RADIO Feon'i Maevarano - FM 92.0 MHz

🇲🇬✨🎆 FÊTE DE L'INDÉPENDANCE 🎆✨🇲🇬Miomana tsara fa hafana izy ty ! 🔥Dj Ray sy Dj Ronsard dia efa vonona hanafana atsika 🔥 ...
12/06/2024

🇲🇬✨🎆 FÊTE DE L'INDÉPENDANCE 🎆✨🇲🇬

Miomana tsara fa hafana izy ty ! 🔥

Dj Ray sy Dj Ronsard dia efa vonona hanafana atsika 🔥 mandritra ny Disco amin'ity Fetim-Pirenena ity !

📅 Manome fotoana anao amin'ny 26 jona manomboka amin'ny 8 ora alina ao Antranompokonolona Bealanana. 🌾

Mbola tsy vita an'zany. Mandoa 3.000 Ar fotsiny d'efa tafiditra 🎉

Tongava Maro ! 🎊

, partenaire officiel ✨🎆🇲🇬

[TOLAKANDRO MAHAFINARITRA]Salama jiaby🥰🥰👉🤌Ahoana ny fahitanao ny toe-draharaha politika eto Madagasikara? 👈🤌Porofoy ary ...
09/04/2024

[TOLAKANDRO MAHAFINARITRA]

Salama jiaby🥰🥰

👉🤌Ahoana ny fahitanao ny toe-draharaha politika eto Madagasikara? 👈🤌
Porofoy ary ny hevitrao🙏🏻

Les lauréats Finale KARAOKE 2024x Champion - Samien Logan x Coup de Cœur - Dïanåh Jëssy x Vice - Championne = Angelinex ...
02/04/2024

Les lauréats Finale KARAOKE 2024

x Champion - Samien Logan
x Coup de Cœur - Dïanåh Jëssy
x Vice - Championne = Angeline
x 2èm Vice - Champion = Razafimanjato Fiheferana Fulgence

Radio Feon'i Maevarano 92.0 FM vous a présenté Finale KARAOKE 2024,Une cérémonie conçue et produite par Radio Feon'i Mae...
01/04/2024

Radio Feon'i Maevarano 92.0 FM vous a présenté Finale KARAOKE 2024,

Une cérémonie conçue et produite par Radio Feon'i Maevarano FM 92.0

Producteurs exécutifs : Jean-Paul Alavoly

Coordinatrice générale : Yvonne Walney's Nomenjanahary

Directrice Artistique : Zoely Ravahalahy

Régisseur candidat : Jean-Paul Alavoly

DJ : Le Roi Ronsard, Jean-Paul Alavoly

Animation : Cristal Noelisoa, Ayloisah Francyaillin Bruno

Son, lumières, structures salle : Sono Alavoly

Niana "Long", Angelico, Danissa, Merlin, Kenny, Celino

Technicien Son : Jean-Paul Alavoly

Retransmission direct sur Facebook : Jean-Paul Alavoly

Vente de boissons : Aurica Voninkasina

Design & Publicités : Manitra "DJ RAY" Alavoly

Remerciements :
Telma Madagascar, Pharmacie Edmond, ainsi que tous les autres partenaires, Colonel Réné Jaozandry, Team Alavoly, Club Auditeurs de la RFM, tous les participants, les votants, les supporteurs, les auditeurs de la Radio Feon'i Maevarano FM 92.0, ainsi que ceux qui ont contribué à ce concours

Copyright Radio Feon'i Maevarano FM 92.0 Mars 2024

31/03/2024

🎼SHOW LIVE AVEC JEREMIA 🔥🔥
Jeremia Record

31/03/2024

🎼SHOW LIVE SAMII 🔥🔥🔥

31/03/2024

Diffusion de la show Finale KARAOKE

31/03/2024

Finale KARAOKE
31 Mars 2024
Villa JRJ Tsararivotra

✨Mba ho fanomezana fialam-boly hoan-tsika rehetra amin'ny andron'ny Paka. RADIO Feon'i Maevarano - FM 92.0 MHz, Fikamban...
25/03/2024

✨Mba ho fanomezana fialam-boly hoan-tsika rehetra amin'ny andron'ny Paka. RADIO Feon'i Maevarano - FM 92.0 MHz, Fikambanana Bealanana Liam-pandrosoana (FBL), Pharmacie Edmond, Telma Madagascar manolotra anao :

Finale KARAOKE
🗓️Ny Alahady 31 mars
⌚amin'ny 2 ora tolakandro
📌ao amin'ny Villa JRJ Tsararivotra.

