18/04/2024
💰 Afaka mampidi-bola amin’ny alalan’ny Facebook ve ianao ? Eny
🎯 Azonao atao tsara ve ny mi-cibler ny olona mety ho liana amin’ny zavatra amidinao na proposenao ato amin’ny Facebook? Eny
🚀 Afaka ataonao ve ny boost ny pagenao na ny campagne publicitaire anao? Zany hoe ianao ihany no manao azy? Eny
⭐️ Izay mihintsy ilay hianarana ao anatin’ity formation FACEBOOK ADS ity. Formation video izy io, ahitanao 81 videos pratiques avy hatrany afaka ampiasainao amin’ny sehatra iseharanao ato amin’ny Facebook. Ny sarany ihany koa dia mirary raha oharina amin’ny vola mety ho laninao raha tsy mahay azy.
📩 Tongava Mp raha mila fanazavana fanampiny.