Mah'soa Anao

Mah'soa Anao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mah'soa Anao, News & Media Website, Antananarivo.

24/02/2024

🚨Urgent ⚠️ MITADY TRANO ilaina fin du mois
💰budget: 300 000 à 400 000ar
👉Acces moto (tonga ao antrano)
👉Azo odina alina ( tsy mitsofotsofoka be )
👉Misy JIRO & RANO
👉Efitra 1 lehibe na 2
👉Douche & wc interieur
aleo tonga dia mba hisy AZAFADY en mp ou sur commentaire
🙏Mankasitraka ho an’izay mamaly 🙏

🔔Promotion 🔔👡 Talon carré 🥰💰4️⃣5️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣ Ar Misy pointure rehetra mandrapalany ny stock Afaka mandefa any @ faritra ...
18/11/2023

🔔Promotion 🔔
👡 Talon carré 🥰
💰4️⃣5️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣ Ar
Misy pointure rehetra mandrapalany ny stock
Afaka mandefa any @ faritra 📦

❌"Joyeuses Pâques" no fiteny fa tsy "Joyeuse Pâque"❌👉Ny "Pâque" , adikan'ny anglisy hoe "Passover" , dia io ilay ataon'n...
09/04/2023

❌"Joyeuses Pâques" no fiteny fa tsy "Joyeuse Pâque"❌

👉Ny "Pâque" , adikan'ny anglisy hoe "Passover" , dia io ilay ataon'ny Malagasy hoe "P***a Jiosy"

👉Ny "Pâques" kosa, ataon'ny anglisy hoe "Easter", dia io ilay ataontsika hoe "P***a Kristiana"

Noho izany, "Pâques" no ankalazain'ny Kristiana fa tsy "Pâque"

NB: Ny "Eglise orthodoxe" mampiasa ihany ny teny "Pâque" ilazana ny P***a Kristiana, saingy tsy androany moa ny P***a Kristiana ho an'ny orthodoxe.

Mirary P***a feno fiadanana ho antsika ❤

🤦‍♀️🙆‍♀️ Ny antsika mo zany dia paty aby fiantsona azy ireto e 😁😅
25/03/2023

🤦‍♀️🙆‍♀️ Ny antsika mo zany dia paty aby fiantsona azy ireto e 😁😅

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mah'soa Anao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share



You may also like