RF ONE eto Bira - FM 88Mhz ireo Fandaharana ankafizinao

RF ONE eto Bira - FM 88Mhz ireo Fandaharana ankafizinao Bira FM/TV Ny tsara indrindra amin'ny hirahira sy ny Vaovao eto Antsirabe
Bira FM/TV le meilleur de la musique
Bira FM/TV by RF ONE

Voalohany eto AntsirabeMy OBC miara-miasa amin'ny RFOne AntsirabeMANOLOTRA ANAO๐ŸŽ‡๐ŸŽ†THE ONE CHRISTMAS COVER ๐ŸŽ†๐ŸŽ‡Fifaninana CO...
21/10/2021

Voalohany eto Antsirabe

My OBC miara-miasa amin'ny RFOne Antsirabe
MANOLOTRA ANAO

๐ŸŽ‡๐ŸŽ†THE ONE CHRISTMAS COVER ๐ŸŽ†๐ŸŽ‡
Fifaninana COVER hira noely.

Ho antsika antokom-pihira tsy ankanavaka.
Manana mpikambana mihoatra ny 5 ve ianareo?
Ty mifaninana?
Manana ny mampiavaka anareo ihany koa ve?

Mety aminareo ity fifaninana ity, ka tongava misokatra anarany eny amin'ny RFOne eny Mahazina.

2.000.000ar sy loka maro be no azon'ny mpandresy.

Misorata anarana ary dieny izao.
Infoline: 0343301726

21/10/2021
Manomboka ny Alatsinainy @7 ora maraina,ato  pejy vaovao ity no anarahantsika ny lohahevitra ,koa manasa anao ary hanao ...
30/04/2021

Manomboka ny Alatsinainy @7 ora maraina,ato pejy vaovao ity no anarahantsika ny lohahevitra ,koa manasa anao ary hanao j'aime ny pejin_tsika vaovao๐Ÿ˜˜

Efa azonao enoina amin'ny maridrefy FM88.0 ny Onjam-peontsika RFOne Antsirabe

26/04/2021

Mbola ao daholo ve ny mpankafy Rfone ๐Ÿ‘‹?? Afaka andro vitsy dia hiverina amintsika indray ny 88fm ary vonona hanome ny soa sy ny tsara hatrany.mandrampiresaka oo๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

HYPNO  ๐Ÿ˜ ๐Ÿ˜‹ilay boisson mitondra hery sy tanjaka,manankarena vitamine sy calcium,๐Ÿ˜๐Ÿ˜ tsy misy alikaola, mety tsara ho an'n...
20/02/2021

HYPNO ๐Ÿ˜ ๐Ÿ˜‹ilay boisson mitondra hery sy tanjaka,manankarena vitamine sy calcium,๐Ÿ˜๐Ÿ˜ tsy misy alikaola, mety tsara ho an'ny mpanao fanatanjahantena sy ho an'ny olondrehetra na vavy na lahy ๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹ (tsy mety @ bevohoka)
jifao eny @ mpivarotra rehetra mahazatra anao @ vidiny mora indrindra๐Ÿ˜˜
๐Ÿ˜Hypno,Energy Drink๐Ÿ˜

Viloma  #2020๐ŸŽ†Miarahaba antsika rehetra mahatratra izao taona vaovao izao๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜Mirary ny soa sy ny tsara ๐Ÿ˜˜ho taona zina ho ...
31/12/2020

Viloma #2020๐ŸŽ†
Miarahaba antsika rehetra mahatratra izao taona vaovao izao๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜
Mirary ny soa sy ny tsara ๐Ÿ˜˜ho taona zina ho antsika anie ity taona #2021 ity๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ
Manaova fety sambatra jiaby e๐Ÿ˜˜
Ho ambinin'Andriamanitra @ izay atao rehetra e๐Ÿ˜

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao izahay eto @ RFOne๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜
28/11/2020

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao izahay eto @ RFOne๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

07/11/2020

07/11/20

Firariantso,hira,hatsikana
Gooo

06/11/2020

06/11/20

Salaba aby ve๐Ÿ–
Lohahevitra anio,
๐Ÿ‘‰vary no fotontsakafon'ny malagasy! Mety aminao ve raha tsy mihinam-bary ao anatin'ny tontolo andro? resaho ary e

O Ry zareo an๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜ aza adinoina ny fotoana izay hianarantsika miaraka @ chef Mamihery๐Ÿฅฐ๐ŸฅฐTONGAVA HAINGANA MISORATRA ANARANA F...
04/11/2020

