Rado Randrianantenaina

Rado Randrianantenaina Tanora mitory sy mizara an'i Jesosy. 🕊

LE CHEMIN À PARCOURIR 📌Eo amin'izay toerana tianao hipetrahana na tanjona tianao ho tratrarina dia misy lalana tsy maint...
21/05/2024

LE CHEMIN À PARCOURIR 📌

Eo amin'izay toerana tianao hipetrahana na tanjona tianao ho tratrarina dia misy lalana tsy maintsy ho lalovanao ary tsy azonao ialana.

Mialohan'ny naha mpanjaka an'i Davida dia niandry ondry izy aloha, Josefa mialohan'ny naha mpanapaka azy tao Egypta dia nandalo tany am-ponja aloha, ary Jesosy dia maty aloha izay vao afaka nitsangana tamin'ny maty tamin'ny voninahitra.

Na inona na inona toeram-boninahitra tadiavinao dia tadidio foana hoe misy lalana/zavatra tsy maintsy hatrehinao aloha.

‼ JEUDI 23 MAI 2024, EERM TAMPON-TSENA ANDOHARANOFOTSY.
16H30-18H15

05/05/2024

VITAKO IO....

❌ Na mino ahy ny olona na tsia
❌ Na anampy ahy ny manodidina ahy na tsia
❌ Na ampahery ahy ny namako sy ny fianakaviako na tsia

Rehefa mbola miaraka amin'Andriamanitra aho, dia hinoako fa VITAKO IO. ✅

‼ ANDRIAMANITRA NO TOMPON'NY TENY FARANY.

MISY OLONA RESIN'NY AKOHO ‼📌 Ny akoho dia "destiné" ho ao an-kibo.Efa im-piry ianao izay no nihinana akoho ? Ireny akoho...
30/04/2024

MISY OLONA RESIN'NY AKOHO ‼

📌 Ny akoho dia "destiné" ho ao an-kibo.
Efa im-piry ianao izay no nihinana akoho ?
Ireny akoho laninao ireny dia nahavita ny mission-any satria tonga tamin'ny Anjara voatendriny.

📌 Ny akoho mialohan'ny ahatongavany amin'izay destinée ho ao an-kibo izay, dia tsy maintsy vonoina aloha.
Ho tapahan-tenda izy aloha dia ho volosana ary ho endasina na andrahoina, izay vao azo hoanina.

LESONA: ❌ Aza manaiky ho resin'ny akoho.
1- Fantaro ny mission anao, ary tratraro ny destinée anao.
2- Misy ady sy zavatra mafy lalovana mankany amin'io destinée goavana io, fa aza mitsoaka nefa.

COURAGE DIA MANDROSOA FOANA MIARAKA AMIN'ANDRIAMANITRA. ✨

28/04/2024

NY ADY MAFY DIA OMEN'ANDRIAMANITRA IZAY MATANJAKA.
VITANAO IO MIARAKA AMIN'I JESOSY.✅

AZA MITADY SITRAKA AVY AMIN'OLONA.AMPY ANAO REHEFA MANKASITRAKA ANAO NY LANITRA. ✅
21/04/2024

AZA MITADY SITRAKA AVY AMIN'OLONA.
AMPY ANAO REHEFA MANKASITRAKA ANAO NY LANITRA. ✅

14/04/2024

TSY MAINTSY MISY VALINY FOANA IREO VAVAKA NATANAO, NA TSY ANDROANY AZA. 🙏🏻

‼ PLUS IANAO MANAN-JAVATRA, PLUS IANAO HO ALAINA FANAHY.- Nandendeha teny foana Jesosy fa tsy nipoitra Satana, raha tsy ...
29/03/2024

‼ PLUS IANAO MANAN-JAVATRA, PLUS IANAO HO ALAINA FANAHY.

- Nandendeha teny foana Jesosy fa tsy nipoitra Satana, raha tsy efa avy nifady hanina 40 andro sy 40 alina Izy.
- Niandry ondry tany an-tsaha foana David fa tsy nipoitra i Batseba, fa rehefa mpanjaka amin'izay izy dia iny Batseba.
- Tao an-tranon'i Jakoba rainy tao foana i Josefa fa tsy hita ny vadin'i Potifara, rehefa tonga tany Egypta kosa izy (nanakaiky ny anjara voatendriny) dia naka fanahy azy amin'izay ny vadin'i Potifara.

