Val'S NK

Val'S NK Artiste/Rappeur Malagasy

Mbola misy peuple v ato e? ๐Ÿ˜€zany aloha ny peace bโœŒ, hoanareo zay mbola ato e...Mankasitraka fona. ๐Ÿ™Araho iany ny Page  f...
21/10/2022

Mbola misy peuple v ato e? ๐Ÿ˜€
zany aloha ny peace bโœŒ, hoanareo zay mbola ato e...Mankasitraka fona. ๐Ÿ™
Araho iany ny Page fa ny ampitso mbola tsy ay ah... Mety hisy zavatra milay be tampoka ilatsaka ato .๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜Ž

Za refa le mandinika hoe Ditra ve zany reo sa Revy? ๐Ÿ‘ฝ ๐Ÿ˜‚๐Ÿ‘Œ
30/04/2022

Za refa le mandinika hoe Ditra ve zany reo sa Revy? ๐Ÿ‘ฝ ๐Ÿ˜‚๐Ÿ‘Œ

" Natera-drenivohitra , ka vohataiza ny lalana. " ๐Ÿ˜Ž๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
15/04/2022

" Natera-drenivohitra , ka vohataiza ny lalana. " ๐Ÿ˜Ž๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

26/03/2022
CLIP Vohalohany 2022 Partageo ho hitan'ny Namana.Titre: Zany aloha ny TRAPArtiste : Val'S NKDirected by: JERRY PACOMENK ...
19/02/2022

CLIP Vohalohany 2022


Partageo ho hitan'ny Namana.

Titre: Zany aloha ny TRAP
Artiste : Val'S NK
Directed by: JERRY PACOME
NK Production

Disponible sur youtube: https://youtu.be/SDarfUDgwZQ

Zany aloha ny TRAP Anombohana ny taona 2022TrapGasy/Trapmozika... Abonnez et partager

19/05/2021

Salama !!?
Hisy vokatra milay be ho partageko eto aminy fin n semaine ti.
Vazo le raha, RAP
Misy ifandraisany @ fety ny reny.
Mba zarao n pejy ho hitan'ny tapaka sy namana.

Address

Manjakaray
Antananarivo

Telephone

+261348263373

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Val'S NK posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Nearby media companies