Allô Ciné Malagasy

Allô Ciné Malagasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Allô Ciné Malagasy, Film/Television studio, Ankadilalana, Mahamasina.

Faly miarahaba antsika rehetra hatrany izay ato@ 😊✋👉 Nosafidinay ho fakafakana amintsika ny lafin'ny tsara sy ratsy(Faux...
01/12/2021

Faly miarahaba antsika rehetra hatrany izay ato@ 😊✋
👉 Nosafidinay ho fakafakana amintsika ny lafin'ny tsara sy ratsy(Faux Raccord)izay mbola tsy afaka omena eto ny valiny satria miandry ny hivoahan'ilay raki-tsary izay novokarin'ny sy izahay🤗
👉Ary mbola asehonay ihany koa ireo lisitr'ireo mpilalao nilalao t@ilay horon-tsary📽🎬aorian'ilay fanadihadiana nataonay
📝Koa raha maliana anao ny hizaranay izany amintsika dia zarao@namanao izany ary asio j'aime ny pejy😊👍💥
Misaotra antsika rehetra,mazotoa o😍😘

Sary indrana:Scoop Digital
https://www.facebook.com/111870424640924/posts/119546140540019/?app=fbl

Salama daholo oo🖐🖐Tsara ny mampahafantatra antsika fa havoaka eto ny Lisitr'ireo Réalisateur izay hitanay fa nahafehy ir...
14/11/2021

Salama daholo oo🖐🖐
Tsara ny mampahafantatra antsika fa havoaka eto ny Lisitr'ireo Réalisateur izay hitanay fa nahafehy ireto fitsipika@resaka (Scénario+Storytelling..)
✅🔥 - avec
✅🔥 Visual- avec PaulPaul Edwardo JaomazavaaPaul Edwardo JaomazavamPaul Edwardo JaomazavaLM SmileSmile UlrichcSmile Ulrich
✅🔥 avec
✅🔥 avec tiany
➡Mbola misy hafa ihany koa fa ireo no anisany nahafeno ny fepetra
↪Ka raha mahaliana anao ny fizarana dia manasa anao mba hifidy amin'ireto sary ireto ka asio soratra hoe: ex: 👉"C" raha Cassidi R.
Bonne journée à tous😊🖐🖐

🖐🖐Salama daholo🖐🖐Voici clips Gasy Awards🏆🏅♥ 2021(Meilleur Scenario+Meilleur Storytelling 2021🎬📽)nommé par  ✅🔥⚡🎖    avec ...
14/11/2021

🖐🖐Salama daholo🖐🖐
Voici clips Gasy Awards🏆🏅♥ 2021(Meilleur Scenario+Meilleur Storytelling 2021🎬📽)nommé par
✅🔥⚡🎖 avec le grand Réalisateur Ricardo.
➡Raha mahaliana anao ny hijery ny vidéo dia aza misalasala mandefa MP .
Bonne journée à tous😁😎🖐🖐

Miarahaba ho antsika rehetra manjohy izao pejy izao😁🖐🖐✅Ahitantsika "Analyse filmique"izany hoe:Fanadihadihana mahakasika...
14/11/2021

Miarahaba ho antsika rehetra manjohy izao pejy izao😁🖐🖐
✅Ahitantsika "Analyse filmique"izany hoe:Fanadihadihana mahakasika ny tontolon'ny sarihimehitsika Malagasy mazava ho azy.
✅Ahitantsika ihany koa partage idée "Réalisation"na"Making of"izay hafantarantsika ny ao ambadika ny fanantontosana.
✅Ahitana "Formation"na"Fiofanana"ho an'izay liana 'ny "vidéo" na raki-tsary.
➡Raha toaka ka mahaliana anao izany rehetra izany dia manasa anao ary hanjohy ny pejy sy hizara izany@hafa.

✊🇲🇬🇲🇬

Address

Ankadilalana
Mahamasina
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Allô Ciné Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Allô Ciné Malagasy:

Share



You may also like