuillez déposer votre CV et votre LM + prétention salariale (manuscrite en français) au siège de Andricom Canal Plus Antsahatanteraka ou à l'adresse mail suivant : [email protected] avant le 14 février 2024
Pour toute autres demandes d'informations, nous nous mettons à
votre disposition.
Contact : 0340137003 – 0370737003

Vita soamantsara ny fisarihana ny Tombola Volabe. Arahabaina ireo izay tsara vintana satria dia mitohy ny fety ho azy ir...
05/01/2024

Vita soamantsara ny fisarihana ny Tombola Volabe. Arahabaina ireo izay tsara vintana satria dia mitohy ny fety ho azy ireo. Efa nantsoinay ianareo koa iangaviana hanaraka ny fepetra @ fandraisana ny loka.

RAHAMPITSO ZOMA 5 JANOARY 2024 @ 3 ORA HARIVA EO @ FOIBE ANDRICOM NY FISARIHINA
04/01/2024

RAHAMPITSO ZOMA 5 JANOARY 2024 @ 3 ORA HARIVA EO @ FOIBE ANDRICOM NY FISARIHINA

13/12/2023

IZAY 15 VOALOHANY MANDOA ABONNEMENT @ BOUTIQUE NY LAKAMISY SY ZOMA NO MAHAZO CADEAU

27/11/2023

TOMBOLA VOLABE Alaotra Mangoro 😲🤩
Mety ianao no ho tsara vintana ka hahazo:
🎁1 000 000Ar
🎁500 000Ar
Fomba fandraisana anjara? Tsotra fotsiny: Manaova réabonnement tsy Tapaka mandritry ny Septambra - Oktobra - Novambra - Desambra eny @ mpaninjara CANAL+ Alaotra Mangoro akaiky anao.
Mihazakazaha manatona ny mpaninjara CANAL+ akaiky anao.
Tolotra ho an'ny Access - Evasion - Access+ - Tout Canal
Fisarihina : 05 Janoary 2024

23/11/2023
"L'Héritière" votre nouvelle telenovela mexicaine arrive dès le 23 Août elle prendra la place de "L'Arôme De L 'Amour.Vo...
23/08/2023

"L'Héritière" votre nouvelle telenovela mexicaine arrive dès le 23 Août elle prendra la place de "L'Arôme De L 'Amour.
Vous pouvez suivre une épisode tous les jours sur la chaine Novelas TV (canal30).
---------------
L’histoire se déroule dans une ferme d’avocats appelée « Santa Catalina », où vivent Severiano del Monte et Catalina Arango, la femme de Severiano, et leurs cinq fils adoptifs. Severiano décède, et la vie de ses fils change le jour de la lecture du testament, avec l’apparition inattendue de Sara, leur sœur, dont ils ignoraient l’existence. En tant que seule enfant biologique de Severiano, Sara est prête à accepter l’héritage. Tout se complique car le testament comporte une clause de condition suspensive qui oblige les six frères et sœurs à vivre un an dans la ferme afin de ne pas perdre leur droit à l’héritage.

🤯Nisy rivo-doza sy onjan-dranomasina mahery manenika an'i Los Angeles. Noentin'ny tafio-drivotra mahery vaika ny antsant...
15/08/2023

🤯Nisy rivo-doza sy onjan-dranomasina mahery manenika an'i Los Angeles. Noentin'ny tafio-drivotra mahery vaika ny antsantsa, ary nanidina eny rehetra eny, ka afaka nanafika na iza na iza, na eny ambony, na an-tanety, na anaty rano.
🦈SHARKNADO🦈,
arahinao ao amin'ny Action, chaîne 150, anio, amin'ny 3 ora tolakandro.🤯
------------
🤯Un ouragan s'empare de Los Angeles. Des milliers de requins s'abattent sur la ville et terrorisent la population.
🦈SHARKNADO🦈,
diffusé sur la chaine Action, chaîne 150, aujourd'hui à 15 h 🤯

Aza iandrasana tapaka ny sary vao manao réabonnement.Aloavy alohan'ny fahatapahan'ny sary ny réabonnement mba ahazoanao ...
07/08/2023

Aza iandrasana tapaka ny sary vao manao réabonnement.
Aloavy alohan'ny fahatapahan'ny sary ny réabonnement mba ahazoanao misitraka ny "herinandro bôjo", mijery chaines fanampiny mandritry ny 7 andro be izao.
Ny bonus dia mande eo no ho eo.
Manantona aingana ny mpaninjara canal+ akaiky anao, manao ny réabonnement, ahazoanao misitraka izany.

