FJ tendance

FJ tendance ✨Shopping et vente au détail😍🛍

Tana

Un grand merci à mes nouveaux followers !Fefe Raz, Océane Vanessa, Sambatra Idéal Gracia, Achat En Ligne Achat, Rahantan...
03/04/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers !

Fefe Raz, Océane Vanessa, Sambatra Idéal Gracia, Achat En Ligne Achat, Rahantanirina Marie Adoline, Amboarah Voafantina, I'tia Sy Nday, Ny Ka's Lamaody

Zay💗
22/03/2024

Zay💗

Ho anareo izay vao manomboka mandraharaha, fehezo tsara aloha ny ketrika iray vao miditra amin'ny ketrika hafa.

Problème anao manko tianao atao daholo ny ketrika rehetra, hany ka tsy misy mandeha aveo ka lasa manary vola fotsiny.

❌ Arrivage ❌   🔥Tongs ingivi🔥✅Prix mora be  😍Pointures:36 à 40 (selon la couleur).Livraison possible ou recuperation iva...
29/02/2024

❌ Arrivage ❌
🔥Tongs ingivi🔥
✅Prix mora be 😍
Pointures:36 à 40 (selon la couleur).
Livraison possible ou recuperation ivandry

💗
25/02/2024

💗

Ato indray isika aloha ehh😍.Araho hatrany ny pejy ✨
24/02/2024

Ato indray isika aloha ehh😍.
Araho hatrany ny pejy ✨

FANAOVANA KOBA amin’ny fomba tsotra ho an’ireo izay nangataka izany... ( ZARAZARAO AMIN'NY NAMANA )

KOBA lava 25 sm
ZAVATRA ILAINA:
- voanjo 10 kg
- kobam-bary 5 kg
- siramamy mena 5 kg
- ravina akondro sy longozo atao fonosana
- vilany be iray (anaovana "bain marie")

FIKARAKARANA:
endaso ny voanjo ary totoy ho potsikapotika (tsy potika loatra) miaraka amin'ny siramamy (araka izay mampety anao)
A fangaroy ny kobam-bary miaraka amin'ny ambin'ny siramamy mandra-pahazoanao "pâte" matavy-/ matevina nefa tsy miraikitra (liquide et épaisse)
>> dory kely ireo ravina ankondro
velaro ny ravina ary ataovy amboniny ireo koba vita teo ary ampio voanjo ilay efa voatoto teo mba ho toy ilay koba fihinana ireny ny pôziny rehefa vita (izany hoe atao ambany ny koba ary ambony ny voanjo ary aorina boribory avy eo)
aorony sy akombony ary fatory (amin'ny ravina ihany na izay kofehy mety) tsara mba tsy hisy mipoitra ny atiny manontolo!
ataovy anaty vilany be ary rarao rano ho difotra tanteraka
Masaho amin'ny afo malefaka (feux doux) mandritra ny 24 ora ary jereo tsara mba hisy rano foana mandritra ny fandrahoana azy!!!

MAZOTOA HOMANA TOMPOKO

Efa mora ry reto ann 😍
23/02/2024

Efa mora ry reto ann 😍

23/02/2024

🔴🔴RECETTE GODROGODRO🔴

🔴Dingana arahina raha hanamboatra godrogodro:

🔴Akora ilaina:
👉 koba vary : 500g
👉siramamy: 250 + 150(hanaovana caramel)
👉 Rano : 3l
👉Menaka : 4 sotro

🔴FOMBA FANAOVANA AZY
👉 Kikisina coco(vanio)
👉 Ampangotrahina ny rano 3l
👉 Andrasana matymaty ilay rano mba hatonga tanana tsy ho may manao an'ilay izy
👉 Tsy izy rehetra no androtsahan'ilay coco fa akana rano 0,5l eo no androtsahana ilay coco mba hahatonga ilay ronon'ilay coco tena hatavy "Lait de coco"
👉 Rehefa vita sivanina tsara fa lait de coco ihany no ilain-tsika
👉 Rehefa vita arotsaka indray ventin'ilay coco amin'ilay ambin'ny rano 2,5l sisa sivanina tsara ihany koa hakana ilay ronon'ny coco

