Taninjanaka

Taninjanaka Taninjanaka, la webTV de la société civile malagasy

La webTV de la société civile malagasy, coordonnée par des jeunes, traitant des questions de la gouvernance, le social, l'économie et l'environnement. Le projet Taninjanaka est mise en oeuvre par l'ONG Ivorary, en collaboration avec TI-MG, CCOC, l'ONG Tolotsoa et Green N Kool.

14/12/2023

Tombana sy vinavina ny 5 taona manaraka, ho maloka sa hamiratra ?

14/12/2023
16/08/2023

Fanabeazana ny olom-pirenena! Ny atao hoe politikam-panjakana. Fanazavana avy amin'ny tanora mandray andraikitra. Mankasitraka an'i Gael Rafidison L'Agoravore- Gaël RafidisonGaël Rafidison


16/08/2023

🔴Politikam-panjakana❓❓❓ Inona izany❓

Ho fantarintsika amin'ny alalan'ity fandaharana ity hoe inona no atao hoe Politikam-panjakana, inona tokoa moa izany? inona no ilàna izany?


27/04/2023

Ny fandraisan'andraikitr'isika tanora dia tsy mijanona eo amin'ny fisoratana anarana ao anaty lisitry ny mpifidy fa mitohy hatramin'ny fandatsaham-bato.

✨Inona ary ny antony handehanana mifidy ?

14/04/2023

liste électorale

🔴💬𝑺𝒐𝒏𝒈𝒂𝒅𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒂𝒅𝒊𝒉𝒆𝒗𝒊𝒕𝒓𝒂  𝒎𝒂𝒉𝒂𝒌𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒕𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒕𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒓𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒌𝒂𝒏𝒂, 𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 15 𝑴𝒂𝒓𝒕𝒔𝒂 2023.
13/04/2023

🔴💬𝑺𝒐𝒏𝒈𝒂𝒅𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒂𝒅𝒊𝒉𝒆𝒗𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒌𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒕𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒕𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒓𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒌𝒂𝒏𝒂, 𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 15 𝑴𝒂𝒓𝒕𝒔𝒂 2023.

06/04/2023

RAKOTONDRASOA Rinah Heriche, no laharana faha-efatra tamin'ny fifaninanana haiteny.
Lohahevitra tamin'ny famaranana: "Raha izaho no filoham-pirenena..."🤔🤔👨‍💼🇲🇬

05/04/2023

Ny laharana fahatelo tamin'ny fifaninanana haiteny dia RAKOTOMALALA Lovatiana Samuël.
Lohahevitra tamin'ny famaranana:" Raha izzaho no filoham-pirenena...".🤵👨‍💼🇲🇬

04/04/2023

RAFALIMANANA Herimivimbintsoa Hasimbola Harena no nahazo ny laharana faharoa tamin'ny fifaninanana haiteny.
Lohahevitra tamin'ny famaranana: "Raha izaho no filoham-pirenena...🤵👨‍💼🇲🇬".

03/04/2023

ANDRIAMBOLATIANA Faniry Harena, mpandresin'ny fifaninana haiteny
Lohahevitra nandritra ny famaranana: "Raha izaho no filoham-pirenena...🤔🇲🇬".

🎥🎙 Akon'ny ady hevitra mikasika ny Fangaraharana sy famerana ny vola ampiasaina amin'ny fampielezan-kevitra.Azonao jeren...
25/03/2023

🎥🎙 Akon'ny ady hevitra mikasika ny Fangaraharana sy famerana ny vola ampiasaina amin'ny fampielezan-kevitra.
Azonao jerena manontolo ato amin'ity rohy ity👉 https://fb.watch/jt1TlbH4hR/

Ao amin'ny Kolo TV ny fotoana!
24/03/2023

Ao amin'ny Kolo TV ny fotoana!


👏👏 Félicitations à Faniry Harena Andriambolatiana, qui a remporté la première place du Concours d'art oratoire, et un gr...
18/03/2023

👏👏 Félicitations à Faniry Harena Andriambolatiana, qui a remporté la première place du Concours d'art oratoire, et un grand bravo à tous les finalistes! La finale s'est tenue le 14 mars dernier, à l'Observatoire Safidy Ambatonakanga. 🎙

👉 Merci à tous ceux qui ont soutenu les candidats! Restez connectés sur notre page pour revoir les prestations de chaque participant.

