AKORY EH ‼️
Saika mba hanolotra fitiavana mamy harivariva miaraka amin’ny Cactus TV.
Curious episode 4 🤗
Raha enao no nanotaniana dia inona ny safidinao Olona sa Vola ?
Coucou kely ho anareo mahafantatra an’i K.mah ato dia mba soraty ao amin’ny commentaire oe ny anaran’ny acteur cactus fantatrareo😗
#curious #cactusvapiquer
🚨 ALERTE
Concept vaovao ato amin'ny Cactus ‼️ Aona, atao matetika ve ? Bon visionnage ary aloha 🤩
Max de partage ✅✨
🚨 BOOM ‼️ Épisode 3 on fire 🔥🔥
Thème : Didim-poitra 🤣
Aona ary izany hoy ianao 🤔 jereo de A à Z aloha 😝
Merci Thierry Z.L pour le passage 🤩
PS : Ny tantara mitohy foana 😊
Abonnez-vous ✅
#cactusvaspiquer #curious
🚨 ATTENTION les yeux
Deuxième épisode CURIOUS ‼️
PSST PSST... fataon'ny bandy eny an-dalana eny rehefa mahita sipa 😜
Tamin'ny épisode 1 izahay nanontany hoe mora kotina ve ny sipa 🤔
Dia eto indray mba tia hafantatra hoe mahay mikoty sipa ve ny bandy 🤣 ka aona ary ? Goo dans les commentaires 💥
PS : hum... la fin ça promet unh 💥🤣
Dia aza adino :
- Abonnes toi ✅
- Partage si t'as aimé ❤️
#cactusvapiquer #CURIOUS
CURIOUS épisode 1
🚨 AIZ EHH
Zany ny premier episode ary e ‼️
Aminao ve mora kotiana ny sipa eto dago ??
Allez go dans les commentaire (araho reactions 😜)
PS: jereo hatramin'ny farany pour l'amour des chats🤣
Zay dia à très vite pour le deuxième épisode 🤩
Aza adino :
- Abonnes toi ✅
- Partage si t'as aimé ❤️
#cactusvapiquer #CURIOUS