Foibe Loterana momba ny Fifandraisana "RFF 91.2 Mhz"

Foibe Loterana momba ny Fifandraisana "RFF 91.2 Mhz" Ny Foibe Loterana momba ny Fifandraisana (FLF) na koa Radio Feon'i Filazantsara (RFF 91.2 Mhz) ity
(1)

28/06/2024

Mampitombo ny faharatsiana
ny famaliana.
Matio 5: 38-42

27/06/2024

Mety hitondra fahasosorana ny fananaran'ny tenin'Andriamanitra. Matio7:1-6

😍😍Maraim-pifaliana eh!😍😍Tratry ny asaramanitra daholo."Sambatra ny FIRENENA izay manana an'i JEHOVAH ho ANDRIAMANINY. Sa...
26/06/2024

😍😍Maraim-pifaliana eh!😍😍
Tratry ny asaramanitra daholo.

"Sambatra ny FIRENENA izay manana an'i JEHOVAH ho ANDRIAMANINY. Sal. 33.12

io no lohahevitra anjarantsika.

25/06/2024


20/06/2024

Tonga hiantso ny mpanota Jesosy.
Matio 9: 1-13

14/06/2024

Jéhovah hamafa ny ranomaso amin'ny tava. Isaia 25: 6-9

Ohabolana 22:6"Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany".Is...
12/06/2024

Ohabolana 22:6
"Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany".
Isaorana Jesosy fa tontosa indray ny fampandraisana anjara fitoriana filazantsara izay nataon'ny ankizy kely androany tao anatin'ny fandaharana .
Isaorana ny ray aman-dreny izay nandefa ny zanany sy nanatrika tety anivon'ny onjam-peo mamintsika, mankasitraka ny ankizy kely izay tonga, namana Ando, Volahasina.
Amin'ny heriny anio indray raha sitrapon'i Jesosy!!

12/06/2024

Maraim-pifaliana.
Aza soloina lainga
ny fahamarinan'Andriamanitra.
Romana 1 :18-25

07/06/2024

Jéhovah no ho reharehan'ny olony.
Jeremia 9: 23-24

06/06/2024

Rombahina ny lanitra.
Matio 16: 24-27

Marka 10:14b Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza raràna; fa an'ny toa azy ny fanjakan'Andriamanitra.Ankasitrahana Jesos...
05/06/2024

Marka 10:14b
Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza raràna; fa an'ny toa azy ny fanjakan'Andriamanitra.

Ankasitrahana Jesosy fa tontosa soa aman-tsara ny fandaharana niarahana tamin'ny ankizy kely isaky ny alarobia folak'andro tahaka izao,
Ankasitrahana ihany koa ny ankizy kely rehetra sy ny ray aman-dreny izay tonga nanatrika mivantana ihany koa na ny nandefa ny zanany taty amin'ny FM 91.2Mhz. Isaorana koa namana Ando, Mandresy, izay nanolotra.

.

05/06/2024

Izay tia an'Andriamanitra dia tia ny namany.
I Jaona 4 : 16-21

04/06/2024

Arovy ny fanahinao tsy ho afa-po amin'ny zavatry ny tany.
Lioka 16: 19-31

03/06/2024

Mitandrema sao ho naman'i Jodasy hanakalo vola an'i Jesosy 🥹
I Timoty 6: 6-11

31/05/2024

Saino mandrakiva fa zanak'Andriamanitra teo amin'ny Batisa isika.
I Jaona 3 : 1-10

30/05/2024

Mandehana, ataovy mpianatra ny firenena rehetra.
Matio 28: 16-20

30/05/2024

Mandehana ataovy mpianatra ny firenena rehetra .Matio 28:16-20

24/05/2024

Jesosy no ahazoan'ny izay rehetra mino Azy famelan-keloka. Asa 10: 42-48

Address

Lot 20 I 40 Andranomadio Antsirabe
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261340266664

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Foibe Loterana momba ny Fifandraisana "RFF 91.2 Mhz" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Foibe Loterana momba ny Fifandraisana "RFF 91.2 Mhz":

Videos

Share

Category

Nearby media companies