Radio Mana Balsama FM 98.6

Radio Mana Balsama FM 98.6 Radio JESOSY MAMONJY
(2)

Lentement mais sûrement
16/05/2024

Lentement mais sûrement

05/11/2023
12/02/2023

Fivoriana maraina eto Ankorondrano: Webradio Jesosy Mamonjy Madagasikara.

03/12/2022
29/06/2021

"Tsy maintsy mitory filazantsara"

20/06/2021

Fetin'ny ray 20/06/2021
"Lehilahy tanteraka"

(Sary nindramina - Pst Jaomanoro Eugène)

13/06/2021

"Tany foana ity"

"Tany foana ity"Toriteny 13.06.2021 - Pst Jaomanoro Eugene (JM Alasora, Tale Famokarana Fandaharana Radio Mana Balsama 9...
13/06/2021

"Tany foana ity"
Toriteny 13.06.2021 - Pst Jaomanoro Eugene (JM Alasora, Tale Famokarana Fandaharana Radio Mana Balsama 98.6 Mhz)

29/05/2021

Faly miarahaba ireo reny rehetra manerana izao tontolo izao, indrindra ireo reny eo amin'ny fiangonana. Indro atolotra anareo ity toriteny mikasika ny renim-pianakaviana ity, ankoatra ny vavaka ataonay. Bonne fête des meres 2021 tompoko.

23/05/2021

"Ny Fanahy Masina sy ny tombotsoa entiny"

Toriteny nentin'i Pst Jaomanoro Eugène, ny Pantekosta 23.05.2021.

23/05/2021

"Manontany anao Andriamanitra"

Toriteny 23.05.21 tolak'andro. Pst Jaomanro Eugène.

"Andriamanitra manontany" Toriteny hoentin'i Pst Jaomanoro, ny Alahady 23 May 2021 amin'ny 3h30 tolakandro ao amin'ny We...
22/05/2021

"Andriamanitra manontany" Toriteny hoentin'i Pst Jaomanoro, ny Alahady 23 May 2021 amin'ny 3h30 tolakandro ao amin'ny Webradio JM Madagasikara. (www.jesosymamonjy.mg) na: http://91.121.148.59:7710/".

Fampianarana feno ny Baiboly, torolalana ho an'ny mpanota te handray famonjena ny fanahy, fampaherezana ireo zay efa nanomboka nefa nijanona, fampirisihana ireo efa mijoro tsara mba hiasa ho an'Andriamanitra amin'izao andro farany izao.

15/05/2021

"Fanahy Masina ao anatin'ny mpino" Toriteny hoentin'i Pst Jaomanoro Eugene, ny Alahady 16 May 2021 @ 15h30 eto amin'ny FB sy WebRadio JM Madagasikara. Http://91.121.148.49:7710/"

10/05/2021

Toriteny 02 mai 2021

09/05/2021

Fitiavana lehibe

08/05/2021

Moa misy zavatra sarotra loatra izay tsy haiko va? Jer. 32:27

24/04/2021

TORITENY MIVANTANA 23042021
Pasteur Alain Michel

Fandaharana iarahana amin'ny Mpitandrina sy ny Fiangonana JESOSY MAMONJY Foibe Ankorondranoao amin'ny fahitalavitra Amit...
24/04/2021

Fandaharana iarahana amin'ny Mpitandrina sy ny Fiangonana JESOSY MAMONJY Foibe Ankorondrano

ao amin'ny fahitalavitra Amitié Télévision ofisialy TV & FM ; manomboka ny Alahady 25 Avril ary mitohy isaky ny Alahady maraina, amin'ny 7 ora.



04/04/2021

TORITENY MIVANTANA 0404
Pasteur RATAFY Léon (raki-peo)

12/03/2021

NY OLONA TOKONY HO ENTINA AM-BAVAKA
(Raki-peo - Pasteur RATAFY Léon)

07/03/2021

Ny fahoriana hiseho
Raki-peo (Pasteur RATAFY Léon)

✝️ FILAZANA MANJO ✝️Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesana anareo fa ny Mp...
11/02/2021

✝️ FILAZANA MANJO ✝️

Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesana anareo fa ny Mpitandrina

Pasteur ANDRIAMANGA Adolphe, dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy ny Alakamisy 11 Febroary 2011 rehefa nivahiny 80 taona teto an-tany.

Ny nofony dia hiala ao an-tranony Lot II D 69 Tsiazotafo ny Alatsinainy 15 Febroary 2021 amin'ny 10 ora maraina ary hoentina hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra ao amin'ny Fiangonana JESOSY MAMONJY Ankorondrano alohan'ny hambolena azy ao amin'ny fasam-pianakaviana ao Ambohitrombihavana.

"Efa niady ny ady tsara aho, efa nahatanteraka ny fihazakazahako aho ; ..." II Timoty.4:7

27/12/2020

Address

Ankorondrano
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

+261348384887

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Mana Balsama FM 98.6 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radio Mana Balsama FM 98.6:

Videos

Share

Category

Nearby media companies


Other Radio Stations in Antananarivo

Show All