William M.G

William M.G Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from William M.G, Digital creator, Antananarivo.

Hafahafa marina ry dadapasy aaa... sa zala tsy mba handairan'ny osotra mintsy ve zany😇😅Tagueo ry vavolombelona velona is...
18/12/2023

Hafahafa marina ry dadapasy aaa... sa zala tsy mba handairan'ny osotra mintsy ve zany😇😅
Tagueo ry vavolombelona velona isany (caméraman😆)

18/12/2023

Ho fahombiazana be izay rehetra ataonao amin'ity herinandro ity. Mirary herinandro feno fahazotoana.🙏

Une vraie complicité et un immense amour entre les deux. On adore ❤️😍
17/12/2023

Une vraie complicité et un immense amour entre les deux.
On adore ❤️😍

Mirary fetin'ny noely sy faran'ny taona sambatra😍🤩
17/12/2023

Mirary fetin'ny noely sy faran'ny taona sambatra😍🤩

Hafa kely ity asa famoronana ity😅
17/12/2023

Hafa kely ity asa famoronana ity😅

12/12/2023

io dingana lalovanao io dia mitondra anao tsikelikely mankany amin’ny fahombiazana.
AZA MIALA A raha tsy mivoaka mpandresy!

05/12/2023

Ho tsara amiko sy aminao io taona vaovao io. Amen!

04/12/2023

Ny Alatsinainy zao tsy tian’olona rehetra, anefa tsy maty lery fa misy foana foana isaky ny herinandro. 🔥

Any Ivelany any ity sary ity 🥹♥️FIFANAMPIANA SY FIFANOHANANA NY FIAINANA HO ANZAREO 🔗🤝🏼Raha ny hevitrao zakan’ny saintsi...
04/12/2023

Any Ivelany any ity sary ity 🥹♥️
FIFANAMPIANA SY FIFANOHANANA NY FIAINANA HO ANZAREO 🔗🤝🏼
Raha ny hevitrao zakan’ny saintsika Malagasy ve ny tahaka izao (règlement libre)?

04/12/2023

🇲🇬Hatsaran’Antsiranana♥️🫶🏼Malagasy olo araiky
Alo tsika eehh

📸 igers diegosuarez

04/12/2023

Mirary herinandro finaritra sy feno fahombiazana ho antsika rehetra 🫶🏼🙏🏼

03/12/2023
03/12/2023

337/365
Kely sisa de ponane❗️

Am-pitiavana be ry célibataire isany a😙
02/12/2023

Am-pitiavana be ry célibataire isany a😙

APARITAHO RAPIDE MBA HO FANOMEZAN-TANANA 🥹🙏🏼
01/12/2023

APARITAHO RAPIDE MBA HO FANOMEZAN-TANANA 🥹🙏🏼

📌AVERENO RE NY ZANAKAY

Mahonena ny renin'ity zaza ity fa dia tsy hita ny zanany kely.

🤱 Mahery 6 volana monja.
👧Nentin'i Nekena 10 taona eo ho eo.
🤱Mpivarotra eo Soamanatombo ny renin'i Mahery, ary ity zaza antsoina hoe Nekena ity dia mpandeha eo amin'izy ireo efa ela ka natokisana hitrotrotrotro an'i Mahery. Kanjo izao tsy hita niaraka amin'ny zaza izao. Tsy fantatra kosa anefa ny misy an'i Nekena sy izay ray aman-dreniny fa zaza eo an-tsena fotsiny no fahalalana azy.

🙏 Ianareo izay mitazona an'i Mahery, atero ny zanak'olona fa mampalahelo ny reniny.

📌 Izay mahita na mahafantatra vaovao momba azy dia aza misalasala mampandre ny manampahefana akaiky indrindra anareo na hiantso ny 0385071727 na 0334823127

Mirary soa indrindra e! ❤️☀️🙏🏼Mba tena ho volam-pandresena ho an’ny tsirairay ity volana farany amin’ny taona ity🤍❤️
01/12/2023

Mirary soa indrindra e! ❤️☀️🙏🏼Mba tena ho volam-pandresena ho an’ny tsirairay ity volana farany amin’ny taona ity🤍❤️

Ray o! Manaiky ny fitantananao aho🙏🏼❤️✍️     M.G
01/12/2023

Ray o! Manaiky ny fitantananao aho🙏🏼❤️
✍️
M.G

01/12/2023

Mahavarina ity sipa kely Indiana iray ity.
Ohatra tsisy tolana🫣😳😳

Ho an lisany zanako any aorina any io sary mamanlisany tamzao fotoanazao 😌🤍🦩
01/12/2023

Ho an lisany zanako any aorina any io sary mamanlisany tamzao fotoanazao 😌🤍🦩

Fiainana any ambanivolo 🔥🏞🦩
30/11/2023

Fiainana any ambanivolo 🔥🏞🦩

30/11/2023

Ry vehivavy malala!🥰Aza manaiky ho resin'ny ratsy
Fa reseo amin’ny Make up sy rouge à lèvres 💄ny ratsy!🥹😁

