Gazety Chez Immo

Gazety Chez Immo (Mivoaka isan-kerinandro)

"Vous cherchez à promouvoir votre propriété et toucher des milliers de potentiels acquéreurs? 🏡 Publiez votre annonce da...
01/06/2024

"Vous cherchez à promouvoir votre propriété et toucher des milliers de potentiels acquéreurs?

🏡 Publiez votre annonce dans notre journal immobilier et bénéficiez d'une visibilité inégalée! Contactez-nous dès maintenant pour découvrir nos offres exclusives. "

contact: 034 23 470 19
[email protected]
Adresse: Faravohitra ,23 rue Freddy Antananarivo

GAZETY CHEZ IMMO 31 MAI 2024
31/05/2024

GAZETY CHEZ IMMO 31 MAI 2024

Miarahaba eeee!!!👉Hoanareo izay te hampiditra annonce ato anaty gazety   immo dia efa hafaka mandray proposition avy ami...
30/05/2024

Miarahaba eeee!!!
👉Hoanareo izay te hampiditra annonce ato anaty gazety immo dia efa hafaka mandray proposition avy amin' anareo indray izahay!!
Toy ny :
👉Publiciter trano, tany (amidy na ahofa) 👉Na koa resaka construction, décoration, sns....
Plus d'information midira mp na miantso 0342347019

Efa ho avy indray ny lalaont-sika manaraka .Ianareo izay mpanaraka ny Pejy iany no mahay ilay lalao ho avy eoInvité-o ,A...
28/05/2024

Efa ho avy indray ny lalaont-sika manaraka .

Ianareo izay mpanaraka ny Pejy iany no mahay ilay lalao ho avy eo

Invité-o ,Abonnéo ,Mentionné-o ary Partage-o ireo naman-tsika mba hanaraka ny Pejy .

: 038 11 333 12
chezimmopubgmail.com
, 23 rue freddy Antananarivo

Miarahaba eee !!!Ireto avy ireo olona telo nahazo ny vola 30.000ar tamin'ny fisarihana izay nataontsika !!" Dia hoanareo...
27/05/2024

Miarahaba eee !!!
Ireto avy ireo olona telo nahazo ny vola 30.000ar tamin'ny fisarihana izay nataontsika !!"
Dia hoanareo zay te andefa annonce anaty gazety dia aza misalasala mandefa mp ato amnay na miantso 0342347019 !!!
NB: captures roa ihany io fa ny iray mbola tsy nandefa capture tao amin ny page !!
Hoanareo izay tsy voasarika tamin'iny fisarihana iny an, dia araho tsy tapaka ny page fa mbola hisy kilalao hiarahana tsika!!!

GAZETY CHEZ IMMO 24 MAI 2024
25/05/2024

GAZETY CHEZ IMMO 24 MAI 2024

24/05/2024

Efa tena sasatra niandry isika tamin’ny ity vidéo androany iti
Iti ary ilay fisarihana ataontsika androany koa dia mirary soa ho antsika rehetra

24/05/2024

Miarahaba antsika rehetra tompoko
Nohon'ny fangatahana nataonareo marobe tamin'ilay fisarihana omaly ariva tamin'ny 20h iny Dia nisy ilay olona iray tsy nahafeno fepetra .
Anao fisarihina olona 01isika androany .
Alefany amin'ny commentaires n'y heure anaovana azy ,Dia ialana tsiny indrindra tompoko

23/05/2024

Bonsoir daholo tsika oh🥰
Iti ary ilay video izay ijeren_tsika ireo olona 03 tsara vintana

Miarahaba eee !!Hoanareo izay te andefa annonce ato amin’ny Gazety CHEZ IMMO dia efa mandray proposition indray izahay a...
23/05/2024