A suivre! 😉

17/03/2023

🗳 TRANSPARENCE ET PLAFONNEMENT DES DEPENSES ELECTORALES
🎥 🎙 Conférence-débat du 28 février 2023 avec la participation de:
🔹 Mme Lalatiana Rakotondrazafy, Ministre de la communication et de la culture, présidente du parti Freedom;
🔹 M. Rado Milijaona, Président de la Commission de contrôle du financement de la vie politique (CCFVP);
🔹 Mme Ketakandriana Rafitoson, Directrice exécutive de Transparency International Initiative Madagascar;
🔹 M. Julien Andriamorasata, Membre du bureau politique du parti Tiako i Madagasikara.

Pour des raisons indépendantes de notre volonté, la qualité des vidéos et de l'audio n’est pas parfaite, et nous nous excusons pour cela. Toutefois nous avons essayé de récupérer le son et l'image dans l'entièreté.

🔖 A partager sans modération.



ONG Ivorary ONG Tolotsoa Transparency International Initiative Madagascar Think green Madagascar - Green N Kool UK in Madagascar

15/03/2023

Conférence débat - Immunité vs Impunité : l'infime différence.

ONG Ivorary Transparency International Initiative Madagascar ONG Tolotsoa Think green Madagascar - Green N Kool

🎥🎙 Amin'ny alarobia 15 martsa ho avy izao indray ny fotoana, manomboka amin'ny folo ora maraina! Handeha mivantana eto a...
13/03/2023

🎥🎙 Amin'ny alarobia 15 martsa ho avy izao indray ny fotoana, manomboka amin'ny folo ora maraina! Handeha mivantana eto amin'ny pejin'ny Taninjanaka ny ady hevitra izay hiarahana amin'i:
- Rtoa RABENARIVO Sahondra, filohan'ny Comité pour la Sauvegarde de l'Intégrité;
- Atoa IDEALSON Keron, solombavambahoakan'i Madagasikara voafidy tao amin'ny distrikan'Ampanihy sady mpanolotsaina avo eo anivon'ny Fitsarana Avo;
- Rtoa RABARY-RAKOTONDRAVONY Lova, mpanao gazety;
- Atoa ANDRIANAMBININA Djohary Lee, Solombavambahoakan'i Madagasikara vofidy tao amin'ny distrikan'i Vondrozo.

‼️Tapitra ny fisoratana anarana ho an'ireo izay hanatrika ao Ambatonakanga fa efa feno avokoa ny toerana. Manasa anao hanaraka mivantana eto amin'ny pejy, amin'ny ora voatondro. Mankasitraka tompoko!

📣📣 🇲🇬 Raha ianao io no lasa filoham-pirenena, dia inona no fanovana ho entinao ho an'ny firenena?🤔Io no lohahevitra hove...
13/03/2023

📣📣 🇲🇬 Raha ianao io no lasa filoham-pirenena, dia inona no fanovana ho entinao ho an'ny firenena?🤔

Io no lohahevitra hovelabelarin'ireo mpandray anjara ato anatin'ny fifaninanana haiteny, mandritra ny famaranana. Manome fotoana anao rahampitso talata 14 martsa amin'ny sivy ora sy sasany maraina, ka iarahana amin'i:
🎙 RAKOTONDRASOA Rinah Heriche
🎙 RAFALIMANANA Herimivimbintsoa Hasimbola Harena
🎙 RAKOTOMALALA Lovatiana Samuël
🎙 ANDRIAMBOLATIANA Faniry Harena

Tongava maro! Tsy misy vidim-pidirana! ☺️

📷 (Akon'ny fiakarana an-tsehatr'ireo mpifaninana androany faha 13 martsa 2023)

10/03/2023

Candidat au Concours d'art oratoire. Rendez-vous ce 13 et 14 mars pour la phase éliminatoire et la finale.

