Dagohhm

Dagohhm Site web manokana ho an'ny vokatra hip hop & soul eto madagasikara
Contact: [email protected]

20/12/2022

Brand new
Ela2 tsy naharenesana tao ahorinan'ilay vokatra " Tsy hitako hafenina", Indro ny vokatra vaovao mihandry antsika amin'io volana janohary io.
Album vaovao, level up
Sady tanana volamena eto no miangaly.
Stay connected 🔥

Aza adino ny fotohana ary. Album faha roa avy amin'i Davik'El mitondra ny lohateny hoe "NY HERIN'NY FANAHY, ANEFEKO TOET...
17/12/2022

Aza adino ny fotohana ary. Album faha roa avy amin'i Davik'El mitondra ny lohateny hoe "NY HERIN'NY FANAHY, ANEFEKO TOETRA" .
Azonao alahina ao amin'ny application ALAIKO na ihany koa jifainao @ endriny Kapila mangirana amin'ny sarany 15.000 Ar.
Ny vola azo avy amin'ito vokatra dia ho hetina anaovana hetsika PUSH HOPE na TOSIM-PANATENANA HO AN'NY SAHIRANA ka manatena anao sahady
Save the date: 21 Dec 22 izao.

Yo, iza mo i Davik'El ? Fantatrao ve David Mickaël ? Namoaka ny album azy voalohan'izy tamin'ny 21 décembre 2020, ho amo...
14/12/2022

Yo, iza mo i Davik'El ? Fantatrao ve David Mickaël ?
Namoaka ny album azy voalohan'izy tamin'ny 21 décembre 2020, ho amoaka ny faharoa izy atoato.
Mandrapa, ito ilay album voaloha, mitondra ny lohateny "Ilay Teny" izay azonao alaina maimaimpoana ao amin'io rohy io.
Mihaino finaritra
'El

Site Hip Hop Malagasy

14/12/2022
22/06/2021

Yo,Chop Da Sample,tohin'ny lalao 🔥
Io ny sample aza ✌😁

Sample manaraka 🔥
14/06/2021

Sample manaraka 🔥

Yo ⏳
Indro indray ary ny tohian'ny Chop Da Sample challenge @ ity herinandro ity.Maivamaivana mihoatra ny teo aloha ilay nanahirana ny maro teo 😂

Sample in this week:
💿 Dionne Warwick - Forever My Love

Htag:

Alefa 🔥✌👊

14/06/2021

Ato isika no mitafa ny tohin'ny Chop Da Sample sao mbola misy tsy maharaka,ao no hilatsaka ny sample vaovao

Mpisehatra sy misehatra ho an'i mpamokatra mozika Hip Hop Malagasy

09/06/2021

Indro ary ny filaharana 3 voalohany ny tohin'ny lalao
Sample by Buck Joc
Io ny pejy miresaka ny tohian'ny lalao manomboka eto
Peace

08/06/2021
08/06/2021
Yo!Indro aza ny tohian'ny Challenge CDSMamay ny sample 🔥Sample by BônaTitre : Monja ManintsindavaAza adino ny Htag :    ...
07/06/2021

Yo!
Indro aza ny tohian'ny Challenge CDS
Mamay ny sample 🔥
Sample by Bôna
Titre : Monja Manintsindava

Aza adino ny Htag :

io ny rohy ny sample https://youtu.be/H0S2A3nxXJc

04/06/2021
03/06/2021

Yo,azafady ry zalah,ialana tsiny fa 👉 👈 kay ilay challenge amin'ity semaine ity,mba ahintsio kely fotsiny zalah ho an'izay efa nanao pub 😅
Peace

27/05/2021

Yo! ⏳
Indreto aza ny laharana 3 voalohany t@ ilay challenge sample by Klasik Rays
Judged by Klasik Rays

23/05/2021
23/05/2021
23/05/2021
20/05/2021
19/05/2021

Yo ⌛
Vokatra,laharana 3 voalohany t@ ilay sample avy any @ i Verk Prod na i Vercors
Judged by VerkProd
Alefa zalah 🔥🔥

19/05/2021

Alefa zalah 🔥✌

18/05/2021

Kouillliiih 🔥🔥

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dagohhm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Dagohhm:

Videos

Share