โ ๏ธ๐๐ฏ๐๐ค ๐ฃ๐ค ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ a๐ฃ๐ i๐ฏ๐ฎ ๐ง๐๐๐๐๐ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐.
๐นSAVA nintsika jiaby
Efa voateny daholo ny zavamisy eto Madagascar e !
Grevy teny amin'ny orinasa mpanao faux ongle ambondratrimo...tsy mahaloa karama mpiasa,,,
Analakely
Mirehitra ireo tsena eo ampitanโny FJKM Katedraly Analakely alina .
๐น Chrystian Nickรถss
Izao ve izany Ilay hoe asa vita Sinoa ?
Eo am-petsenana no nihotsaka tampoka ny Tany
#Chine
CYCLONE GAMANE :
Lalam-pirenena mampitohy AMBILOBE-VOHEMAR ( RN5 A) : Tapaka tanteraka ny lalana eo @ pont Manankolagna๐ฅ.
Loharano : Laurent Sergio.
Rano be aty Tamatave mila vahoalana IZAHAY fa mijaly
๐ ๐๐๐๐๐ฟ๐๐๐ผ ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ ๐
27 Mars 2024 atoandro
โช๏ธAo amin'ny kaomininan' #Ampisikinana, Distrikanโi #Vohemar no misy ilay #rivodoza.
โช๏ธMahatratra km1๏ธโฃ1๏ธโฃ0๏ธโฃkm/ora ny rivotra entiny, 1๏ธโฃ5๏ธโฃ0๏ธโฃkm/ora ny tafiotra manodidina ny foibeny.
โช๏ธTsy dia mikisaka firy ilay rivodoza ka mila mitandrina mafy ny mponina noho ny orambe izay miteraka tondra-drano sy fihotsahan-tany miampy ny rivo mahery.
โช๏ธVinavinaina hivoaka an-dranomasina eo anelanelan'i #Antalaha sy ny Cap d'Ambre izy ity afaka 48 ora.
๐ฉ Mila MAILO ny mponina amin'ny tapany #Avaratra_Atsinanana hatrany #Analanjirofo.
Sary: Foibe Famantarana ny toetry ny andro
Raha tena miandrandra tany demokratika tsara tantana isika dia mila arahana maso ny fahefร na mpanatanteraka.
Asan'ny Solombavam-bahoaka ny manamafy ny rafitra tokony anao izany.
๐ฉ๐ผ๐น๐ฎ 4 ๐๐ฎ๐ฝ๐ถ๐๐ฟ๐ถ๐๐ฎ ๐ป๐ผ ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ #๐ป๐ฎ๐บ๐ผ๐ป๐ผ_๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ.
(๐ฅTana Ville)
๐ซ NAKATONA INDRAI NY FIANGONANA JESOSY MAMONJY TSARAHONENANA
" Andriamanitra tsy andrianareo andrinay ๐
Isaky ny akaiky pรขque dia akatonareo fona ny fiangonanay ๐๐๐" hoy ny Pejy Jesosy Mamonjy .
Tena tsy mety kosa aloha zao e! Mifona zah fa mila andraisana fepetra ee ,EFA HITA ZAO FA LAHY ILAY ZAZA TAO AN- KIBO DIA LAZAINA FA AFAKA AVADY HO VAVY ?
๐บโ๐๐๐๐๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ค ๐ข๐๐ฃ๐๐ค #๐ฟ๐ง๐๐ก๐ก_๐ข๐๐ฃ๐๐ ๐_๐ข๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ค๐ฎ ๐ #๐ผ๐ฃ๐๐ง๐ฎ_๐๐๐๐ ๐๐๐ค. Manao azy mihitsy kosa ilay menaka mahagaga e?
๐นA.S Andry
Mpangalatra tratra nangalatra "Ordinateur portable "" tao antranon'ny mpanankato "VAIAVY CHILA""
โผ๐ฒ๐ก๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป-๐ท๐ถ๐ฟ๐ผ ๐น๐ฎ๐๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ #๐ง๐ผ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐. Asa raha tena fanao ny manodina ny hiram-pirenena tahaka izao. Saingy taratry ny fahasahiranana koa angamba.
(๐ฅIndrana)
โผ๐๐๐ต๐ฒ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ถ๐ผ #๐๐ฎ๐๐ ๐๐ ๐ถ๐ผ #๐ธ๐ถ๐ฏ๐ผ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ถ๐ผ, ๐ต๐ผ๐ ๐ถ #๐๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฒ๐น๐_๐๐ฎ๐ป๐ฒ๐๐ฎ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ถ๐ฟ๐ฒ๐๐ผ ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐น๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐๐ผ.
(๐ฅindrana)
โ ๏ธโผ๏ธNanohy ny fitakiany ireo mpiasan'ny SMA.
Tazana eny ny mpitandro ny filaminana.
ยฉ๏ธMiaro Tiana R
๐๐๐ฅ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ ๐ธ๐ผ๐ฎ ๐ป๐ #๐ณ๐ถ๐๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ๐ต๐ผ ๐ป๐ ๐ฑรฉ๐น๐ฒ๐๐๐ฎ๐ด๐ฒ ๐ฎ๐ป๐ #๐ง๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ผ_5 ๐ง๐ผ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ถ๐๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐น๐ถ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ผ.
๐๐๐ฅ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ #๐ด๐ฟ๐ฒ๐๐ ๐ฎ๐ป๐ #๐๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ผ๐บ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ป๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ง๐ผ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ถ๐๐ฎ๐ผ. Leo #dรฉlestage ireto olona ireto ka izao mitokona izao. Voalaza fa efa misy ny #mitora_bato sy tavoahangy. Efa tonga ihany koa ny mpitandro ny filaminana.
(๐ฅDidier Asmine)