InoVaovao faritra

InoVaovao faritra Inovaovao.com

Ino Vaovao Faritra 30-05-2024 N° 3724
29/05/2024

Ino Vaovao Faritra 30-05-2024 N° 3724

Lozam-pifamoivoizana tokony ho tamin’ny 4 ora hariva teny amin’ny RN5A omaly amin’ny toerana antsoina hoe Befarafara, iz...
23/05/2024

Lozam-pifamoivoizana tokony ho tamin’ny 4 ora hariva teny amin’ny RN5A omaly amin’ny toerana antsoina hoe Befarafara, izay fokontany iray anatin'ny kaominina ambanivohitra Daraina distrikan'ny Vohemar .
Fiara 4x4 marika Mitsubishi an’ny orinasa lehibe iray misehatra eo amin’ny tontolon’ny serasera niainga avy tany Vohémar hihazo an’Ambilobe no namarana ny lalany tamin’ny sisin-dalana tamin’io toerana voalaza io. Noho ny fahavakisan’ny kodiarany havanana teo alohany no nahatonga ny loza ka tsy nahafehy ny familiana ny mpamily.
Vokatr'izay dia naratra ny mpamily ary fahapotehana goavana be ny amin'ny fiara.
©RADIO SAVA Mandroso

Ino Vaovao Faritra 23-05-2024 N° 3723
22/05/2024

Ino Vaovao Faritra 23-05-2024 N° 3723

‼️⚠️Rhum arrangé môly tratran'ny zandary tany amin'ity lehilahy iray ity, tao Carreau II, Ambalamanasy Toamasina, omaly ...
16/05/2024

‼️⚠️Rhum arrangé môly tratran'ny zandary tany amin'ity lehilahy iray ity, tao Carreau II, Ambalamanasy Toamasina, omaly vao maraina. Nisy rongony 25 fonosana koa sarona niaraka taminy.

(Skispass atm)

Ino Vaovao Faritra 16-05-2024 N° 3722
16/05/2024

Ino Vaovao Faritra 16-05-2024 N° 3722

Lozam-pifamoivoizana tao Ambositra: Fiara tsy mataho-dalana iray no tapaka hisatra ka nifaoka posy, fiara ary moto. Olon...
15/05/2024

Lozam-pifamoivoizana tao Ambositra: Fiara tsy mataho-dalana iray no tapaka hisatra ka nifaoka posy, fiara ary moto. Olona roa no namoy ny ainy, ary telo no naratra vokatr'izany. Ankoatra ireo ihany koa dia nisy ny olona voafaoka.

(Sary RTA officiel)

REHEFA HO AVY NY LOZA, NY PATSA IRAY TSY OMBY VAVA.  . .09 Mai 2024 - 2 ora sy sasany tolak'andro.⚰️ Ramatoa iray, 27 ta...
10/05/2024

REHEFA HO AVY NY LOZA, NY PATSA IRAY TSY OMBY VAVA.



.

.
09 Mai 2024 - 2 ora sy sasany tolak'andro.
⚰️ Ramatoa iray, 27 taona no namoy ny ainy voahitsaky ny fiara lehibe. Ny lohany mihitsy moa no nodiavin'ny kodiarana aoriana ka potika tanteraka ary maty tsy tra-drano izy.
🚨 Nandalo ity kamiao lehibe. Naka sisiny avokoa ireo mpandalo. Ity vehivavy vao herotrerony kosa dia niloloha entana. Kinanjo voadonan'ny tafon-trano teo aorianany ny entana teny an-doloha ka potraka any ambany kamiao. Izy hamonjy ny entany iny indrindra no voahitsaka tsy nahy satria tsy nanampo izany rehetra izany ny mpamily.
🛑 Na eo aza izany rehetra izany dia nandray antanana ny raharaha ny Zandarimaria ao amin'ny Tobim-paritra Ambohimanambola izay manao ny famotorana.
😭 Izahay dia mitondra ny teny fampaherezana ary mamangy ny fianakavian'ny mana-manjo amin'ny fahoriana.

👮🏻‍♂️👮🏼‍♂️👮🏿‍♂️👮🏾‍♂️👮🏻‍♂️👮🏼‍♂️👮🏿‍♂️👮🏾‍♂️👮🏻‍♂️👮🏼‍♂️👮🏿‍♂️👮🏾‍♂️

Ino Vaovao Faritra 03-05-2024 N° 3721
10/05/2024

Ino Vaovao Faritra 03-05-2024 N° 3721

Ino Vaovao Faritra 02-05-2024 N° 3720
02/05/2024

Ino Vaovao Faritra 02-05-2024 N° 3720

Ino Vaovao Faritra 25-04-2024 N° 3719
25/04/2024

Ino Vaovao Faritra 25-04-2024 N° 3719

Ino Vaovao Faritra 19-04-2024 N° 3718
19/04/2024

Ino Vaovao Faritra 19-04-2024 N° 3718

Ino Vaovao Faritra 11-04-2024 N° 3717
11/04/2024

Ino Vaovao Faritra 11-04-2024 N° 3717

Ino Vaovao Faritra 04-04-2024 N° 3716
04/04/2024

Ino Vaovao Faritra 04-04-2024 N° 3716

Ino Vaovao Faritra 28-03-2024 N° 3715
27/03/2024

Ino Vaovao Faritra 28-03-2024 N° 3715

Ino Vaovao Faritra 21-03-2024 N° 3714
20/03/2024

Ino Vaovao Faritra 21-03-2024 N° 3714

Ino Vaovao Faritra 14-03-2024 N° 3713
14/03/2024

Ino Vaovao Faritra 14-03-2024 N° 3713

14/03/2024

Tandremo!

Ino Vaovao Faritra 07-03-2024 N° 3712
06/03/2024

Ino Vaovao Faritra 07-03-2024 N° 3712

04/03/2024

Mpanao ratsy.

Ino Vaovao Faritra 29-02-2024 N° 3711
28/02/2024

Ino Vaovao Faritra 29-02-2024 N° 3711

Ino Vaovao Faritra 22-02-2024 N° 3710
27/02/2024

Ino Vaovao Faritra 22-02-2024 N° 3710

Ino Vaovao Faritra 15-02-2024 N° 3709
15/02/2024

Ino Vaovao Faritra 15-02-2024 N° 3709

Ino Vaovao Faritra 08-02-2024 N° 3708
07/02/2024

Ino Vaovao Faritra 08-02-2024 N° 3708

Ino Vaovao Faritra 01-02-2024 N° 3707
31/01/2024

Ino Vaovao Faritra 01-02-2024 N° 3707

Ino Vaovao Faritra 25-01-2024 N° 3706
25/01/2024

Ino Vaovao Faritra 25-01-2024 N° 3706

Ino Vaovao Faritra 11-01-2024 N° 3704
17/01/2024

Ino Vaovao Faritra 11-01-2024 N° 3704

Ino Vaovao Faritra 04-01-2024 N° 3703
07/01/2024

Ino Vaovao Faritra 04-01-2024 N° 3703

28/12/2023
Ino Vaovao Faritra 14-12-2023 N° 3701
15/12/2023

Ino Vaovao Faritra 14-12-2023 N° 3701

Address

Villa Pradon Antanimena
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when InoVaovao faritra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category


Other Newspapers in Antananarivo

Show All

You may also like