Miarahaba eee !!
Hoanareo izay te andefa annonce ato amin’ny Gazety CHEZ IMMO dia efa mandray proposition indray izahay amzao !!! Na mpanao trano, na décoration, mpivarotra tany na trano na koa ahofa sns... ianao ka te andefa annonce anaty gazety dia midira avy atrany mp na miantso mivantana!!
chez immo : #034 23 470 19
Email: [email protected]

Andao raha  hilalao hiaraka aminayTe handray anjara amin'ny lalao ianao ? Ireto ny fepetra : ✅ Asio j'aime ny pejy chez ...
21/05/2024

Andao raha hilalao hiaraka aminay

Te handray anjara amin'ny lalao ianao ?
Ireto ny fepetra :

✅ Asio j'aime ny pejy chez immo
✅ Manao '' invité tous vos amis '' hanao j'aime ny pejy
✅ Identifieo ny mpanera na agences immobilières 5 fantatrao
✅ Partageo anaty groupe 3 misy anao ity publication ity ary partage iray ao amin'ny mur anao ( en mode public)

Ny Alakamisy 23 Mai amin'ny 8 ora alina ny fisarihana ka aza tara ianao

💵 Olona telo no ahazo 30 000 ar avy

FANTATRAO VE?Izay liam-baovao liam-pandrosoana e🙃Mizara vaovao ho anao foana izahay mahakasika ny immobilier sy ireo ser...
19/05/2024

FANTATRAO VE?
Izay liam-baovao liam-pandrosoana e🙃

Mizara vaovao ho anao foana izahay mahakasika ny immobilier sy ireo service rehetra mikitika izany🙃

Isan-kerinandro dia mamoaka ny mety sy ny mahasoa ho anao izahay arahina torohevitra sy doka varotra maro.
Aza misalasala mandefa hafatra raha manana vaovao tiana ho alefa ao ianao na trano izany na tany,

Mora dia mora ny sarany mandefa doka varotra ato amin'ny gazety,Miantso fotsiny ianao na mandefa hafatra dia hitanao fa ho afa-po

😍AZA MISARAKA AMINAY EE😍

❌Jereo ihany sao mahasoa anao !!!Misehatra amin'ny asa momban'immobilier ve enao !?? Toy ny mivarotra tany, trano, mampa...
18/05/2024

❌Jereo ihany sao mahasoa anao !!!
Misehatra amin'ny asa momban'immobilier ve enao !?? Toy ny mivarotra tany, trano, mampanofa, mpanao trano sns....
Natao ho anao ity !!
Efa misy ndray zao eto Antananarivo, natokana manokana hoan'resaka immobilier rehetra !
Izany dia natao mba anafainganana ny varotra ataonareo satria tsy ny olona rehetra no manampotoana ato am reseau sociaux !!!
Ka inona no mbola endrasanao !?!
Alefaso ao amin'ny Chez immo ireo annonce mahakasika ny Immobilier rehetra tinareo alefa amin'ny sarany mirary !!!

Koa aza misalasala mintsy mandefa mp ao am # page chez immo, na miantso avy atrany ny numero 0342347019 raha andefa annonce na koa mila fanazavana fanampiny!!

🚫Eh !!!! Sahirana be ve enao mitady TRANO na TANY:   na   na atao   nefa tsy manampotoana hijerena an'izany amin'ny rese...
17/05/2024

🚫Eh !!!! Sahirana be ve enao mitady TRANO na TANY: na na atao nefa tsy manampotoana hijerena an'izany amin'ny reseau sociaux !!????

Efa misy gazety natokana hoan izay amzao miparitaka manerana ny Antananarivo !!
immo no anarany !!
Gazety ahitanao reo resaka immobilier rehetra ary hita eny am mpivarotra gazety rehetra eto Antananarivo amin'ny sarany 500 ariary monja !!
Mivoaka isakin'ny zoma !!
" Ka inona no mbola manahirana anao, immo eo hanala ny fasahirananao ☺!!"

