19/10/2024
Miarahaba sy mirary soa ho antsika rehetra
Manana vahaolana amin'ny fiakaran'ny vidin'ny volamena andro aman'alina izahay
Maro be ireo efa najifa fa mbola eto foana izahay ihezaka hanome fahafaham-po ho anareo (photo réel ny asa efa vita avokoa ny amin'ny sary)
VOLAFOTSY MIFONO VOLAMENA AMIN'NY VIDINY MIRARY
80 000 Ar mahavita 3 bagues (fiançaille 1, Alliances 2; 1 gramme/bague)
150 000Ar (fiançaille 1, Alliances 2, 2 gramme/bague)
28 000Ar/gramme akohatran'ireo tolotra voalaza eo ambony ireo
Mandray commande volafotsy ihany koa izahay (volafotsy tsara kalitao)
Afaka mandefa hafatra miafina ianao na miantso ny laharana 034 09 748 98 raha misy mahaliana na hanao commande
Mandefa faritra ihany koa izahay
AZO ANTOKA HATRANY