O Ry zareo an๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜ aza adinoina ny fotoana izay hianarantsika miaraka @ chef Mamihery๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
TONGAVA HAINGANA MISORATRA ANARANA FA VOAFETRA NY TOERANA an๐Ÿ˜๐Ÿ˜
araraoty ary e๐Ÿคฉ๐Ÿคฉ

04/11/2020

04/10/20

Tsara maraina eee๐Ÿ–
Lohahevitra anio ary๐Ÿ‘‡
Resaka love le rahaโค
Miseho amin'ny endrika maro ny fanehoam-pitiavana (fomba fihetsika,fiteny,) inona ihany koa ny fantatrao?? Resaho ary e๐Ÿ˜˜

03/11/2020

03/11/20

Salama abiii๐Ÿ–
Ianao ve efa mba tratran 'ny fampanantenana paokaty๐Ÿ˜ข๐Ÿ˜”?
Tantarao ary oe ee๐Ÿ˜—๐Ÿ˜

02/11/2020

tafasiry 02_11_20๐Ÿ˜˜
Salama aby ve รด
Ao tsara ve,andao hifampirarisoa sy hifampizara vaovao๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“
Andao ary eeee๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

30/10/2020

30/10/20

Salama jiaby oo๐Ÿ–
Lohahevitra anio ary,
Ianao ve mba tia miadivarotra๐Ÿ™ˆ๐Ÿ‘Ÿ๐Ÿ‘•๐Ÿ‘“๐Ÿ‘™? Andao resahana e๐Ÿ˜—๐Ÿ‘Š

๐Ÿ˜˜1+1 Fitiavana milay๐Ÿ˜˜ 29_10_20Tsara ariva e๐Ÿ˜ŽResaka love ilay raha๐Ÿ˜Iza no mitondra ny baolina eo @ sehatry ny Fitiavana๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹...
29/10/2020

๐Ÿ˜˜1+1 Fitiavana milay๐Ÿ˜˜ 29_10_20
Tsara ariva e๐Ÿ˜Ž
Resaka love ilay raha๐Ÿ˜
Iza no mitondra ny baolina eo @ sehatry ny Fitiavana๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹ lehilahy sa vehivavy๐Ÿ˜‹andao resahana dia asehoy ny hevitrao e๐Ÿ™‹

Araraoty ๐Ÿ˜ป๐Ÿ˜ป toy izao no ianaranao @ atelier du chef izay hiarahana @ chef Mamihery eto antsirabe๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜Ny 12_13_14 Novembre h...
29/10/2020

Araraoty ๐Ÿ˜ป๐Ÿ˜ป toy izao no ianaranao @ atelier du chef izay hiarahana @ chef Mamihery eto antsirabe๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜
Ny 12_13_14 Novembre ho avy izao๐Ÿ˜˜ tsy ireo ihany fa marobe no hianarana ao๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹
Araraoty ary fa io ihany no fotoana andalovany eto๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜
Tongava ary misoratra anarana fa voafetra toerana an๐ŸŽ†๐ŸŽ†๐ŸŽ†

29/10/2020

29/10/20

Salama doholo o๐Ÿ–
Ianao ve mba manana nofinofy? (tanjona), Inona no mba fanirinao eo amin'ny fiainana ? Efa nisy tanteraka ve? Tantarao ary e

Aiza daholo tsika e๐Ÿ˜ป๐Ÿ˜ป๐Ÿ˜ปVaovao be๐Ÿ˜ธ anjaratsika eto antsirabe indray izao๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹ ho tonga eto amintsika i chef Mamihery๐Ÿ˜˜ soloten...
28/10/2020

Aiza daholo tsika e๐Ÿ˜ป๐Ÿ˜ป๐Ÿ˜ป
Vaovao be๐Ÿ˜ธ anjaratsika eto antsirabe indray izao๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹ ho tonga eto amintsika i chef Mamihery๐Ÿ˜˜ solotenan'ny madagascar tany frantsa๐Ÿ˜ ampianatra sy hanome traikefa ho antsika @ fampianarana patisserie francaise๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰Aza misalasala miantso ny 034 22 662 74 na manantona mivantana ety @ RFOne radio mahazina akaiky ny mpanao sarety๐Ÿ‘๐Ÿ‘
Natao ho an'ny rehetra sady fotoana tokana hahaizantsika zavatra maro ๐Ÿ’œ๐Ÿ’œ
Araraoty ary fa voafetra ny toerana an๐Ÿ’Ÿ๐Ÿ’Ÿ
Ny sarany natao mirary dia mirary๐Ÿ’ž๐Ÿ’ž

28/10/2020

28/10/20

Tsara maraina e๐Ÿ–
"Zatra ny lalan-dririnina ,hono,ka fahavaratra avy no manao hintsin-dalana" ๐Ÿ™Š๐Ÿ˜›
'Ndao mba hilaza ohabolana sy ny heviny indray anio e!