VOICI NOS TARIF PUBLICITAIRE🥰Profitez de notre offre à petit prix😏On le sait,vous ne verrez pas ça ailleurs😏
16/05/2024

VOICI NOS TARIF PUBLICITAIRE🥰
Profitez de notre offre à petit prix😏

On le sait,vous ne verrez pas ça ailleurs😏

EH O AZA VARINA ,Manana TRANO ,TANY amidy ahofa ve enao, na mitady ihany koa ?Te hampafantatra ireo zava_misy ao anatin’...
15/05/2024

EH O AZA VARINA ,
Manana TRANO ,TANY amidy ahofa ve enao, na mitady ihany koa ?
Te hampafantatra ireo zava_misy ao anatin’ny immobilier ?
Mandefa annonce ato amin’ny Gazety CHEZ IMMO tarifs mirary :
_Manamora ny varotra ataonao
_Manampy anao amin’ny fitadiavana TRANO ,TANY eo ihany koa décoration intérieur ,plan et devis ,construction , plombier sy ireo matériel amin’ny resaka fanamboarana trano
AZA TARA FA VOAFETRA NY TOERANA
contact :034 23 470 19
mail : [email protected]
adress : faravohitra 23 rue Rreddy Rajaofera Antananarvo

Tsikitsiky maraina😅
15/05/2024

Tsikitsiky maraina😅

Aza adino anh🙃 ny sarany mora indrindra no amoahanay ny dokavarotra sy ny izay ilaina mba hampandeha ny varotra ataonare...
14/05/2024

Aza adino anh🙃 ny sarany mora indrindra no amoahanay ny dokavarotra sy ny izay ilaina mba hampandeha ny varotra ataonareo na trano io na tany na fanofana na famarotana🥰
Miantsoa avy hatrany na mandefasa hafatra miafina mba hahazoanao ny andinindininy sy ny sarany mety aminao raha handefa ny hafatrao amin'ny gazety ianao🙏
Mankasitraka antsika rehetra efa nanjifa ny gazety sahady🥰

Salama Daolo ô😍❤️Efa itanareo ve??🥰Efa mivoaka any ny vaovaontsika..Aza adino ny manjifa azy eny amin'ny mpivarotra maha...
10/05/2024

Salama Daolo ô😍❤️
Efa itanareo ve??🥰
Efa mivoaka any ny vaovaontsika..
Aza adino ny manjifa azy eny amin'ny mpivarotra mahazatra anao anh😏🥰
Tsara andro daholo ô

08/05/2024

Efa manomakomana amin'ny famoahana ô!🥰
Vonona ve?
Jifao amin'ny Zoma ho avy izao dia jereo haingana ny anjara mety aminao anh😍

❌❌LOZA❌❌⭕Loza anie fa namoaka Gazety hanampiana anareo ny Chez Immo ee,😱Ary ny tena Loza dia maimaimpoana, Tena hoe 0 Ar...
01/05/2024

❌❌LOZA❌❌

⭕Loza anie fa namoaka Gazety hanampiana anareo ny Chez Immo ee,

😱Ary ny tena Loza dia maimaimpoana, Tena hoe 0 Ariary ny fandefasana annonce ao hatramin'ny Talata 07 Mai ho avy izao.

Mahakasika ny Immobilier izy io ka afaka mandefa annonces ao avokoa na Tompontrano ianao ,na Agence immobilier, na mpanera na gestionnaire d'espace, Rehefa momban'ny Immobilier dia afaka alefanao daholo toy ny ;
✔Trano Amidy
✔Tany Amidy
✔Trano ahofa
✔Location Espace
✔Location de Terrain
✔Na Park de jeux sy ny sisa e!

Tsy adinonay ianareo manana toltra hafa toy ny
💥Decoration
💥Creation des meubles
💥Construction
💥Mitady trano na tany...sns

☎Afaka Alefanao SMS na ihany koa Miantso mivantana ny laharana 034 23 470 19
📧Na alefanao Mail amin'ny [email protected] ihany koa

🤗Araraoty ary fa maimaimpoana izy amin'izao fiandohana izao ee!
Ary aza adino ny Manjifa azy ny Zoma 10 Mai 2024 fa amin'io ny Fivoahany.