🔴📣Hey!!!📣🔴"FIFANINANA HAITENY"Manome fotoana anao, ny alatsinainy sy talata ho avy izao!!!✔️Alatsinainy 13 martsa : Fifa...
10/03/2023

🔴📣Hey!!!📣🔴
"FIFANINANA HAITENY"
Manome fotoana anao, ny alatsinainy sy talata ho avy izao!!!
✔️Alatsinainy 13 martsa : Fifanitsanan'ireo mpandray anjara
Lohahevitra : Ady amin'ny tsy maty manotra

✔️Talata 14 martsa : Famaranana ny fifaninana
Lohahevitra : Raha izaho no filoham-pirenena dia...

Manasa anao hanatrika izany, izay atao ao amin'ny Observatoire Safidy Ambatonakanga, manomboka amin'ny 09 ora maraina.
Tongava maro!!! 😊😊






10/03/2023

Candidat au Concours d'art oratoire. Rendez-vous ce 13 et 14 mars pour la phase éliminatoire et la finale.

Rakotondrasoa Rina Heriche mpianatra Hay-fiarahamonina eny amin'ny Oniversite Antananarivo
Manana zo hahafantatra ny zavatra rehetra manodidina ny fifidianana ianao ! Ny kandida, ny famatsiam-bola mahakasika ny fifidianana iray manontolo ! Maninona no ilaina ny fangaraharana ny famatsiambola hampiasaina amin'ny fampihelezan-kevitra eto Madagasikara ?

10/03/2023

Candidat au Concours d'art oratoire. Rendez-vous ce 13 et 14 mars pour la phase éliminatoire et la finale.

Fangaharahan'ny famatsiambolan'ny fampihelezan-kevitra :
"Ambana ho an'ny fahalalahana sy ho an'ny demokrasia ve ny fanjavozavoana sy ny tsy fangaraharan'ny famatsiam-bolan'ny mpifaninana mandritran'ny fampielezan-kevitra?"

Inona no mety ho vokadratsin'ny fomba famatsiambola misy amin'izao? Ilaina ve ny fitoviana ara-kerin'ny kandida amin'ny fifidianana?

Miarahaba antsika rehetra. Ialàna tsiny indrindra tompoko fa noho ny olana ara-tekinika tao amin'ny Real TV dia tsy afak...
07/03/2023

Miarahaba antsika rehetra. Ialàna tsiny indrindra tompoko fa noho ny olana ara-tekinika tao amin'ny Real TV dia tsy afaka nandefa ilay ady hevitra mikasika ny "Fangaraharana sy famerana ny famatsiam-bola ny fampielezan-kevitra" izy ireo, izay notontosaina tao amin'ny Centre Arrupe, olana izay tsy niankina taminay mpikarakara.

Niezaka izahay mpikarakara nanambatra izay horonantsary azonay ka dia ho alefanay tsikelikely eto amin'ity pejy ity izany. Fantatray fa maro ianareo no naniry hanatrika ka dia hozarainay eto avokoa izany, tsy ho ela.

Araho tsy tapaka ary ny pejy. Mankasitraka indrindra tompoko!



06/03/2023

Exploitation des ressources naturelles, failles dans la gouvernance, dérèglement climatique, la réalité vue par une activiste écoféministe.
Merci à Marie Christina Kolo pour son intervention! 😊

Fitrandrahana harena voajanahary, tsy fahombiazan'ny haitondra, fikorontanan'ny toetr'andro, ny zava-misy araky ny fahitan'ny mpiaro ny tontolo iainana sy ny zon'ny vehivavy.

Mankasitraka an'i Marie Christina Kolo tamin'ny fizarana nataony!

02/03/2023

🗳️Ivon'ny fahefantsika vahoaka masimandidy ny fifidianana, indrindra ao anaty firenena atao hoe Demokratika.
Ny fandatsaham-bato no hanendrena ireo izay hisolotena ny vahoaka amin'ny fandraisana fanampahan-kevitra ka ahafahana mamaritra lalan-kizorann'ny firenena..

27/02/2023

💦🌵🎥 Madagascar, victime de dérèglement climatique. Comment? A qui la responsabilité? A quelle urgence devrons-nous faire face? Marie Christina Kolo, activiste militante pour le climat et les droits de la femme sera notre prochaine invitée! 😉
À bientôt!

