10/12/2022
✨Gamme Magneva Volo✨
Te ho tsara volo amin'ny fomba tsotra sy natoraly? Volo voakolokolo amin'ny alalan'ny singa manaraka ny fenitra sy mitsabo ny volo .
📌 Produit spécial curly
🔴 Mamerina ny volo ho naturel simban'ny produits maro, ny brushing, ny coloration,..........
🔴Mampitsahatra ny fihitsanan'ny volo
🔴Mampalefaka volo
🔴 Manafaingana ny fitsirin'ny volo
🔴 Mety amin'ny karazam-bolo rehetra
📣 Atolotra anareo ary ny gamme Magneva Volo
Izay ahitana : Shampoing (10 000Ar)
Masque (10.000Ar)
Leave-in (10.000 Ar)
Huile capillaire(10.000Ar)
📣 Kanefa mba ampivoka tsara ny vokatra izay handrasanao dia tsara kokoa raha ny gamme complet Magneva no ampiasainao satria dia mifameno avokoa ireo singa rehetra ampiasaina mba ampivoka ny boucle sy mitazona azy @ fotoana maharitra ary ny soin dia azo antoka tsara
📌 Gamme Magneva Volo= 40.000Ar
Manao livraison à domicile , mandefa ihany koa any amin'ny faritra
‼️Manjifà hatrany ny vokatra natoraly