KoragnesoAgny

KoragnesoAgny Tsy ankanavaka

Vaovao Malaza any ivelany mandalo tsifalamana i Jack mpilalao antsikana malaja erantany Murray fasalamana feno ho an'i J...
24/07/2022

Vaovao Malaza any ivelany mandalo tsifalamana i Jack mpilalao antsikana malaja erantany
Murray fasalamana feno ho an'i Jack

Fleuve de Menagnara au ville de Vangaindrano
04/07/2022

Fleuve de Menagnara au ville de Vangaindrano

Mailo fona fa zany e zavamisy
29/06/2022

Mailo fona fa zany e zavamisy

Vehivavy iray saika ho amidy 500.000.000 Fmg tao Vohipeno

Mpivady mila ravinahitra avy any Vangaindrano no nikasa hivarotra an'ity vehivavy ity izay avy any Agnalila Farafangana tao Vohipeno.

Fantatr'izy mivady ireto ny ray aman-drenin'ilay vehivavy ka nolazainy fa misy olona vonona hanakarama azy 30.000 Ar isam-bolana any Antananarivo mba hitondrana azy.

Loharanom-baovao avy amin'ny tsara sitra-po no nampandre ny polisy ka voasakana mialoha ny fikasan'izy mivady ireto.
Rehefa natao ny famotorana dia fantatra fa saika ho amidin'izy ireo 500.000.000 Fmg ity vehivavy ity.

Phenomene d'APHELIE hikisaka hanalavitra ny tany ny masoandro manomboka androany ka aza gaga ra miampy ny hatsika, mety ...
28/06/2022

Phenomene d'APHELIE hikisaka hanalavitra ny tany ny masoandro manomboka androany ka aza gaga ra miampy ny hatsika, mety itondra tsioka malefaka ka ysy ifarana izany ra tsy ny volana Aout any

Tena le maire iany ny fototry ny loza
27/06/2022

Tena le maire iany ny fototry ny loza

⚠️MANAKARA : Anisan'ireo voarohorihy amin'ny halatra voamason-jaza ny Ben'ny tanàna

Daroka bombe nataon'ny Russie tao Kiev renivohitry Ukraine
27/06/2022

Daroka bombe nataon'ny Russie tao Kiev renivohitry Ukraine

27/06/2022

Natokana, ho antsika tia mifampizara vaovao sy zava misy azo ifampizarana...

Address

Ouest Ambojanahary
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KoragnesoAgny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to KoragnesoAgny:

Share



You may also like