Radio Feon'i Mananjary FM88.8

Radio Feon'i Mananjary FM88.8 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Radio Feon'i Mananjary FM88.8, Radio Station, Mananjary, Mananjary, Antananarivo.

27/05/2024

Allô📢 Allô📢
Aza adino!
"Adihevitra faradoboka Anasàna an'ireo Candidats Solombavambahoaka sy ireo mpiara-dia aminy, hatrehin'ireo Mpanao gazety eto an-tanàna, ary hampitaina mivantana amin'ireo onjam-peo izay afaka hampita izany".
Eny amin'ny espace Matsikirena androany Alatsinainy 27 Mai 2024 manomboka amin'ny 6ora30mn.

Koa tongava maro!

13/05/2024

Akory aby e!🙋
Hosokafana ho antsika izay te-haneho hevitra ara-politika, sosialy ary fiaraha-monina ny fandaharana BELAPAKA # eto amin'ny Radio feon'i Mananjary ny Sabotsy 18 Mai 2024 ho avy izao manomboka amin'ny 7ora hariva.
Ireto ireo laharana an-telefaonina ahafahanao miantso raha hiditra mivantana ato amin'ny Radio feon'i Mananjary dia ny: 0385924929, 0335924929, 0328475141.
Aza misaraka amin'ny Radio feon'i Mananjary FM 88.8 MHz ary ô!

06/05/2024
Ny tanantsika izay mifandray midika fa roso ny Dia 🏞️Fitiavana Andriamanitra📖Asainy isika hifankatia sy hihavana👭Tontosa...
06/05/2024

Ny tanantsika izay mifandray midika fa roso ny Dia 🏞️
Fitiavana Andriamanitra📖
Asainy isika hifankatia sy hihavana👭
Tontosa soa aman-tsara ny Alahady 05 Mai 2024 teo, tao amin'ny Katedraly ECAR MD Augustin Antanambazaha ny Lamesa nivavahana ho an'ny Tanindrazana sy nitsofan-drano ireo kandida hirotsaka ho fidiana ho Solombavambahoaka ato amin'ny Distrikan'i Mananjary.
Isaorana anie Andriamanitra 🙏

Harahinao eto amin'ny Radio feon'i Mananjary 📢📢📢"KORANA BELAPAKA"Adihevitra ara-politika, ara-toekarena Ary ara-piaraham...
03/05/2024

Harahinao eto amin'ny Radio feon'i Mananjary 📢📢📢
"KORANA BELAPAKA"
Adihevitra ara-politika, ara-toekarena Ary ara-piarahamonina.
Ny Sabotsy 04 Mai 2024 manomboka amin'ny 7ora hariva.
Nanasàna an'ireo mpomba ny kandida ho Solombavambahoaka ato amin'ny Distrikan'i Mananjary. Lohahevitra amin'izany "Ny fampielezan-kevitra sy ny Fiaraha-monina".
Afaka mandray anjara amin'ny alalan'ny SMS ny mpihaino amin'ireo laharana an-telefaonina mahazatra ato amin'ny Radio feon'i Mananjary dia ny: 0385924929, 0335924929, 0328475141.
Aza misaraka amin'ny Radio feon'i Mananjary FM 88.8 MHz ary ô!

26/04/2024

Harahinao eto amin'ny Radio feon'i Mananjary 📢📢📢
"KORANA BELAPAKA"
Adihevitra ara-politika, ara-toekarena Ary ara-piarahamonina.
Ny Sabotsy 27 Aprily 2024 manomboka amin'ny 7ora hariva.
Nanasàna an'ireo kandida ho Solombavambahoaka 03 Mirahalahy ato amin'ny Distrikan'i Mananjary. Lohahevitra amin'izany "Ny fampielezan-kevitra sy ny Fiaraha-monina".
Afaka miantso mivantana ny mpihaino amin'ireo laharana an-telefaonina mahazatra ato amin'ny Radio feon'i Mananjary dia ny: 0385924929, 0335924929, 0328475141.
Aza misaraka amin'ny Radio feon'i Mananjary FM 88.8 MHz ary ô!