Misy 9 mianadahy izy ireo no hifandimby hanao fampisehoana amin-tsika🎵, dia i : Hèlstandèl Stànd Hélíe, Samien Logan, Daniel, Herisoa Franginaire, Angeline, Tolontsoa Crislin Nomenjanahary, Jeremia Record, Razafimanjato Fiheferana ary i Jessica

📌 Jifao amin'ny 👉🏻vidiny mirary👈🏻 ny tapakila
📌 Eny an-toerana ny Alahady 31 mars

🟩Billet Simple: 2.000Ar

[TOLAKANDRO MAHAFINARITRA]Cristal😁😁Ahoana indray no azonao hazavaina amin'ny hoe :"HAVANA RAHA MISY PATSA"? Fomba fiteni...
22/03/2024

[TOLAKANDRO MAHAFINARITRA]

Cristal😁😁

Ahoana indray no azonao hazavaina amin'ny hoe :"HAVANA RAHA MISY PATSA"? Fomba fitenin-tsika malagasy izy io👈😅🥰

[TOLAKANDRO MAHAFINARITRA]Cristal🎶🎶Ahoana ny fahitanao ny hira ankehitriny raha oharina amin'ireo fahiny🎶🎶: toniny, feon...
21/03/2024

[TOLAKANDRO MAHAFINARITRA]

Cristal🎶🎶

Ahoana ny fahitanao ny hira ankehitriny raha oharina amin'ireo fahiny🎶🎶: toniny, feony, fanabeazana🥰🥰ary hira toy ny ahoana no tena tinao ary ankafizinao?👈

[TOLAKANDRO MAHAFINARITRA]Cristal😁😁Ankalazaina androany ny fanamarihana ny andro maneran-tany ho an'ny angano.Nanamarika...
20/03/2024

[TOLAKANDRO MAHAFINARITRA]

Cristal😁😁

Ankalazaina androany ny fanamarihana ny andro maneran-tany ho an'ny angano.

Nanamarika inona teo amin'ny fiainan'ny malagasy ny fisian'ny angano?
Mbola manana ny lanjany ve ny angano amin'izao fotoana izao araka ny hevitrao?🥰👈

Hira iray ary miaraka aminy e, de aza adino ny mirary soa ny tapaka sy namana🙏🙏🎶🎶

[TOLAKANDRO MAHAFINARITRA]Cristal Noelisoa 😁😁Inona no takaitra avelan'ny fisarahana eo amin'ny mpifankatia na ny ao an-t...
18/03/2024

[TOLAKANDRO MAHAFINARITRA]

Cristal Noelisoa 😁😁

Inona no takaitra avelan'ny fisarahana eo amin'ny mpifankatia na ny ao an-tokantrano raha toa ka tsy maintsy miafara amin'izany? 😥👈

Hira iray miaraka amin'ny hevitrao fa ho alefako ndao ary hirary soa ho an'ny olom-pantatra rehetra ihany koa🥰🙏🎶

[TOLAKANDRO MAHAFINARITRA]Cristal 😁😁Vahaolana avy hatrany ve ny fisarahana raha misy tsy fitovian-kevitra eo amin'ny mpi...
13/03/2024

[TOLAKANDRO MAHAFINARITRA]

Cristal 😁😁

Vahaolana avy hatrany ve ny fisarahana raha misy tsy fitovian-kevitra eo amin'ny mpifankatia sy ny ao antokan-trano?

Ahoana indray ary ny hevitrao amin'io dia asio hira iray🎼miaraka aminy dia aza adino hatrany ny mirary soa ny tapaka sy namana rehetra a🥰

Address

Bealanana
408

Opening Hours

Monday 05:00 - 22:00
Tuesday 05:00 - 22:00
Wednesday 05:00 - 22:00
Thursday 05:00 - 22:00
Friday 05:00 - 22:00
Saturday 05:00 - 22:00
Sunday 05:00 - 22:00

Telephone

+261380995824

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RADIO Feon'i Maevarano - FM 92.0 MHz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category


Other Bealanana media companies

Show All