📣📣‼️ Rendez-vous ce mardi 28 février 2023 pour le premier débat dans le cadre du projet Taninjanaka!! A l'approche des é...
25/02/2023

📣📣‼️ Rendez-vous ce mardi 28 février 2023 pour le premier débat dans le cadre du projet Taninjanaka!! A l'approche des élections, nous nous focaliserons cette fois-ci sur la Transparence et le plafonnement des dépenses des campagnes électorales. Ce sera au Centre Social Arrupe, Faravohitra, à partir de 9h30.

Au programme:
🎙 9h30 à 10h15: Débat parlementaire ouvert, en collaboration avec la Fédération des Clubs d'Art Oratoire - FCAO
🎙13h45: Conférence-débat avec la participation de la société civile, d'un parti du pouvoir, de l'opposition et du CCFVP. Elle sera modérée par Gascar Fenosoa (bientôt également diffusée sur Real TV).

A très vite! 😊Restez connectés!!! 😁

ONG Ivorary Transparency International Initiative Madagascar ONG Tolotsoa Think green Madagascar - Green N Kool

Projet financé par UK in Madagascar

CONCOURS D'ART ORATOIRE POUR LES JEUNES! Inscrivez-vous avant le 1er mars 2023 à 16h.(Veuillez bien lire le règlement. T...
23/02/2023

CONCOURS D'ART ORATOIRE POUR LES JEUNES! Inscrivez-vous avant le 1er mars 2023 à 16h.
(Veuillez bien lire le règlement. Téléchargez le formulaire d'inscription via le lien fourni dans le 1er commentaire de cette publication)

Contexte
Globalement, une baisse de la participation citoyenne a été constatée à Madagascar. Le taux de participation aux élections présidentielles de 2018 était à 48,09% , s’il était encore à 80% en 1989 . Parmi les principales raisons de cette déclinaison de la participation au processus démocratique figure le manque de confiance des citoyens du fait de la persistance de la corruption, de la faible réalisation des promesses électorales et de la difficulté d’accès à l’information fiable. En outre, durant la mise en œuvre du projet BAROCI visant à mesurer la perception citoyenne par rapport aux réalisations des promesses électorales, environ 40% des informations demandées durant les enquêtes n’ont pas été mis à disposition, toujours à cause de la faiblesse de l’accès à l’information à Madagascar.
Par ailleurs, la majorité des médias à Madagascar sont influencés par les politiciens, et nombreux sont ceux qui diffusent de la fausse information non vérifiée ou partagée délibérément à des fins de manipulation et de diffamation, de telle sorte que l’intérêt des citoyens à la vie publique et politique a également régressé. Ainsi, l’ONG Ivorary a décidé de mettre en place une webTV à travers le projet « Ho an’ny Taninjanaka » qui s’engagera à mobiliser les jeunes, femmes, la société civile et les électeurs dans la participation citoyenne active, à leur fournir des informations fiables sur divers thématiques ainsi qu’à promouvoir les initiatives de développement dans les différentes communautés.
Parmi les principaux constats, nous pouvons citer la grande absence des jeunes et des femmes dans le processus démocratique, qu’il s’agisse de l’inscription dans la liste électorale, dans la participation dans la vie publique ou tout simplement de manifester un quelconque intérêt pour la vie citoyenne et politique. La perception de la politique, la pratique de la politique sont considérés comme inintéressant du fait des mauvaises pratiques existantes. Le projet Taninjanaka veut renouer la confiance accorder à la pratique de la politique et d’engager les jeunes dans les causes qui les touchent personnnellement. A ce titre, le projet Taninjaka organisé en consortium avec l’ONG Ivorary, l’ONG Tolotsoa, Transparency International-Initiative Madagascar, le CCOC et le Green N Kool organisent un concours d’art oratoire ciblant les jeunes et les femmes.