Harahinao ao anatin'ny fandaharana "FIDIMA" androany 17 Aprily 2024 @ 7ora hariva ny antsipiriany tamin'ny fisarihana ir...
17/04/2024

Harahinao ao anatin'ny fandaharana "FIDIMA" androany 17 Aprily 2024 @ 7ora hariva ny antsipiriany tamin'ny fisarihana ireo laharan'ireo candidats ao anaty bileta tokana amin'ny ho fifidianana izay ho Solombavambahoakan'i Mananjary.

Numéro firy?
17/04/2024

Numéro firy?

"AIZA HO AIZA TANANDAVA "Harahinao eto amin'ny Radio feon'i Mananjary📸 Ny alarobia 17 Martsa 2024 isaky ny @ 2h30mn tola...
16/04/2024

"AIZA HO AIZA TANANDAVA "
Harahinao eto amin'ny Radio feon'i Mananjary📸 Ny alarobia 17 Martsa 2024 isaky ny @ 2h30mn tolak'andro ka hatramin'ny Sabotsy.🎧
Koa aza misaraka amin'ny Radio feon'i Mananjary ary! Izay raisinao amin'ny halavan'onjam-peo 88.8 MHz.

Miandry ny famoahan'ny OVEC ireo lisitry ny kandida ho Solombavambahoaka voaray isika  izao. Raha araky ny tetiandro dia...
08/04/2024

Miandry ny famoahan'ny OVEC ireo lisitry ny kandida ho Solombavambahoaka voaray isika izao. Raha araky ny tetiandro dia ny 9 Aprily ity ihany izany. Ho an'ny Feon'i Mananjary dia Izy no natolotra nohon'ny fahatsapana fa mendrika azy izany. Dia mirarisoa Maître COCO sy Ireto mpiray lisitra aminao🙏

Andao📢
06/04/2024

Andao📢

Ny ekipa FEON'I MANANJARY Dia miantso anao MBA ho tonga hanotrona ny fametrahan'i Maître COCO ny taratasy firotsahan-kof...
06/04/2024

Ny ekipa FEON'I MANANJARY Dia miantso anao MBA ho tonga hanotrona ny fametrahan'i Maître COCO ny taratasy firotsahan-kofidiana ny Alatsinainy faha-8 Aprily 2024 ho avy izao. Amin'ny 9 Ora sy sasany maraina.
Toerana: birao OVEC Analamanga.




.

06/04/2024

📢📢"NY ALAHADY FAHA 7 APRILY 2024 MANOMBOKA AMIN'NY 7 ORA HARIVA"
Ho arahinao eto @ onjam-peo Radio Feon'i Mananjary (RFM)
Ny fandaharana manokana hiresahana ny andraikitry ny Solombavambahoaka araka ny lalàna velona ( Andiany faharoa)
Hiarahana amin'i Maître Coco

Andiany faharoa !
28/03/2024

Andiany faharoa !

📢"SABOTSY 30 MARTSA @ 9h00 maraina"
Arahinao ao amin'ny RFM📸: Lalao Socobis izay azahoana loka🎁. Antsoy ny laharana 0385924929, 0335924929, 0328475141📞
Afa-po izay efa nahazo💪

📢"SABOTSY 30 MARTSA @ 9h00 maraina"Arahinao ao amin'ny RFM📸: Lalao Socobis izay azahoana loka🎁. Antsoy ny laharana 03859...
16/03/2024

📢"SABOTSY 30 MARTSA @ 9h00 maraina"
Arahinao ao amin'ny RFM📸: Lalao Socobis izay azahoana loka🎁. Antsoy ny laharana 0385924929, 0335924929, 0328475141📞
Afa-po izay efa nahazo💪

15/03/2024
14/02/2024

Averina indray ô!

