04/02/2022
Zoma 04 Febroary 2022 - 05h
ⶠNihafaingana 15 km/h đ ny fikisahan'i BATSIARAI đ ka manambana an'i Madagasikara malala
ⶠAny @ manodidina ny 514 km Atsinanan'i Vatomandry izao no misy ny foibeny miaraka @ rivotra 175 km/h sy tafiotra 250 km/h.
ⶠVinavinaina hiditra an-tanety Sabotsy đ manodidina ny Mahanoro ny foibeny avy eo hanavatsava ny faritra Amoron'i Mania ary tokony hivoaka any @ lakandranon'ny Mozambika ny Alahady eo anelanelan'i Toliara sy Morondava
ⶠManomboka anio zoma alina anefa dia efa tena ho mafy dia mafy ny rivotra sy ny orambe mikija đŠ
Mahery sady tony isika na dia miatrika aza ^_^
Cyclones Ă Madagascar
Tsy mbola niova ny filazana loza:
đĄ Miloko MAVO na loza manambana : Faritra Atsinanana, Vatovavy, Fitovinany, Atsimo Atsinanana, Analamanga, Bongolava, Itasy, Vakinankaratra, Amoron'i Mania, Matsiatra Ambony, Ihorombe sy Distrikan'ny Soanierana Ivongo, Sainte Marie, Fenoarivo Atsinanana, Vavatenina, Amparafaravola, Ambatondrazaka, Anosibe Anala ary Moramanga.
đą Miloko MAITSO na loza fanairana : Faritra Anosy, Menabe sy Distrikan'Antalaha, Maroantsetra, Mananara Avaratra, Mandritsara, Andilamena, Tsaratanana, Maevatanana, Antsalova, Beroroha, Sakaraha, Ankazoabo Atsimo, Morombe, Toliara I-II, Betioky Atsimo ary Benenitra.
# # # # # # # # # # # # # #
Vendredi 04 FĂ©vrier 2022 - 05h
ⶠL'approche de đ BATSIRAI s'est accĂ©lĂ©rĂ©e Ă 15 km/h et il menace dangereusement Madagascar đ
ⶠIl est maintenant à environ 514 km à l'Est de Vatomandry avec des vents à 175 km/h et des rafales à 250 km/h.
ⶠIl est toujours prĂ©vu atterrir prĂšs de Mahanoro d'ici Samedi đ , puis traverser la rĂ©gion Amoron'i Mania avant de sortir dans le canal de Mozambique Dimanche entre Toliara et Morondava.
ⶠMais attention dĂšs ce vendredi soir les vents forts et les grosses pluies seront dĂ©jĂ lĂ đŠ
Soyez prudents et courageux ^_^
Les avis d'alerte restent inchangés:
đĄ JAUNE ou Menace : RĂ©gions Atsinanana, Vatovavy, Fitovinany, Atsimo Atsinanana, Analamanga, Bongolava, Itasy, Vakinankaratra, Amoron'i Mania, Matsiatra Ambony, Ihorombe et Districts de Soanierana Ivongo, Sainte Marie, Fenoarivo Atsinanana, Vavatenina, Amparafaravola, Ambatondrazaka, Anosibe Anala et Moramanga.
đą VERT ou Avertissement : RĂ©gions Anosy, Menabe et Districts d'Antalaha, Maroantsetra, Mananara Avaratra, Mandritsara, Andilamena, Tsaratanana, Maevatanana, Antsalova, Beroroha, Sakaraha, Ankazoabo Atsimo, Morombe, Toliara I-II, Betioky Atsimo et Benenitra.