ROJO LAHY

ROJO LAHY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ROJO LAHY, Broadcasting & media production company, Antananarivo.

08/01/2024

akoryyyy!rehefa avy eo daholo ny coucou izay tsy nandeha!ialana tsiny noho ny fahatarana eee

07/01/2024

mirary taona feno fahombiazana sy fahasalamana ary vola be!mafimafy ho an ny ankamaroan ny malagasy ity janoary ty fa tsy atao mahakivy zany e!korazy daholo

miarahaba!ireto misy afaka atao fanimezana amin izao fety zao e!chelsea boots sy bateau!mp na antsoy ny 0388725515
22/12/2023

miarahaba!ireto misy afaka atao fanimezana amin izao fety zao e!chelsea boots sy bateau!mp na antsoy ny 0388725515

18/10/2023

Tena aza mba mifampilako sy manimba zavatra re ry zareo fa tena ny eny ampelan tanana indray no miala nge e!mba tantarao hoe inona le tombon tsoa amin ilay mifamono e

Izy no nahazo ny loka izany eee!arabaina ooo
12/10/2023

Izy no nahazo ny loka izany eee!arabaina ooo

12/10/2023

Mandram piandry an ilay valim panadinana rahariva aloha dia zany ny vazo fohy kely!rahariva no fanatatra ilay ahazo ilay kiraro eee

Ao fa ovaintsika indray ny fomba filalao amin ny herinadro e!ny olana mantsy a!tsy mety hono ny manao fisarihana lalao a...
11/10/2023

Ao fa ovaintsika indray ny fomba filalao amin ny herinadro e!ny olana mantsy a!tsy mety hono ny manao fisarihana lalao amin ny fb fa hijeretsika io e!demain fantatsika eo zay
Korazy daholo

Akory o!andao indray ary hilalao e!partageo ary ity publication an i Mividy 1 mahazo 1  ty dia aboneo ny pageny sy ny pa...
10/10/2023

Akory o!andao indray ary hilalao e!partageo ary ity publication an i Mividy 1 mahazo 1 ty dia aboneo ny pageny sy ny page rojo lahy dia manonona olona 4 dia izay be reaction omena kiraro iray indray eee!alakamisy tapitra ny lalao tompoko a!

_________🧡🖤🧡🖤🧡🖤________
Tsy misy hoe ahona ahona fa vrai cuir bé fotsiny za🤩
Prix abonnés
Prix non abonnés
HIGHQUALITY 💯
Pointure 36 à 43 👣
☎️0349953231/0343259090 ☎️
Livraison partout à Madagascar 🚚🛵

08/10/2023

Coucou ho anareo amin itu alahady ariva be ty!aleo averina ilay lalao dia ataotsika an izay commentaire be reaction omena kiraro otran ilay mahazatra ihany!alatsinainy ho ataotsika ary zay!korazy daholo oo

06/10/2023

Akory eee!ratoandro ary anao an ilay lalao a!jerena eo hoe direct ve no mety sa publiena ihany fa arakaraky ny laoka ratoandro io!aea miala alavitra ary eee

Ianareo ilay  mpiakama na mpizoky sy zandry reny ko ve tsy mba nanao otranah sy  mimi
01/10/2023

Ianareo ilay mpiakama na mpizoky sy zandry reny ko ve tsy mba nanao otranah sy mimi

28/09/2023

Salama e!hanao direct aho amin'ny ora sy andro tsy voafaritra nefa mety ho teneniko eto ihany.hilalao hiaraka amin'nyMividy 1 mahazo 1 isika aminio ka dia aza miala alavitra ooo!korazy daholo

ALERTE be!!!zarao ity publiction ity dia i mentioneo namana 3 ao dia asivo like ny pejy Mividy 1 mahazo 1 raha fenonao i...
14/09/2023

ALERTE be!!!zarao ity publiction ity dia i mentioneo namana 3 ao dia asivo like ny pejy Mividy 1 mahazo 1 raha fenonao ireo fepetra ireo dia izay be mention j aime 2 voalohany dia mahazo amin ireto amin ny sary ireto
ka miandry inona ary oooo
amin ny sabotsy ariva na alahady maraina tapitra ny lalao tompoko ooo

hetsika mva anisan ny mahafinaritra ahy ity!manasa antsika fa ny tenako ko moa dia trna hijery sy hianika be..hianoka be...
14/09/2023

hetsika mva anisan ny mahafinaritra ahy ity!manasa antsika fa ny tenako ko moa dia trna hijery sy hianika be..hianoka be ka

rehefa le tratran lah nangalam pihinana iny ilay pisolifakaavoahay ral ilay loha trondro a
11/09/2023

rehefa le tratran lah nangalam pihinana iny ilay pisolifaka
avoahay ral ilay loha trondro a

09/09/2023

akoryy!ho asintsika lalao indray am herinandro raha tsisy ny sampona ka dia aza miala alavitra!
iha iha ihaaaaaa
asao ny namana fa aza kobonina ho anao irery

06/09/2023

mankasitraka antsika rehetra nandray anjara dia teneno ny namana tsy mietsarahivelatsihy anararaka ny pejy fa mbola ihisy ny lalao manaraka!efa fantatra ny nahazo ny loka dia ho publiena eto ny sariny sy ny lokany...korazy daholo dia aza kivy ny tsy nahazo eeee

FANAMBANA amin izay ary!ho fitsinjovana anareo amin ny fampidirana mpianatra sy fitsinjovana ny page-ko sy ny tsena Mivi...
04/09/2023

FANAMBANA amin izay ary!ho fitsinjovana anareo amin ny fampidirana mpianatra sy fitsinjovana ny page-ko sy ny tsena Mividy 1 mahazo 1 dia misy ito kitapo sy kiraro ito ataontsika lalao!
mitenena namana 3(mentionneo) dia asaivo mi like an ito pejy sy ny pejy Mividy 1 mahazo 1 ry zareo dia valio ny fanontaniana hoe aiza avy no misy ny miss cluss!alarobia izay be reaction ny commentaire no mahazo io kitapo sy kiraro io!
ndao ary eeee

01/09/2023

akory!amin ny alatsinainy ny tenako anao fanambarana mamay sy mandoro be eto!!
raikitra?

mahita an ito aho dia te hanely foana!mapte hanely be fona!mankasitraka fa mitombo ihany le mpanaraka nefa ty page ty ts...
18/08/2023

mahita an ito aho dia te hanely foana!mapte hanely be fona!mankasitraka fa mitombo ihany le mpanaraka nefa ty page ty tsy mba misy ininona mits

fifanampiana ny fiainana
24/07/2023

fifanampiana ny fiainana

19/07/2023

salama ve?asio tehaka be ary e

21/06/2023

Hay ve misy filière p***o eny ankatso e?roviana no misokatra ny inscription

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ROJO LAHY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share


Other Broadcasting & media production in Antananarivo

Show All

You may also like