Les plus BG et BLG de Mada

Les plus BG et BLG de Mada 💖 Alefaso par message ny sary na vidéos anao raha tinao avoaka eto amin'ny page💖

Nashan🇲🇬
28/05/2023

Nashan🇲🇬

Yvaniat Layraa💖🇲🇬
28/05/2023

Yvaniat Layraa💖🇲🇬

Iza no tena manja😍🥰Tsindrina sary vao asina réaction💗💗Tinah❤️ VS Wendy😲
28/05/2023

Iza no tena manja😍🥰
Tsindrina sary vao asina réaction💗💗

Tinah❤️ VS Wendy😲

21/05/2023

💖 Alefaso par message ny sary na vidéos anao raha tinao avoaka eto amin'ny page💖

NY VEHIVAVY 🎊Ny Vehivavy lesy rehefa tena tia🍂❤Tsy mety mionona ny fony💘hoe Elah ve de nahavita namitaka azy💔Eny eh!Misy...
12/05/2023

NY VEHIVAVY 🎊

Ny Vehivavy lesy rehefa tena tia🍂❤Tsy mety mionona ny fony💘hoe Elah ve de nahavita namitaka azy💔
Eny eh!Misy Izy ireny refa tena tia dia tena tia tokoa🤞🏻🥳

👉🏻Kanefa tadidio lesy fa fatany foana Elah na mampirafy anazy arany🥺Fa ngah izy moa miteny😞Satria tena tiany elah dia tsy miteny zany izy 🙄🤞🏻

👉🏻Ny vehivavy koa anefa eo Imason'lah ihany izy no mitsiky sy Besaina😁😒Fa ny any ampony any nefa marary miertreritr ny ataonlah azy💔

👉🏻Na dia Te amolaka anlah foana ary izy dia tsy afa manoatra satria🍂💘malahelo be ny fony rehefa valianlah braingina ny MEssageny😭💔

Ka hoy ah hoe lesy TADIDIO fa raha iny Sipa tena tia an'lah iny no lasa tampoka😓Tsy ampoizin'lah,🙄Dia tsarovy fa amizay fotoana izay Elah manenina 🤙🏻🥂🙆🏻‍♂️Sady Betsaka koa nge lty Ny bandy Vonona ny hampiadana anazy iny eh🤞🏻😎Fa mbola miaritra izy noho Elah🙏🏻❤

Tiavo tsara izy rehefa tena tian'lah fa tsisy hahavita ny vitany zany🤙🏻❤🍂🎉

mba ho hitan'ny namanao🎊

Célibataire ve ianao !? 💛ZARAZARAO ITY FA MAHASOA ANAO NO MAHASOA NY HAFA 🙂 💚 🌷🚩Aza maika ny hiala ao àntranony Ray aman...
11/05/2023

Célibataire ve ianao !? 💛ZARAZARAO ITY FA MAHASOA ANAO NO MAHASOA NY HAFA 🙂 💚 🌷

🚩Aza maika ny hiala ao àntranony Ray aman-dreny.

🚩Aza miandry lehilahy vao anomboka ny fiainanao. Afaka mivelatra sy miaina tsara enao na dia irery aza, araraoty tsara io fotoana io.

🚩Alaviro ny faharatsiana, ny toaka, ny sigara fa anisany mampivary lavo anao ireny.

🚩Aza ekena avokoa ity olona rehetra milaza fa TIA anao ity. Tsy izany no fomba ahitana vady 🙂

🚩Misakafoana tsara sy ara-pasalamana fa aza avela ho simba ny vatanao.

🚩Manaova akanjo maontina sy mendrika anao.... Tadidio fa miakaonty ny fijerin'olona ivelany anao satria izay no hitsaran'ny olona anao.

🚩Ny fanaovana firaisana ara nofo dia tsy porofo fa tian'ilay lehilahy ianao.Mifanoitra amin'izany aza, Sipa malama hoy izy.

🚩Aza manabandy raha vola fotsiny no itiavanao azy fa lasa kilalao fotsiny ianao ary mora aminy ny mandatsa sy manao fitaoavana anao.

🚩Tadidio fa misy Valeur ianao, manangana ho anao. Aza mieritreritra mihitsy fa amaha ny olanao rehetra ny lehilahy.

10- Ny lehibe indrindra dia Oeto Ambavaka ny fiaiananao.

TADIDIO FA ANDRIAMANITRA IHANY NO AFAKA MANOME IZAY HIRIN'NY FONAO, AZA ADINO NY MIZARA RAHA NAHAFAPO ANAO IREO TOROHEVITRA IREO.

Chycky❤Abonneo ny pejy!
11/05/2023

Chycky❤

Abonneo ny pejy!

💋Bonne nuit !
10/05/2023

💋Bonne nuit !

Chez diata💖
10/05/2023

Chez diata💖

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les plus BG et BLG de Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Digital creator in Antananarivo

Show All