Ny efa lavo tsy mila azera intsony, fa matoa ianao alaina fanahy, mbola mijoro ianao izay.✅

❌ AZA MANAIKY HIANJERA, AZA MANAIKY HO POTIKA

15/03/2024

AZA KIVY, AZA MITANONDRIKA, AZA MIHEMOTRA.
MITRAKÀ, MANDROSOA FA VITANAO IO. ✨

- AZA MIANDRY VALIM-PITIA RAHA TSY EFA NANEHO FITIAVANA.- AZA MIANDRY VALISOA RAHA TSY EFA NANAO SOA.- AZA MIANDRY VALIM...
10/03/2024

- AZA MIANDRY VALIM-PITIA RAHA TSY EFA NANEHO FITIAVANA.
- AZA MIANDRY VALISOA RAHA TSY EFA NANAO SOA.
- AZA MIANDRY VALIM-BAVAKA RAHA TSY EFA AVY NIVAVAKA.

‼ Mamafy foana aloha vao mijinja.

✅ METEZA FOANA HIPETRAKA HO "SOLUTION" FA TSY "PROBLÈME".✅ MBA REHEFA MIRESAKA MOMBA ANAO NY OLONA DIA ZAVATRA TSARA NO ...
09/02/2024

✅ METEZA FOANA HIPETRAKA HO "SOLUTION" FA TSY "PROBLÈME".

✅ MBA REHEFA MIRESAKA MOMBA ANAO NY OLONA DIA ZAVATRA TSARA NO HO RESAHANY.

✅ AHATONGA NY OLONA TSY HANILIKILIKA ANAO IHANY KOA IZANY.

MISY OLONA TSY NOTADIAVINAO FA HOENTIN'ANDRIAMANITRA EO AMINAO. ✨MISY OLONA TSY ILAINAO FA ILAIN'NY ANJARA VOATENDRINAO....
04/02/2024

MISY OLONA TSY NOTADIAVINAO FA HOENTIN'ANDRIAMANITRA EO AMINAO. ✨

MISY OLONA TSY ILAINAO FA ILAIN'NY ANJARA VOATENDRINAO.✔

📌 METEZA KOA HO NAMANA MANOSIKA NY NAMANAO FOANA RAHA EFA LASA ALOHANAO IZY.

📌 NA KOA NAMANA MISINTONA AZY RAHA TARAIKY AO AORIANA IZY.





02/02/2024

"TSY TARA IANAO FA MAKA BAHANA..." ✍🏻

Amin'ny fotoanan'ny olona ianao no ohatrany hoe taraiky;
Fa ao amin'ny fotoanan'Andriamanitra ianao tsy tara izany. ✨❤

📌 Zarao amin'ny namanao fa mety hampahery azy.


❗MANAKIVY FOANA NY DEVOLY,MITADY NY FOMBA HAHATONGA ANAO HI-ABANDONNE.📌 FA AZA MANAIKY HIJANONA...ANDRIAMANITRA MAMOAKA ...
01/02/2024

❗MANAKIVY FOANA NY DEVOLY,
MITADY NY FOMBA HAHATONGA ANAO HI-ABANDONNE.

📌 FA AZA MANAIKY HIJANONA...
ANDRIAMANITRA MAMOAKA ANAO HO MPANDRESY FOANA. 💯

RAHA TSISY ADY TSISY FANDRESENA. ✨

NY ZAVA-TSAROTRA MISY FOANA; FA AZA AVELA HANAISOTRA NY FIFALIANAO. 🙏🏻Filipiana 4:4[4]Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo...
28/01/2024

NY ZAVA-TSAROTRA MISY FOANA; FA AZA AVELA HANAISOTRA NY FIFALIANAO. 🙏🏻

Filipiana 4:4
[4]Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia. ✨

26/01/2024

ANDRIAMANITRA irery ihany no SOURCE.
Afaka mitady BETSAKA kosa ianao raha RESSOURCES no resahina. ✨

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261349718111

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rado Randrianantenaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share


Other Digital creator in Antananarivo

Show All