Air One

Air One TikTok : Air One

13/02/2024

Chill/1v1/WOW

05/08/2023

Aok'izay ny herisetra atao aminay lehilahy 😭

HAKIMI ACHRAF / EPOUSE SA MÈRE 🤯 (lol)Nombreux pense que Achraf Hakimi n'as pas fait confiance à sa femme et qu'il ne la...
16/04/2023

HAKIMI ACHRAF / EPOUSE SA MÈRE 🤯 (lol)

Nombreux pense que Achraf Hakimi n'as pas fait confiance à sa femme et qu'il ne la mérite pas suite au drame sur l'inscription de tous ses biens à sa mère.

"STRATÉGIE DE PROTECTION DES ACTIFS", une stratégie assez courante chez les riches et les personnalités publiques.

En inscrivant ses biens au nom de sa mère, Hakimi voulait protéger son patrimoine en cas de faillite, de poursuites judiciaires ou d'autres risques financiers où ses biens ne seront pas saisis car ils ne sont pas à son nom.

VISIONNAIRE je dirais car il sait comment gérer et préserver son patrimoine pour l'avenir.

Tsy en forme ve ry Mbapps ? Hosorana am sokatsy, ny épauleTonga enao de tsy manina tsy manina 🤣
18/12/2022

Tsy en forme ve ry Mbapps ?
Hosorana am sokatsy, ny épaule
Tonga enao de tsy manina tsy manina 🤣

Zatia Rocher Officiel sy Cristiano Ronaldo rehefa vita iny lalao tany Qatar iny.
14/12/2022

Zatia Rocher Officiel sy Cristiano Ronaldo rehefa vita iny lalao tany Qatar iny.

No Comment☺️
06/12/2022

No Comment☺️

18/11/2022

Instant KARMA, ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.

Niditra tanaty bus le ramatoa de novelariko le seza hipetrahany afovoany de tsy nisaotra izy 😂 de aveo nampiditra olona le receveur de tsy maintsy nifampiamboho tamle madama anakiray izy de le madama io koa tsy mahalala fomba otranazy fa tode manosika am vodiny sady manery anle ramatoa tsy nisaotra teo 🤣🤣 tery be izy de nimenomena be teo de nitsangana ny niafarany fa tsy nazaka anle tery be😂😂

Tout le monde mérite d'avoir l'opportunité 🫶🏾😻 Nahafinaritra anah ilay sary satria misy émotion be anatinle izy ❤️ Mario...
12/10/2022

Tout le monde mérite d'avoir l'opportunité 🫶🏾😻

Nahafinaritra anah ilay sary satria misy émotion be anatinle izy ❤️

Mario Sylver - Photographe ©️
Edit : Air One

L'argent est la nouvelle forme de l'esclavage 😢 soit t'es l'esclave soit t'es le maître.🫡
04/10/2022

L'argent est la nouvelle forme de l'esclavage 😢 soit t'es l'esclave soit t'es le maître.🫡

20/09/2022

Hey wait a minute .😃

27/06/2022

Ririnina ny andro ary tena mamirifiry 🥶 Zarao amin'ireo tsy manana izay tsy hampiaisanao intsony fa mipetraka fotsiny.🫰

🤔??
09/12/2021

🤔??

Otran tsy vaovao amiko🤔
01/12/2021

Otran tsy vaovao amiko🤔

❤️
26/11/2021

❤️

Zandry kely io lah de Jérôme nenaranlah
19/11/2021

Zandry kely io lah de Jérôme nenaranlah

Aza dorana intsony ny ala🙏🏽❤️
16/11/2021

Aza dorana intsony ny ala🙏🏽❤️

😬tsia tsy jaloux
15/11/2021

😬tsia tsy jaloux

😯
15/11/2021

😯

Résumé de ma vie scolaire🤧❤️😭
19/08/2021

Résumé de ma vie scolaire🤧❤️😭

Tandremo zany 😬
17/08/2021

Tandremo zany 😬

Impossible
17/08/2021

Impossible

10/08/2021

⚠️⚠️⚠️ MITANDREMA ⚠️⚠️⚠️
Tantaran’ilay zazalahy kely 11 taona very ary hita soamantsara

Farasoa Rahanitriniaina
T@ alarobia 4 Août teo, dia nandefa fizarana hoe nisy zazalahy 11 taona very.
Efa hita soa aman-tsara ilay zaza ny alakamisy 05 août maraina fa ity ary tantaraiko.

Teny @ Waterfront, ny mamany sy ny zanany anakiroa, 3 sy 11 taona ny alarobia harivariva.
Dia niteny t@ mamany ilay zazalahy 11 taona hoe handeha hipipi za mama.
Dia mandehanà, dia nandeha irery tany @ wc.
Dia teo no tsy niverina intsony.
Notadiavina hatraiza hatraiza h@ marainan’ny andro.
Ny alakamisy maraina, niantso ny fokontany teny Mamory hoe hitanay t@ fb ity zaza very ity fa alaivo aty aminay.

Hita soa aman-tsara ilay zaza, tsy naratra, tsy nataondry zareo n’inn’inn.
Dia izao no nolazainy hoe tany @ wc izy dia nisy nisintona.
Lehilahy anakiroa .
Nampidiriny tao anaty fiara, dia notapenany ny masony, nofatorany ny tongony.
Dia rehefa nandeha ny fiara , dia niresaka izy roalahy hoe :
- tsy ilaintsika ity fa kely loatra
Dia natsipin-dry zareo teny @ lalàna teny @ digue.

Dia avy eo lay zaza nandeha tongotra teny foana. Fa tsy tody tany an-trano Manjakaray na Ivato , fa nankeo @ mpivarotra tsenakely nisokatra tara. Dia nampatorian’ireo olona tsara sitrapo tao aminy dia nateriny tany @ fokontany ny maraina.

Ny hafatra : mitandrema nareo ray aman-dreny rehetra fa tena misy ny mpangala-jaza.
Tsy fotoana iresahana intsony eto hoe tokony zao, na tokony zao , na tokony tsy navela irery nandeha kabone sns ...
Fa tena hoe MITANDREMA DAHOLO !

(Nindramina)

Souvenir
08/08/2021

Souvenir

Rip
07/08/2021

Rip

Childhood 🏡
21/07/2021

Childhood 🏡

Glacé🥲
12/07/2021

Glacé🥲

Ouille ouiille ouille
06/07/2021

Ouille ouiille ouille

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Air One posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Air One:

Videos

Share


Other Digital creator in Antananarivo

Show All