Malagasy People

Malagasy People Ny Hakanton'ny Gasikara 😍 Raha tinao ho avoka eto ny sarinao dia mandefasa MP dia avokanay 🥰
(1)

01/12/2024

Hoany Zay mitady lalana makany Canada Maurice Dubaï

Eny am aéroport ivato ny avions ☺️

29/11/2024

Fiainana efa sarotra ity d mbola misy olona mi-risque manambady gasy iany 🙄

20/11/2024

ALEO MITAIZA ALIKA TOY ZAY MITAIZA OLONA
NY ALIKA REFA TIAVINAO, DIA MANAJA ANAO
FA NY OLONA REFA TIAVINAO, DIA LASA MANALIKA ANAO !

⚠️ Eh mitandrema havako aby fa tamataveefa niova!!!Tranga vao niany, niany raha zegn vao nahazo anah !Akaiky Tribunal ak...
19/11/2024

⚠️ Eh mitandrema havako aby fa tamataveefa niova!!!

Tranga vao niany, niany raha zegn vao nahazo anah !

Akaiky Tribunal akeo, zah avy nandehandeha tany @ bord, misy tomobile Toyota kara @ sary io mihitsy, mipetraka mety efa ela be teo. Rehefa nandalo teo akaiky aho dia nangatsika anah ilay chauffeur hoe mba atoroy anah hoy izy ny lalana makany congrégation chinoise fa tsy mahita tany eto zah fa vahiny.

Dia natoroko azy ny lalana. Tena nisalasala be fa sao hono very. Niangavy ahy izy mba hiaraka aminy. Tsy maninona hoy izy fa omeko frais aller-retour ianao satria misy fety vonjeko zah io nefa mety tara.

Hoy aho : Oh ramose, zah io anie maika mbola manao course fa tsy possible zany e. Du coup efa notoroako lalana ianao. Ni-insiste fogna izy. Omeko 500 000fmg hono ianao fa miakarà hiaraka amiko, juste hanatitra sy manoro lalana anahy fotsiny. Tegna mbola nisalasala zah dia nampiakariny 600 000fmg ary tonga dia nomeny anah le vola.

Niditra tao anaty fiara noho izany aho ary tonga dia nahidy ny varavarana sy ny vitre rehetra. Nisy olona iray kay tao aorina tonga dia nanampina ny vavako. Nikiakiaka mafy aho sady niantso vonjeo. Ilay tomobile raha teo efa nandeha. Rehefa tena ni-résiste mafy be aho dia voadonako ilay rano fisotrony teo alohako ary voadakako vitre fa izy ndreka tsy vaky

Taitra araka izany aho satria lena daholo ny akanjoko. Tonga saina zah avy teo kay nofy ilay izy 🙄.

Samià mitandrina fa miovaova ny toetr'andro amin'izao ka mampanonofy ratsy be toy izany ry namana isany !

15/11/2024

Fa hono oa
Fa sao kosa ary le tsika velona reto no tena maty marina
Fa ilay evertsika fa maty reny no tena velona amnazy 🤔

09/11/2024

Bandy zay refa itanao manomboka mibatabata poids
D efa andeha hanao jombilo ny ao an-dohany zay.

07/10/2024

Compte nw io mba aza amiagna vadinw fa zaihay bloqueny😭

17/09/2024

De makaiza ny rano sotroin'ny akoho nefa izy tsy mipipi? 🙄

03/09/2024

Adiny 8 ihany ny olona no tokony hatory. ...
Aza mifaninana amin’ny faty 😑

21/08/2024

Tsisy viavy materialiste.
Fa anao zatra mikoty viavy tsy zakan’ny volanao.

04/08/2024

Valabalakin’i fahotana🥹

Oay oa ry lala
23/07/2024

Oay oa ry lala

21/07/2024

Mba antsotsoy matetika ihany ny vadinareo refa sabotsy ny andro fa sao d manao mariage antsokosoko any 📞

Ny fahiny 🥰
18/07/2024

Ny fahiny 🥰

09/07/2024

⛔TANDREMO⛔

MAMPARARY NY TSY FANANAMBOLA

06/07/2024

Leo manofa trano aho
Manomboka amin’ny lahady aho ifindra any am-piangonana fa tranon-ndraiko ao.

30/06/2024

Rehefa tonga ny 08 Martsa

30/06/2024

Trop ihany ilay fahazazana, zay taloha nipetraka teo ambodin’isotry , dia alefa manao vacance -nay ao Manakambahiny d'efa faly be.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malagasy People posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category

Nearby media companies


Other Magazines in Antananarivo

Show All