Mirary tontolo andro mahafinaritra o!📰🤗

Gazety Chez Immo.koa satria asa fanaovangazety ihany no iompanantsika, noho izany dia mizara vaovao ihany koa anie isika...
30/04/2024

Gazety Chez Immo.
koa satria asa fanaovangazety ihany no iompanantsika, noho izany dia mizara vaovao ihany koa anie isika e,😉
ny mampiavaka antsika fotsiny dia vaovaon'ny Immobilier foana no zaraintsika.📰

Itanao ao hoe arii hay misy trano tsara tarehy amidy, arii kay mora ny tany ii, ary ny tombony dia ny vaovao foana koa ny torohevitra raisinao ao,🤩

Jifao ary eny amin'ny mpaninjara mahazatra ee, amin'ny sarany 500ar💥

Ato amin'ny gazety Chez Immo ihany koa dia ahitanao fampianarana betsaka momban'ny fananan-tany sy ny tontolony anie e!😉...
29/04/2024

Ato amin'ny gazety Chez Immo ihany koa dia ahitanao fampianarana betsaka momban'ny fananan-tany sy ny tontolony anie e!😉

Maika tena hanampy betsaka antsika amin'ny fahalalana kokoa ny tokony ho atao rehetra izy io,, Jifao amin'ny vidiny 500ar,

Mivoaka isaky ny Zoma faran'ny herinandro ka mainka manamora ny fitadiavantsika trano, tany,na fanampiana maro samihafa satria afaka mamaky ampilaminana isika mandritran'ny ''Week-end''.🤩

Mamakia fianaritra ary oh!

Aza adino anh,7.000ar dia efa afaka mandefa publicité-n'ny trano na tany ao aminao ianao,💥Aiza indray no ahita ohatran'i...
26/04/2024

Aza adino anh,
7.000ar dia efa afaka mandefa publicité-n'ny trano na tany ao aminao ianao,💥
Aiza indray no ahita ohatran'izany?🤨
Mba Jejojejo ary dia antsoy 034 23 470 19 Na ihany koa Mandefasa Hafatra miafina avy hatrany,

☎034 23 470 19 (Afaka alefa SMS ihany koa anh😉)

EFA FANTATRAO VE fa ny Gazety Chez Immo dia Mivoaka isaky ny Zoma??📰📰Miresaka Mahakasika ny Immobilier amin'ny iray mano...
25/04/2024

EFA FANTATRAO VE fa ny Gazety Chez Immo dia Mivoaka isaky ny Zoma??📰📰

Miresaka Mahakasika ny Immobilier amin'ny iray manontolo isika ao ary mety ahitanao izay tena ilainao mihintsy,🤔🤔

Toy ny hoe Trano Ahofa, Trano Amidy, Tany Amidy, torohevitra betsaka mahakasika ny fananan-tany sy ny tontolon'ny fanorenana ary fananana Trano sy Tany,

Amin'ny Sarany 500 ariary ny Gazetintsika nefa dia feno sy ampy tsara ny tolotra rehetra ao anatiny mahakasika ireo👌😏

Jifao eny amin'ny Mpizara gazety mahazatra anao ary e!

Ho antsika manana tolotra tiana ho avoaka ao anaty ny gazety na koa Doka varotra dia manantona Hafatra miafina fa omenay anao ny andinindininy mety tsara aminao😎(Tena mora ho'aho ny offre ato aminay😉)

Address

Faravohitra Lot IIH68, 23Rue Freddy Rajaofera Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261342347019

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gazety Chez Immo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Gazety Chez Immo:

Videos

Share

Category


Other Newspapers in Antananarivo

Show All