Atsipy ny Teny

Atsipy ny Teny Bonjour

 Agrad
08/04/2022


Agrad

02/04/2022

Dia misaotra an'ilay nandrafitra ny univers fa mbola velona❤️🍻🌍

19/03/2022

Omeko fo anak'iray ireo zay nahitako ny masoandro ❤️
Reo zay nitondra PEACE foana teo amin'ny fiainako isan'andro isan'andro ❤️🤟✍️

13/03/2022

Very elah raha mieritreritra hoe tsy ao anatinlah ny herin'Andriamanitra❤️🤟✍🏻

Eo ary eh👊
11/03/2022

Eo ary eh👊

08/03/2022

Dia zava-poana ny fiharetana raha tsy hitondra fahasoavana ❤️🤟🏼🌠

06/03/2022

Tadidio fa raha samy boto🌠
Dia izahay anie lesy boto mandalina❤️✍️

03/03/2022

Tsy hay zay avokan'ny ampitso💪
Ka ny fianakam's alou ny ahy no tiaviko❤️🌠

03/03/2022

Mpandresy fona enao❤️
Izay fotsiny aza adino💪🔥

01/03/2022

Raha tsikitsiky no tsy ampy❤️😁
Dia ho avy zah hitondra💪

26/02/2022

Fa na dia tsy zokiny indrindra ary🖤
Elah no lahimatoan'ny BOGOTA🤟🏼❤️

26/02/2022

Miala tsiny fa tsy niombona ambavaka😪
Fa kosa niombona an-tsoratra❤️✍️


(Fahatsiarovana kely an Ra Showa🖤)

25/02/2022

Enao tsy tia mahantra nefa ny mpanana tsy tia anao❤️🔥😪

24/02/2022

Ny anio hitsikiana na ny ampitso aza baraingo❤️✌️😁

20/02/2022

Isaorako ilay fianarana nampifanojo ny zotratsika roa❤️🔥✌️

18/02/2022

Andro hafa indray androany nahatsapako ny fisiako❤️
Ka nahitako ny hatsarako🔥⚡

12/02/2022

Ny hakanton'ny tontolo no nampisokatra ny fitiavako ❤️🌅

(Bogota)

10/02/2022

Elah le niavaka raha tao anatin'ny fiaraha monina❤️
Elah tsy nikozy oe enjana fa na dia izany aza tsy azo songonina💪

07/02/2022

Sarotra ny tsy hanorina fahasambarana raha mbola manan-danja ny andro maraina efa nandrasana✊🏽❤️⚡

05/02/2022

Hiatrika ny fiainana mangidy🔥
Satria notafiana ny herin'ny fiaretana✊🏽❤️

04/02/2022

Mahaiza mankafy ny ady dia ho resy ny fahavalonao🖤✊🏽

02/02/2022

Tsy tonga lafatra aho fa isan'andro aho miezaka manao ny tsara❤️✊

01/02/2022

Nitselatra tato amiko hoe ho anao aho vonona ny ho olo-manga✍️❤️

14/05/2021
🔥 🔥Abonnez-vous sur notre Page
01/04/2021

🔥 🔥
Abonnez-vous sur notre Page

10/03/2021



Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Atsipy ny Teny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category