Radiô Feon'ny mevarano FM 92.0MHz

Radiô Feon'ny mevarano FM 92.0MHz Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Radiô Feon'ny mevarano FM 92.0MHz, Radio Station, Vers la bureau RLS, Bealanana.

06/01/2024
18/12/2023

Tolakandro mahafinaritra ô😂 miarahaba antsika jiaby mpanaraka tsy tapaka ny RFM FM 92.0MHz 🙋🙋"nitondra soa sa nanimba an'ny malagasy ve ny fidiran'ny fivavahana Kristianina??"😂😂ahoana indray ny hevitrao ?? @2:30 ny fotoanantsika 🙋🙋
Araho fangatahan-kira sy teny firariantsoa hatrany🙏🏽🙏🏽😘😘

12/12/2023

Kopa-tanana ô🙋🙋"Hita taratra ankehitriny fa tena mihen-danja n'y fifaneraserana eo amin'ny Ray aman-dReny sy ny zanakao"😍raha araka ny hevitrao inona no antony mety mahatonga izany ary inona no soso-kevitra mba hanamafisana indray izany fifandraisana izany??😍araho fangatahan-kira sy firariantsoa hatrany 😍😍@2:30 ny fotoanantsika🙋🙋RFM 92.0MHz🎙🎙

08/12/2023

Miarahaba ô🙋 tolakandro mahafinaritra RFM FM92.0MHz:"ny vitam-bady tsy vitan-kavana"😍ahoana indray n'y hevitrao??
2:30 ny fotoana tsika😂araho fangatan-kira ary aza adino ny teny firariantsoa😍😍
Mankasitraka ô🙏🏽🙏🏽

07/12/2023

Efa miverina ny fandaharana aranao ato -peo Feon'ny mevarano FM 92 MHz 🙏🏽🙏🏽

01/12/2023

Miarahaba antsika jiaby mpanaraka ny onjam-peo RFM fa misy ny fahatapany nohon'ny fanatsarana atao 🎙📡📽

24/11/2023

Mbôla tsara tsika jiaby🙋🙋aza adino ny fandaharana tolakandro mahafinaritra eto amin'ny RFM RADIÔ FM 92.0MHz😍😍mirary tontolo andro feno fahombiazana jiaby ô😍😍😘😘🙏🏽🙏🏽

19/11/2023

Miarahaba antsika jiaby mpanaraka tsy tapaka ny onjam-peo Feon'ny mevarano FM 92 MHz🙏🏽🙏🏽ho anao sekoly na fikambanana sy ireo fa efa misokatra ny fandaharana"SERVICE PROGRAMME" ato amin'ny radiô koa raha maniry ny hanantanteraka izany ianao dia manantonà aty amin'ny birao ny RFM radiô ambonin'ny CEG lalana hiakatra amin'ny RLS na hiantso mivantana ny laharana 0342850212 koa Mankasitraka mialoha antsika jiaby🙏🏽🙏🏽

Address

Vers La Bureau RLS
Bealanana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radiô Feon'ny mevarano FM 92.0MHz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category

Nearby media companies


Other Radio Stations in Bealanana

Show All