ARARAOTY FA MBOLA MANANKERY ITY TOLOTRA ITY:manaova réabonnement @ formule misy anao amin’izao ary ampio 10 000 Ar monja...
31/07/2023

ARARAOTY FA MBOLA MANANKERY ITY TOLOTRA ITY:
manaova réabonnement @ formule misy anao amin’izao ary ampio 10 000 Ar monja fa hahazo ny bouquet ambony ianao mandritry ny 30 andro be izao!
Raha mila fanazavana fanampiny:
👉manantona ny mpanjinjara CANAL+ akaiky anao
na antsoy ny 034 76 726 04 - 034 83 045 55

  - Nefise est une jeune mère de quatre enfants, Zeynep, Emre, Cemre et la petite Aysun. Après la mort de son mari, elle...
24/07/2023

-
Nefise est une jeune mère de quatre enfants, Zeynep, Emre, Cemre et la petite Aysun. Après la mort de son mari, elle se retrouve sans moyens. Nefise fera de son mieux pour répondre aux besoins de ses enfants, car ils sont sa motivation. Ce ne sera pas facile jusqu'au jour où Nefise et Zeynep trouveront l'amour auprès de deux frères riches et puissants.
-------------------------
Retrouvez votre nouvelle série turque
💞 Les Ailes Brisées 💞 ( Kanatsiz Kuslar )
à partir du 24 Juillet
en remplacement de Scorpion sur Novelas TV

manaova réabonnement @ formule misy anao amin’izao ary ampio 10 000 Ar monja fa hahazo ny bouquet ambony ianao mandritry...
14/07/2023

manaova réabonnement @ formule misy anao amin’izao ary ampio 10 000 Ar monja fa hahazo ny bouquet ambony ianao mandritry ny 30 andro be izao!
Raha mila fanazavana fanampiny:
👉manantona ny mpanjinjara CANAL+ akaiky anao

na antsoy ny 034 76 726 04 - 034 83 045 55

Ankoatra izay mbola hahazo cadeau koa ianao

Tolotra manankery ny 3 Jolay hatramin'ny 2 Aogositra 2023

🤩Georges, 44 taona, dia vao avy nividy palitao "100% daim". Na inona na inona olana eo amin'ny fianakaviany sy ny toe-bo...
12/07/2023

🤩Georges, 44 taona, dia vao avy nividy palitao "100% daim". Na inona na inona olana eo amin'ny fianakaviany sy ny toe-bolany, dia mahatsiaro tena ho lehilahy sambatra izy rehefa nahazo io akanjo io.
🧥LE DAIM🧥,
sarimihetsika hatsikana, arahinao ao amin'ny Canal+Cinéma, chaîne 2, ny Alarobia 13 Juillet amin'ny 7 ora hariva🤩
__-----------
Georges, la quarantaine, quitte du jour au lendemain sa femme et son travail pour s'offrir le blouson de ses rêves, une veste en daim à franges.

Tolotra vaovao be indray no omen'ny CANAL+ ho antsika:"manaova réabonnement @ formule misy anao amin’izao ary ampio 10 0...
12/07/2023

Tolotra vaovao be indray no omen'ny CANAL+ ho antsika:
"manaova réabonnement @ formule misy anao amin’izao ary ampio 10 000 Ar monja fa hahazo ny bouquet ambony ianao mandritry ny 30 andro be izao!"
Raha mila fanazavana fanampiny:
👉manantona ny mpanjinjara CANAL+ akaiky anao
Ankaotra izay mbola homenay cadeau ihany koa ianao

Tolotra manankery ny 3 Jolay hatramin'ny 2 Aogositra 2023

Address

ANDRICOM Canal+
Ambatondrazaka
503

Telephone

+261348503170

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andri-com posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Andri-com:

Videos

Share