Titi Shoping

Titi Shoping événement fête foraine.

Permanently closed.
15/01/2024
24/11/2023

𝐙𝐀𝐕𝐀𝐓𝐑𝐀 07 𝐓𝐎𝐊𝐎𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐓𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐊𝐀𝐓𝐎𝐋𝐈𝐊𝐀 👨‍👩‍👧‍👦

⏩ Ireo izay tena fototra ihany aloha no tanisanay eto, fa mbola maro ireo hafa izay ilaina.

1-BAIBOLY

Boky fototra ho an'ny katolika sy ny kristianina. Manome aina sy mamelona fanahy noho izy mirakitra ny tenin'Andriamanitra.

2-LAKROA KELY

Mampatsiahy ny fiharetana nataon'i Jesoa teo ambony hazo fijaliana.

3-SAPILE

Manamafy ireo vavaka fanao isan'andro. Mampifanakaiky bebe kokoa amin'i Masina Maria.

4-RANO VOAHASINA SY LABOZIA MASINA

Entina hitsofana rano fitaovana. Miaro amin'ireo loza sy fahavalo.

5-SARIMASINA

Mampatsiahy fa eo anilantsika mandrakariva Jesoa Kristy, Masina Maria sy ireo olomasina rehetra.

6-BOKY SAMIHAFA

Toy ny boky katesizy, boky Raozery, boky herinandro masina. Manampy amin'ny fandalinam-pinoana.

7-FITAOVANA VOAMASINA

Toy ny menaka masina, meday masina, peratra. Mametraka an'Andriamanitra ho eo anivon'ny tokantrano.

⏩ Samia milaza izay efa misy ao aminy ary 🥰

29/10/2023

Pour vous amateur de fête (anniversaire, baptême, mariage, conformation, fiancé, team building.....), ou tout simplement pour vous faire plaisir, on est là pour rendre votre journée festive exceptionnelle par notre bar à glace ou buffet de glace 🍦🍨🍧🍦à un prix imbattable.
N'hesitez pas à nous contacter au 0341890879 ou envoyer un mp pour faire un devis

29/10/2023

Pour vous amateur de fête (anniversaire, baptême, mariage, conformation, fiancé, team building.....), ou tout simplement pour vous faire plaisir, on est là pour rendre votre journée festive exceptionnelle par notre bar à glace ou buffet de glace 🍦🍨🍧🍦à un prix imbattable.
N'hesitez pas à nous contacter au 0341890879 ou envoyer un mp pour faire le devis

BYBA Fromage fondu tsara be. Ho an'izay mbola tsy nanjifa. Manao livraison ho an'ireto faritra ireto izahay sy izay hand...
11/07/2023

BYBA Fromage fondu tsara be. Ho an'izay mbola tsy nanjifa. Manao livraison ho an'ireto faritra ireto izahay sy izay handalovany:
Alakamisy 13/07: faritra Alakamisy Fenoarivo katreo Ambodisaha.
Zoma 14/07: faritra Ambohibao-talatamaty-Ambohidratrimo-Alakamisy- Anosiala.
Alefao dien'izao n'y commande Sao ho tara an.
Alefaso mp lieu+ contact

Asa natao n'y faran'ny herinandro lasa teo.
04/07/2023

Asa natao n'y faran'ny herinandro lasa teo.

Decoration salle de réception mariage, baptême, confirmation, première communion,.... à partir de 300.000arRéservez vos ...
04/07/2023

Decoration salle de réception mariage, baptême, confirmation, première communion,.... à partir de 300.000ar
Réservez vos dates dès maintenant.
Plus de détails en mp

Araraoty promotion be. Décoration église manomboka amin'ny 120.000ar.Mbola malalaka n'y toerana fa midira mp avy hatrany
04/07/2023

Araraoty promotion be.
Décoration église manomboka amin'ny 120.000ar.
Mbola malalaka n'y toerana fa midira mp avy hatrany

Zay
29/04/2023

Zay

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Titi Shoping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Titi Shoping:

Videos

Share



You may also like