14/02/2024

Akory aby e! Miarahaba ny Mpifankatia rehetra!💞
Fa tafiditra ihany koa isika izao ao anatin'ny vanim-potoan'ny KAREMY🧕. Ndao hibebaka hoy Andriamatoa Goverinoran'ny Faritra ka hamboly Hazo🌱 Alakamisy faha-15 febroary ity, ao Andranomiteka, lalana 29 Km manaraka ny RN 25 raha miala eto Mananjary🏞️. Ho fanehoantsika fitiavana ny Tontolo Iainana ihany koa💖

Amin'izao fankalazana ny fetiny Radio androany izao, Izahay ekipa ato amin'ny Onjam-peo RFM dia faly miarahaba ny mpiasa...
13/02/2024

Amin'izao fankalazana ny fetiny Radio androany izao, Izahay ekipa ato amin'ny Onjam-peo RFM dia faly miarahaba ny mpiasan'ny Radio rahavavy rehetra eto Antanàna

"AIZA HO AIZA ANALANJAVIDY"📢Harahinao mandritra ity herin'andro ity ao amin'ny RFM (Radio feon'i Mananjary) FM 88.8Mhz.K...
13/02/2024

"AIZA HO AIZA ANALANJAVIDY"
📢Harahinao mandritra ity herin'andro ity ao amin'ny RFM (Radio feon'i Mananjary) FM 88.8Mhz.
Koa aza misaraka aminay Ary!📸

"RENDEZ-VOUS"Fandaharana arahinao eto Radio Feon'i Mananjary FM88.8📸 isaky ny Alatsinainy @ 7ora hariva ka hatramin'ny 8...
09/02/2024

"RENDEZ-VOUS"
Fandaharana arahinao eto Radio Feon'i Mananjary FM88.8📸 isaky ny Alatsinainy @ 7ora hariva ka hatramin'ny 8ora halina. Hamaliana ireo fanontaniana avy amintsika Mpihaino mahakasika ny Zo sy ny Lalàna. Iarahana amin'i Maître COCO. Ireto ny laharana an-telefaonina ☎️📱📞 ahafahanao mandefa SMS: 0341830706; 0385924929; 0335924929; 0328475141.
Koa aza misaraka amin'ny Radio Feon'i Mananjary Ary.🙏

05/02/2024

"AIZA HO AIZA?"
Mpanolotra: Noëlly DIMBIARISOA.
Fampahafantarana ny tantaran'ny Fokontany "TANAMBAO" no harahinao mandritra ity herin'andro ity🎙️, izay arahinao eto amin'ny Radio Feon'i Mananjary FM88.8 isaky ny tolak'andro amin'ny 2ora sy 30 mn ka hatramin'ny 3Ora sy 30mn.
Koa aza misaraka amin'ny Radio Feon'i Mananjary Ary!📸

03/02/2024

"ANKIZY MIALAVOLY"
Isaky ny Alahady hariva, manomboka @ 2ora sy sasany ka hatramin'ny 3ora sy 30mn.🌞
📢 Alefaso gny zamadinika hikorana fa zon'izy ireo koa ny henoina sy hialavoly ary haneho hevitra.🎈🙏
Mpanentana: ny namana Mialy🎙️
Aza misaraka amin'ny Radio Feon'i Mananjary FM 88.8 MHz Ary!📸

03/02/2024

"TONTOLON'NY TANORA"
Fandaharana isaky ny Sabotsy @ 9 ora maraina ; famerenana kosa ny Sabotsy ihany @ 4ora hariva. Miaraka Cléo sy Jimmy. Anasana an'ireo 'zay misehatra eo amin'izay tontolon'ny Tanora izay. Aza misaraka @ RADIO FEON'I MANANJARY ary!

Address

Mananjary, Mananjary
Antananarivo
317

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Feon'i Mananjary FM88.8 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category

Nearby media companies


Other Radio Stations in Antananarivo

Show All

You may also like