Tiavintsoa

Tiavintsoa Tiko raha zah no mahatonga anao mitsiky

MP ho an'ny fiaraha-miasa na WhatsApp : +261329465699
(7)

Oadray 🙄
19/04/2024

Oadray 🙄

15/04/2024

Zah rehefa mampatory zaza 😁
Efa mba nijaikojaiko iany ah fa tsy nety e 😄
Sarotra otrany mitady akanjon'ankizy oa io fampatorina zazakely io 🥺
Soa fa teo ny SWEET KIDS -Pour les petits à moindre prix- nanamora ny fiainanay 😍
Misy izay ilainareo ao raha resaka akanjon'ankizy no resahina 👚👕👖🩳

✨
14/04/2024

Je t'aime ✨
12/04/2024

Je t'aime ✨

12/04/2024
Tantara fohy 🥺💔
02/04/2024

Tantara fohy 🥺💔

Joyeux anniversaire à mon fils bien-aimé Noah Matthieu ! Aujourd'hui, alors que nous célébrons à la fois ta naissance et...
29/03/2024

Joyeux anniversaire à mon fils bien-aimé Noah Matthieu ! Aujourd'hui, alors que nous célébrons à la fois ta naissance et la commémoration des héros de notre pays, je veux te dire à quel point tu es spécial pour moi. Tu es ma plus grande fierté, mon petit héros du quotidien. Que cette journée soit remplie de bonheur, de rires et de doux moments en famille. Je te souhaite une année pleine de découvertes, de joie et d'amour. Tu es mon plus grand trésor et je t'aime plus que tout au monde. Joyeux anniversaire, mon petit Noah Matthieu ! 🎉🎂🎈

28/03/2024

PROMOTION PAQUES 💥💥💥
AKANJON'JAZA, ANKIZY, ADOS 00 a 14ans

Prix unique: 7 000ar 🤤

Ato am SWEET KIDS -Pour les petits à moindre prix- iany no misy an'zany ❤❤

Amin'ity direct ity ihany an! 😍

Ho avy ary ny Câlin Épisode 2 🫂😍Iza no mila câlin bôjo ? 😉Hilatsaka eny andalam-be eny indray izahay hanome sy hizara câ...
27/03/2024

Ho avy ary ny Câlin Épisode 2 🫂😍

Iza no mila câlin bôjo ? 😉

Hilatsaka eny andalam-be eny indray izahay hanome sy hizara câlin mamy be ho anareo izay sendra anay 🥰🫂

Ny toerana lazainay mialoha eto iany am'zay mba izay tena mila no mahazo 🙂❤

Koa raha misy te anohana sy hi-sponsorisé ity concept ity dia aza misalasala mandefa mp avy atrany 💌

Tena mila tohana izahay amin'ny lafiny rehetra 🥹

Misokatra ho anao ny mp ako na dia handefa teny mamy fotsiny aza 🤗☺

Fitiavana no hifampizaran-tsika eto ary izay zavatra vitako tato dia natolotro ampitiavana daholo 😍😘

Merci ty 🙏🏻

Tena ontsa tanteraka ny foko raha nandre vao izao oe ay kay ilay olona hany tokana nanome câlin anah io ka efa lasa nial...
25/03/2024

Tena ontsa tanteraka ny foko raha nandre vao izao oe ay kay ilay olona hany tokana nanome câlin anah io ka efa lasa nialoha lalana an-tsika 🥺💔

Fandalovana ny ety an-tany fa mahaiza mifanolotra fitiavana atrany 🥺

Efa nizara fitiavana enao ary hita sy voarakitra an-tsary izany 😭😭

Mankahery ny fianakaviany rehetra

Efa sambatra izy zay any 🥺🫂

Mamy kely tamiko 🫂☺Câlin = surprise 🤗Ho asiko tohiny am'zay izy ity 🥰Aiza ny tinareo anohizana azy? 🙂Ny teny Akatso aloh...
25/03/2024

Mamy kely tamiko 🫂☺
Câlin = surprise 🤗
Ho asiko tohiny am'zay izy ity 🥰
Aiza ny tinareo anohizana azy? 🙂
Ny teny Akatso aloha efa tsy nanjary 🥴
Efa ato am page ny video ho an'izay mbola tsy nahita 🤤🤤

Raha misy te anohana iany koa dia aza misalasala mandefa hafatra miafina 💌

25/03/2024

Câlin = surprise
un câlin peux tout changer

Lany inspiraka 🥴
20/03/2024

Lany inspiraka 🥴

19/03/2024

Manana zanaka 0 a 16 ans ve enao maman? 👶🏻👦🏻👧🏻
Andao hiaraka hian-tsena ato am SWEET KIDS -Pour les petits à moindre prix-
Sady Promotion be articles premiums 7 000ar monja dia efa azahoana akanjo mafatifaty kely 😍🩳👖👕👚
Raha maka 3 articles dia 20000ar
Koa aiza ndray no ahita? 🙄😊🤤

17/03/2024

Rehefa misakafo eny amoron-dalana

16/03/2024

Rehefa mangetotra any an-tranon'olona 😅

14/03/2024

Nofy saika tsara 🫢

13/03/2024

Cher Moi...
Motivation & Moral
Aza enoina akory raha efa milamina be ny fihainanao ☺

12/03/2024

Tantara fohy
TENA NAMAKO VE IANAO?

Raha tianareo ny hitohizan'ny tantara dia manasa anareo mba hizara 🙂

Maro ny tantara fohy tiko ho zaraina aminareo fa miankina amin'ny fanohananareo ahy iany 🥹

Mankasitraka 🙏🏻

10/03/2024

[CLARA] Maninona zao ndri io?

🥺
10/03/2024

🥺

08/03/2024

Ny vadin'ny olona vs ny vadiko

Message mamy kely voaraiko indray 🥰Misaotra reto a ❤Averiko fona hoe tenisany no motivation ako 🥹Tenisany no anaovako ir...
07/03/2024

Message mamy kely voaraiko indray 🥰
Misaotra reto a ❤
Averiko fona hoe tenisany no motivation ako 🥹
Tenisany no anaovako ireny adalana ireny 😁😍

Mbola misy tohiny kely ao am coms ao 😉
Merci ty ❤

Address

Antananarivo

Telephone

+261329465699

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tiavintsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tiavintsoa:

Videos

Share


Other Digital creator in Antananarivo

Show All

You may also like