30/11/2023

‼️Misokatra ny 01 Desambra 2023 ho avy izao ny fanavaozana ny lisim-pifidianana(ho an’ireo vao feno taona, nifindra trano, sns…)

30/11/2023

Laharana maitso natokana hitorohana ny herisetra miantra amin’ny mpianatra an-tsekoly
☎️020 30 807 86

30/11/2023

Herisetra mahazo ny ATODY 🫣🤣🤣

📍LAC TRITRIVA : toerana iray manan-tantara, satria rehefa voararan'ny RAD tsy hivady hono i Rabeniomby sy Ravolahanta di...
29/11/2023

📍LAC TRITRIVA : toerana iray manan-tantara, satria rehefa voararan'ny RAD tsy hivady hono i Rabeniomby sy Ravolahanta dia namono teo izy Roa. 🥹💔
INONA KOA NY TANTARA EFA ENONAO MAHAKASIKA AZY ITY?

OFFRE STAGE PRATIQUE Ho anareo mpianatra BTP
29/11/2023

OFFRE STAGE PRATIQUE
Ho anareo mpianatra BTP

STAGE PRATIQUE

🔶Ho Anareo mpianatra BTP…
Sao misy interessé amin’ny STAGE PRATIQUE ianareo?
Te hanampy Anareo aho Amin’ ny expérience hanananareo .
Hararaoty ary amin’io fanamboaran-dalana eo Mahamanina io.
🟡Stage pratique izay hampitombo ny fahaizanao miaraka amin’ireo Ingenieur MTP sy Région izay Efa manana traikefa .
🟢Stage 1 volana
🔴Tsy maninona fa afaka zaraiko Anareo ny karamako Amin’ ity volana ity mba Tsy hahareraka ny herim-po Anareo .
🔷STAGIAIRES 6 Ihany no zakako (Tsy maintsy hisy ny Sivana)🔷

🔴Atero eny amin’ny Bureau Region ny CV Anao raha mahaliana Anao

FIHETSIKA FENO FITIAVANA NY MPIARA-BELONA🇲🇬Kolonely iray ao amin’ny Zandarimaria (dit Kapiteny Faneva) no nampiseho fiti...
29/11/2023

FIHETSIKA FENO FITIAVANA NY MPIARA-BELONA🇲🇬
Kolonely iray ao amin’ny Zandarimaria (dit Kapiteny Faneva) no nampiseho fitiavana an’ireo malagasy teny Analakely teny anio.
Toetra tokony halain-tahaka ny tahaka izao ho an’ireo manam-boninahitra rehetra ❤️🫶🏼
FIHETSIKA KELY IRAY ATAONAO NO METY HIZARA HAFALIANA HO AN’NY HAFA.
MALAGASY IRAY IHANY ISIKA.
©️William M.G

28/11/2023

Le akamanao lava be reny zao mba efa matazana zany 2024 zany😄

Nem sy sambos alahady hariva😋(Aiza no tena misy tsara)
26/11/2023

Nem sy sambos alahady hariva😋
(Aiza no tena misy tsara)

😅😂😂
26/11/2023

😅😂😂

Tsy mila be rancune zany aminy fiainana!
26/11/2023

Tsy mila be rancune zany aminy fiainana!

25/11/2023

Bref…
Raha te ho lasa Dokotera mila mianatra MEDECINE.
‼️Raha te ho lasa Pasteur sns mila mianatra THÉOLOGIE.

Reverand Medar : Rehefa manao fiteny anjely za de miseo ny anjelyGascar Fenosoa : Testeo eto am plateau eto eraha-mahita...
25/11/2023

Reverand Medar : Rehefa manao fiteny anjely za de miseo ny anjely
Gascar Fenosoa : Testeo eto am plateau eto eraha-mahita
R. Medar : Tsy mipotra izy ra eto 😂😂
OHHH LESY LEEEEE

25/11/2023

Raha maty androany ny olona mampirafy rehetra, mbola velona ve ianao mamaky io rahampitso maraina ?

TRANGA HAFAKELY tany Tamatave 🇲🇬🥹😂Ny Rafivaviny ihany no nanome cadeaux anazy.Iny ony ny Make-up de manaova manjamanja h...
25/11/2023

TRANGA HAFAKELY tany Tamatave 🇲🇬🥹😂
Ny Rafivaviny ihany no nanome cadeaux anazy.
Iny ony ny Make-up de manaova manjamanja ho ani ramosetsika 😍!
Madio fo sy tsy manana fankahalana anao ony izy🥺
Ndao ony ifankatia fa tsisy mahay ny amaray !!
©️La voix du cœur

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261325099840

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when William M.G posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to William M.G:

Videos

Share


Other Digital creator in Antananarivo

Show All

You may also like