Article 1 : Déroulement du concours
Le concours se déroulera en trois phases. En premier lieu, les candidats bénéficieront d’un renforcement de capacités en art oratoire et scénique par rapport à la thématique de la participation citoyenne à la vie politique. Cette formation est ouverte au public mais les candidats devront obligatoirement participer aux séances de formation. Par la suite, ils produiront des vidéos dont les meilleures seront votées par le public. Les trois candidats ayant reçu le plus de réactions se produiront en finale, sur scène devant un jury.

Article 2 : Conditions de participation
La participation au concours est gratuite.
Les candidats doivent être âgés de 18 ans ou plus. Ils peuvent concourir individuellement ou en groupe de deux personnes.
La langue du concours d’art oratoire sera le malgache. Les prestations devront être comprises entre 5 à 7mn. Un bonus et/ou un malus sera attribué au candidat ne respectant pas cette condition.
Les participants sont dans l’obligation de:
- Remplir le formulaire de participation;
- Fournir une pièce d’identité du participant principal et de tous les coparticipants.
En déposant leur candidature, les participants au concours acceptent les conditions, le présent règlement du concours et les décisions du jury, qui ne peuvent faire l’objet d’aucun changement ni contestation.

Article 3 : Thème du concours
Les deux thèmes suivants seront pris en compte dans le cadre du concours :
- Première prestation : La transparence du financement des campagnes électorales
- Seconde prestation : Si j’étais Président de la République
Les candidats utiliseront la langue malagasy dans leur prestation.
Les candidats s’engagent à fournir une prestation unique et originale. Toute reprise d’une œuvre sans citer l’auteur fera l’objet d’une disqualification.

Article 4 : Prix
Le lauréat du concours obtiendra un box wifi avec une connexion internet pour une année.

Article 5 : Critères de sélection
Les candidats seront jugés sur les critères suivants :
- Sur la forme:
o Élocution ;
o Clarté du discours ;
o Maîtrise de la scène/de l'espace ;
o Gestuelle et posture efficace ;
o Utilisation de la voix ;
o Pathos (le discours suscite et joue sur les émotions).
- Sur le fond:
o Pertinence des arguments ;
o Structuration du discours ;
o Introduction accrocheuse ;
o Raisonnement et logique ;
o Maîtrise des concepts ;
o Compréhension du sujet ;
o Ethos (incarnation des valeurs, une vision et projette une image de soi en accord avec ces valeurs) ;
o Clarté de la conclusion.

Article 6 : Composition du jury
Le jury sera composé par les représentants des organisations de la société civile, promoteurs du projet Taninjanaka.

Article 7 : Dépôt des candidatures
Les candidats doivent envoyer leur formulaire de participation dûment rempli accompagné d’un scan de leur pièce d’identité par mail à [email protected], en mettant en objet : CANDIDAT - ART ORATOIRE / TANINJANAKA, au plus t**d le 01 Mars 2023 à 16h.
Aucun ret**d ne sera pris en compte, de même que les candidatures incomplètes.
Les participants ayant envoyé leurs candidatures confirment avoir lu et approuvé le présent règlement.

22/02/2023

Dia ahoana ny fandehan'ny Refonte ? #2
Vahinintsika voalohany amin'ity fandaharana ity ny mpampaka-teny ny CENI Madagascar . Izay hanazava amintsika ireo tsara ho fantatra mikasika ny fanavaozana manontolo ny lisitry ny mpifidy .
Fanamarihina : Ity horonantsary ity dia notontosaina tamin'ny volana Novambra 2022.

⚠️⚠️ Araky ny fampitambaovao farany avy amin'ny CENI dia mbola mitohy ny fisoratana anarana eny anivon'ny fokotany.


22/02/2023

Dia ahoana ny fandehan'ny Refonte ? #1
Vahinintsika voalohany amin'ity fandaharana ity ny mpampaka-teny ny CENI Madagascar . Izay hanazava amintsika ireo tsara ho fantatra mikasika ny fanavaozana manontolo ny lisitry ny mpifidy .
Fanamarihina : Ity horonantsary ity dia notontosaina tamin'ny volana Novambra 2022.

⚠️⚠️ Araky ny fampitambaovao farany avy amin'ny CENI dia mbola mitohy ny fisoratana anarana eny anivon'ny fokotany.


Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Taninjanaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Taninjanaka:

Videos

Share



You may also like