🔴FOMBA FANDRAHOANA AZY
👉 Maka vilany iray amizay
👉 Arotsaka :
- ranon'ilay coco :2,5l
- siramamy :250g (haroharoina miaraka mba hiravana ilay siramamy)
- avarina amizay caramel vita tamin'ny siramamy 150g
- avarina amizay lait de coco vita tamin'ny 0,5l izay natao tamin'ny voalohany
- Farany avarina amizay menaka 4sotro mba hatonga izy tsy hiraikitra sady tsara jerena rehefa masaka
🔴 Haroharoina fona tsy mijanona raha tsy efa izy ritra tsara .. Rehefa ritra tsara amizay ahena hafanan'ilay afo ambany raha charbon ampiasaina asina hafo ilay ambonin'ilay sarom-bilany .
NB : Avela hangatsiaka tsara vao esorina tena tsara raha amin'ny alina izy karakaraina maraina avy eo esorina
Mazotoa ary ooh

Izay tsy manandrana ihany tsy mahay

Araho hatrany ny pejy 😘
22/02/2024

Araho hatrany ny pejy 😘

Ato indray isika ohh 😍.
Yaourt double creme vita @ vovodronono.
( METY DAOLO REFA VOVODRONONO )

Recette yaourt double crème
Mavita 28isa
✍vovodronono ray boite io 400G
✍yaourt 1pot( nature)
✍rano 3l
✍siramamy 6sotro fihinana .
✍extrait de vanille .na sucre vanille .

👉afangaro ny rano.sy vovodronono.ary siramamy .
👉andrahoina ampangotrahana .( haroina sao miraikitra anh).
👉refa mangotraka de atao anaty koveta misy rano mangatsika le vilany nisy anle ronono.
👉haroina tsu mijanona mba azaona hafanana zakan ankihikelinao.tsy mamay be tsy mangatsika .
👉alana ao antinilay koveta refa azo io hafanana io .de asina ilay ferment yaourt .
👉zarazaraina anaty vera .de fonosina atao mafana tsara mandritry ny alina tontolo .maraina ferme tsara tsisy rano na kely sady matavy tsarabe .mmmhhhh.mazto manambotra daolo

Araho ny pejy🥰
21/02/2024

Araho ny pejy🥰

Recette Flan💁🏻

-Tsy mila poudre
-Tsy mila pate brisé 😊

Ireto avy ary eh :
-Farine 2 pot yaourt (ity)
-Sucre 2 pot yourt (ity)
-Lait 4 pot yaourt (ity)
-Oeufs 4

Tsotra be ny fikarakarana azy 👩🏻‍🍳

Kopohina anaty bol ny Atody sy siramamy ,rehefa vita fangaro tsara dia arotsaka ny farine , afangaro tsara ireo.
Asiana hanitra izay tianao ,fa ny ahy teto sy ny mahazatra ahy foana dia Sucre vanillé (Ataoko ao am commentaire sy journal ny sariny 🙃 )
Vita ireo rehetra ireo ,mifangaro tsara dia arotsaka amizay ny ronono ..rehefa hitanao fa mitambatra tsara avokoa dia araraho anaty moule 20 cm efa niosotra dibera , four efa nafana dia atao ao 1h ,degré 150 ⌛

TSY AZO ATAO MAHERY NY FOUR fa MAY ny flan nefa tsy masaka tsara akory😅

Afaka ampidirina frigo ,afaka tsy ampidirina koa fa avela mangatsika tsara fotsiny ..tsara koa anefa raha hanina mafana ,mety daholo👌🏻🤤

