Tsy mitory afa-tsy Jesoa Kristy

Tsy mitory afa-tsy Jesoa Kristy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsy mitory afa-tsy Jesoa Kristy, Publisher, Antananarivo.

01/11/2021
12/10/2021
02/09/2021

Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo dia ho afaka tokoa hianareo.❤Jaona 8:36 ❤

20/07/2021

HALELOIA;
Fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitsika;
Eny,mamy sady mendrika ny fiderana.Salamo 147:1 ❤

15/07/2021

🌸Salamo 121:8🌸
Jehovah hiaro anao na mivoaka na miditra,
Hatramin'izao ka ho mandrakizay.

14/07/2021

Tamin'ny kofehy fitarihana olona no nitarihako azy,dia tamin'ny mahazaka ny fitiavana ((Hosea 11:4))

16/04/2021

Kanefa raha izaho,dia fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy,🌸Joba 19:25🌸

05/04/2021

""MAMPIORINA NY MINO NY FANAVOTAN'I KRISTY""
🌺Eksodosy 14:14🌺
Jehovah hiady ho anareo,fa hianareo kosa hangina.🙏

27/03/2021

MAMPIORINA NY MINO NY FIZAHAN-TOETRA
🌸Joba 2;10🌸...Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra ,fa tsy ny ratsy koa?

26/03/2021

"Mampiorina ny mino ny fizahan-toetra"
🌸Lioka 8,15🌸
Fa ireo teny amin'ny tany tsara kosa dia izay mandre ny teny amin'ny fo sady marina no tsara,dia mitana azy ka mamoa amin'ny faharetana 🙏

25/03/2021

🌸Romana 5,3-5 🌸
Ary tsy izany ihany,fa aoka isika hifaly amin'ny fahoriana aza,satria fantantsika fa ny fahoriana mahatonga faharetana ary ny faharetana mahatonga fahatsaram-panahy voazaha toetra;ary ny fahatsaram-panahy voazaha toetra mahatonga fanantenana ary ny fanantenana dia tsy mampahamenatra satria ny Fanahy Masina Izay momena antsika no nentiny nampidina ny fitiavan'Andriamanitra ho ao am-pontsika.

25/03/2021

MAMPIORINA NY MINO NY FIZAHAN-TOETRA 🙏

24/03/2021

Iza no hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'i Kristy? Fahoriana va,sa fahantrana,sa fanenjehana,sa mosary,sa fitanjahana,sa loza,sa sabatra?
🌸Romana 8,35🌸

22/02/2021

((I PETERA 1:23)) Fa efa teraka indray hianareo tsy tamin'ny voa mety ho lo,fa tamin'ny tsy mety ho lo dia ny tenin'Andriamanitra izay velona sady maharitra.

01/02/2021

MAMPIORINA NY MINO NY TENIN'ANDRIAMANITRA.
"" Izany Andriamanitra izany no mampisikina hery ahy sy manamarina ny alehako.🌺Salamo 18:32🌺

06/01/2021

Mahatoky ka tokony hekena amin'ny fankasitrahana rehetra izao teny izao ;tonga tety ambonin'ny tany Jesoa Kristy hamonjy ny mpanota,ary amin'ireny izaho no lohany.((ITimoty 1:15))

24/11/2020

Miandrandra famonjena ny mino
..Fa ravehivavy namaly ka nanao taminy hoe:Eny Tompoko kanefa na dia ny amboakely ao ambanin'ny latabatra aza dia mba mihinana ny sombitsombin'ny mofon-jaza ihany.🌺Marka 7:28🌺

19/11/2020

Efa ho lasa ny alina, ka efa mby akaiky kokoa ny andro,koa aoka ariantsika ny asan'ny maizina ka hitafiantsika ny fiadian'ny mazava.((Romana 13:12))

16/11/2020

""MIANDRANDRA FAMONJENA NY MINO""

05/11/2020

Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe ((Hebreo 10:35))

05/11/2020

Koa aoka isika hanatona ny seza fiandrianan'ny fahasoavana amin'ny fahasahiana,mba hahazoantsika famindrampo sy hahitantsika fahasoavana ho famonjena amin'izay andro mahory(((Hebreo 4:16)))

05/11/2020

🌺Eny,izay rehetra te ho velona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra izay ao amin'i Kristy Jesoa dia henjehina 🌺

Mirosoa @ finoana masina
28/10/2020

Mirosoa @ finoana masina

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsy mitory afa-tsy Jesoa Kristy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category


Other Publishers in Antananarivo

Show All