27/10/2020

Tafasiry 27_10_20๐Ÿ˜ป
Salama eโœ‹๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹
Maro sy hita matetika eny @ fiaraha-monina eny ny olona anaovana soa๐Ÿ˜ธ rehefa anaovana soa anefa dia lasa tsy miraharaha ilay nanao soa azy๐Ÿ˜น (mitsipa-doha lakana nitana)๐Ÿ˜ธ๐Ÿ˜ธ,
Inona no mety ho antony ๐Ÿ˜ผ๐Ÿ˜ผ andao resahana๐Ÿ™ˆ๐Ÿ™‹

26/10/2020

26/10/20

Salama aby viii๐Ÿ˜
Hifampirarisoa isika amin'ity anio ity๐Ÿ– hiantrehantsika ny herin"andro vaovao๐Ÿ˜š.alefaso ary eee๐Ÿ‘Š

25/10/20Mirary Alahady finaritra o๐Ÿ–Ndao hiala voly ! Alefaso ny sms03317806470344390806Miaraka @ i Ny Aina Olivia
25/10/2020

25/10/20
Mirary Alahady finaritra o๐Ÿ–

Ndao hiala voly !
Alefaso ny sms
0331780647
0344390806
Miaraka @ i Ny Aina Olivia

24/10/2020

feeling mahafinaritra

24/10/2020

24/10/20

Hiala voly tanteraka isika anio๐Ÿ˜๐Ÿ‘.alefaso ny hatsikana sy hira ankafizinao.
Goooo๐Ÿ‘Š๐Ÿ’ช
Afaka miditra mivantana ao amin'ny laharana
๐Ÿ‘‰0344390806

23/10/2020

Tafasiry 23/10/20๐Ÿ˜„๐Ÿ˜„
Samy manana ny fandaharam-ptoanany daholo isika rehetra rehefa zoma manifika toy izao๐Ÿ’ƒ.ahoana indray ary ny fandaharam-potoana anio e๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜!
Ho antsika nanao fanadinana hiandry valiny ve sa hanalazy vita bacc avy hatrany?

22/10/2020

๐Ÿ˜˜1+1 Fitiavana milay๐Ÿ˜˜ 22_10_20
Tsara ariva e๐Ÿ˜˜
Betsaka ny olona rehefa misaraka @ olon-tiany na voadonam-pitiavana๐Ÿ˜“๐Ÿ˜“ dia tsy te hiaraka @ olona intsony๐Ÿ˜ช mety amam-bolana na aman-taona๐Ÿ˜–๐Ÿ˜– misy aza tsy te hiaraka @ olona tsony mihintsy๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ
Inona no mety ho antony,inona mahatonga izany๐Ÿ˜Ž๐Ÿ˜Ž
Andao resahana e๐Ÿ™‹๐Ÿ™‹๐Ÿ™‹

22/10/2020

22/10/20

Lohahevitra anio ary๐Ÿ‘‡
Inona ny zavatra tena manavao anao rehefa ianao ilay vao miditra voalohany ao adakilasy๐Ÿ™†๐Ÿ™„๐Ÿ™Žtantarao ary e๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜Š

21/10/2020

Tafasiry 21_10_20๐Ÿ˜„๐Ÿ˜„
Salama e๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘‹
Inona avy ny fomban-drazana fantatrao๐Ÿ˜€ dia milaza ohabolana mifandraiky ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š inona ihany koa no mampiavaka azy๐Ÿ˜๐Ÿ˜
Andao hifampitantara izay fantatsika e๐Ÿ˜„๐Ÿ˜„

Address

Mahazina
Antsirabe

Telephone

+261331780647

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RF ONE eto Bira - FM 88Mhz ireo Fandaharana ankafizinao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to RF ONE eto Bira - FM 88Mhz ireo Fandaharana ankafizinao:

Share

Category

Nearby media companies

  • No comment

    No comment

    Villa Brabant Antsahavola, Antananarivo