Mazotoa daholo ary eh🥰

Astuces manadio tarehy sy manala angadrano🥰✨.Araho ny pejy
19/02/2024

Astuces manadio tarehy sy manala angadrano🥰✨.
Araho ny pejy

🙏🏻💗
18/02/2024

🙏🏻💗

Hellooo😘.Ensemble jupe ✨ .dispo sur commande hatrany 🥰.Tissu :coton
18/02/2024

Hellooo😘.
Ensemble jupe ✨ .dispo sur commande hatrany 🥰.
Tissu :coton

Mini jupe étirante 😍.dispo sur commande Prix abordable ✨.Tissu fibraneMp
17/02/2024

Mini jupe étirante 😍.dispo sur commande
Prix abordable ✨.
Tissu fibrane
Mp

❤
17/02/2024

Mety tsy androany, mety tsy rahampitso, fa tsy maintsy ho tratranao ny tanjonao raha :✅Mahatoky ny tenanao ianao✅Mametra...
11/02/2024

Mety tsy androany, mety tsy rahampitso, fa tsy maintsy ho tratranao ny tanjonao raha :
✅Mahatoky ny tenanao ianao
✅Mametraka tanjona mazava tsara
✅Tsy miandry zavatra lehibe vao manomboka.
✅Miezaka fatratra na maro aza ny sakana.
✅Tsy milavo lefona.
✅Manana finoana.

❌Casquette LA et NIKE❌       ✅Prix:12.000ArRaha mividy 2 nareo de 20.000ar😍.Saint valentin approche🌹 araraoty fa afaka a...
30/01/2024

❌Casquette LA et NIKE❌
✅Prix:12.000Ar
Raha mividy 2 nareo de 20.000ar😍.
Saint valentin approche🌹 araraoty fa afaka atao cadeaux de mapitovy nareo ✌🏻 ehh
Livraison gratuit si centre ville ✨.
Mp

Rehefa natao ny tirage de izy no nahazo ny cadeaux 🥺.Afaka miditra mp enw azafdy
27/01/2024

Rehefa natao ny tirage de izy no nahazo ny cadeaux 🥺.
Afaka miditra mp enw azafdy

27/01/2024

Hello 👋🏻🥰
Avokantsika androany ny valinle Jeux ann ✨.
Rahariva à 18h

io ary de  manaova commentaire eo ze mahazo azy ehh🤗.Am manaraka  ndray ✨.Bonne nuit  daholo🥰💗
18/01/2024

io ary de manaova commentaire eo ze mahazo azy ehh🤗.
Am manaraka ndray ✨.
Bonne nuit daholo🥰💗

Bonsoir daholo🥰. Ao ve nareo ehhh ??🤗Mba asio présence kely ao am commentaire  alou de refa betsak d alefako amzay 💗Aza ...
18/01/2024

Bonsoir daholo🥰.
Ao ve nareo ehhh ??🤗
Mba asio présence kely ao am commentaire alou de refa betsak d alefako amzay 💗
Aza adino n maka bagde 😅

18/01/2024

Izay super fan voalohany eo mahazo crédit 1.000Ar 😍opérateur au choix✨🎀

Alaivo aingana ny Badge alou😂💗

🎀Give away  - Give away🎀            ✨Bandoulière🎁Ity ary ny lalao iarahantsika voalohany  🥰.Izay mahafeno fepetra iany ☺...
17/01/2024

🎀Give away - Give away🎀
✨Bandoulière🎁

Ity ary ny lalao iarahantsika voalohany 🥰.
Izay mahafeno fepetra iany ☺

Conditions:
1️⃣Jaiméo ny page FJ tendance
2️⃣Asio commentaire Jp ary mentionnéo ny amis 5 fara faha keliny
3️⃣ partageo en mode public ity publication ity
4️⃣Invitéo ny amis anao

Cadeaux à récuperer🎁🎀
Tirage: 27 janvier
Bonne chance 😘 de aza adino le manao partage wa 🥺

Pince à cheveux 🌸✨
16/11/2023

Pince à cheveux 🌸✨

Address

Antananarivo

Telephone

+261388089101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJ tendance posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share