SIOKA sur 106 FM

SIOKA sur 106 FM ONJAM-PEO
Serasera-Iombonan'ny-Olompirenena -ho-Kalitaon'ny-Antotambaovao
• 106 FM •

06/12/2025
31/07/2025

🎥Dans le cadre du renforcement des capacités de son équipe technique, SIOKA recherche un(e) formateur(trice) en production de reportages vidéo

Retrouvez les détails dans le lien suivant :
https://sioka.org/wp-content/uploads/2025/07/TERMES-DE-REFERENCE-POUR-LE-RECRUTEMENT-FORMATEUR-en-REPORTAGE-VIDEO.pdf

Ndao hiaraka aminay ary e.. Tongava daholo 😊😊
20/05/2025

Ndao hiaraka aminay ary e..
Tongava daholo 😊😊

▶️ Iza daholo ilay mpankafy Sioka ato oo!!📣📣📣

🚻Natao ho anareo mpankafy indray ary ity ee : Te hiditra fan's club Sioka ve ianao?

👉Misorata anarana ary amin'iretsy rohy etsy ambany iretsy !
👉Na manantona mivantana ety amin'ny Studio Sioka RLI Andafiavaratra.

Maro ny tombotsoa ho azonao ao an 💓
🙏 Manomboka izao ny fanoratana anarana

🌐 https://radio.sioka.org/inscription_club_auditeurs.html

15/04/2025

Maro ny olona tsy mahay mahakasika ny resaka fananan-tany, izany indrindra ny antony fandaharana Ny Taniko ao hampafantarana antsika mahakasika iteny.
dia mahakasika ireo SATATANY nonho resahina.
Araho ary fa tena hahafantarana Zavatra maro bé.
Mihaino finaritra ary e.

📻📻 Fandaharana POLITIS:🎙 Ho vahin'ny mpanao Gazety Ravaka Heritsitohaina ao anatin'ny fandaharana POLITIS anio Zoma 14 M...
14/03/2025

📻📻 Fandaharana POLITIS:
🎙 Ho vahin'ny mpanao Gazety Ravaka Heritsitohaina ao anatin'ny fandaharana POLITIS anio Zoma 14 Mars 2025 ⏰manomboka amin'ny 1 ora tolakandro, Gérard RAMAMIMAMPIONONA, mpandinika politika sy raharaha sosialy.
Aza hadino ary ny manaraka izany eee...

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SIOKA sur 106 FM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category